tsy ainay miits miistall plug
3 participants
Page 1 sur 1
tsy ainay miits miistall plug
misy code amboarina v ref miinstall plugin ao @ c4d r12?
ref kopiena ao anaty dossier plug leiz d tsy hitany miits ohatra ilay breaker iny zao. Fa lay Vray ndray tsy mety raha tsy @lay version installer nefa nena lay version installer tsy misy code d'activation d mbola demo, sao d misy mahita code d'activation fa tenanay tsy mahita miitsy

Re: tsy ainay miits miistall plug
Verifier-o aloha hoe compatible R12 ve le plug sa tsia, ny Vray zao tsy maintsy V 1.2.5.5 izay vao nivoaka vo 2 samaine zay no compatible aminy !
Re: tsy ainay miits miistall plug
Poumpouny a écrit:Verifier-o aloha hoe compatible R12 ve le plug sa tsia, ny Vray zao tsy maintsy V 1.2.5.5 izay vao nivoaka vo 2 samaine zay no compatible aminy !
kay any ankaf lay xbraeker no kolena fa tsy any anaty dossplug. D lé Vray tsy manao rendu ref demo ny logik ratswé misy vao² natokana wan portable nga, miaffiC ane @ menu ian nefa lay iz; fa raha tsy installeur d tsy mianga miits éééé.
Re: tsy ainay miits miistall plug
ny ahy izao iza no mba ahitako an'io version 12 io no mahakiana
dad1- Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|