Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -40%
-40% sur le Pack Gaming Mario PDP Manette filaire + ...
Voir le deal
29.99 €

Ogra exo sur 3DS max

4 participants

Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Ogra exo sur 3DS max

Message  Teligone Mar 4 Jan - 5:20

Manaona Daoly ny ato @ telovongany!Dia tratrin Taona 2011 !
Efa ela ian no tato fa zao vo mba mandray anjara e!
Misy anty "modelsheet" ty kubuku tao @ net de mba ikotranana kely ee!
Tsy dia tena mahay manao sary be loatra mank lol!
Efa t@ 25 dec 2010 iz ty no natombuka!De zao mandroso tskelkel zao e!
Mbola ho entina sur ZBrush ty mank fa mil mikotrana an'azy io koa

(Misaotra an GassCreative lu t@ nampahafantatra anle lojk e!)

Dia miandry comment avy @nareo zany ra misy remarque azo anatsarana zavatra e!

Ogra exo sur 3DS max Ogra_m11
Ogra exo sur 3DS max Etape_10
Ogra exo sur 3DS max Ogra_a10
Ogra exo sur 3DS max Ogra_l10
Ogra exo sur 3DS max Loha10

Teligone

Messages : 5
Date d'inscription : 09/03/2010
Age : 35

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  ratsy Mar 4 Jan - 16:04

tratran'ny taona marina isika rehetra e, le izy aloha ao tsara e na le topo anle izy ary ca va! miandry ny tohiny ngamba ! dia ento an'ny am zbrush e. Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  Poumpouny Mar 4 Jan - 17:30

Efa milam tsara ny fomba fihady, ny wire ao tsara, le definition an'ilay masse musculaire angamba sisa saingy mety any am Zbrush iny zay vo tena ho hita. Maka toerana ny bandy hanaraka ehh. Hoay saika adino, tratry ny taoana
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  gasscreative Mar 11 Jan - 5:05

BONANEEEEEEEEEEEEEEEEEEE!!
milay be zany cadeau de nouvel an nareo ho an'i CG Dago zany a!
efa ela toko ny tenanay tsy niserana tato @ telovongany ka faly mahita fa mivoatra be ny ato!!
Tohizo fa tsara e! miandry ny fivoakany any @ Zbrush zany
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  Teligone Jeu 13 Jan - 2:10

Variana ny fety dia zao ndray vo notohizana e!
Zao aloha no mbola vita hatreto
Ogra exo sur 3DS max Aro10
Ogra exo sur 3DS max Ograar10
Manomboka eto zany dia zBrush ndray!Mbola azo lazaina lo zay hoe novice ra ty logk
iray ity fa dia mihezaka hatrany e!! rabbit

Teligone

Messages : 5
Date d'inscription : 09/03/2010
Age : 35

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  ratsy Jeu 13 Jan - 11:52

efa tena milay tsara ! za sur hoe hivoaka tsara izy , amle tonga dia mampatahotra b Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  Teligone Sam 15 Jan - 0:15

Ao fa ezahana ampatahotra e! Ny ahiko ary zao hoe lasa mampiomehy le izy
satry mbola votsavotsa manko ny tenanay @ZBrush Laughing Laughing Laughing !

Teligone

Messages : 5
Date d'inscription : 09/03/2010
Age : 35

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  gasscreative Lun 24 Jan - 3:55

Milay iz zany a!
Ary aiz le biby anakiray otrany liona iny e! atao adva an'ity?
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Ogra exo sur 3DS max Empty Re: Ogra exo sur 3DS max

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum