Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Display Star Wars Unlimited Ombres de la Galaxie : ...
Voir le deal

OGRE (WIP)

5 participants

Aller en bas

OGRE (WIP) Empty OGRE (WIP)

Message  gasscreative Mar 16 Fév - 20:59

sali daolo ry 3Diste mianakavy an! Fandraisan'anjara e! Tsy tena wip izy ty satria tsy work in progress fa ketrika tsy vita e, fa aseo eto fotsiny le fivoarany. Enga anie mba hanampotoana anohizana azy.
OGRE (WIP) Wip_1113
OGRE (WIP) Wip_2a10
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Poumpouny Mar 16 Fév - 22:41

Aoka lesy bain ah!!!
Indro kely fotsiny, rehefa hanisy sary eto amin'ny forum ialahy de ilay bouton "heberger une image ampiasaina de tonga de misy option ao hoe redimensionner l'image de amizay tsy tapaka le sary.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  ratsy Mer 17 Fév - 11:11

gasscreative>milay le ketrika tohizo

poumpouny>za marina nanandra anle redimensioner l'image fa toa tapaka foana le izy?
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Poumpouny Mer 17 Fév - 13:43

za FA efa no-Editer-ko. Au faite tsy zakan'ny haben'ilay forum (largeur) ilay 800px de no redimensionne-ko 640.

GassCreative > Le map de spécu sisa angamba no otran mbola tsy vita eh? otran mbola Matte be zany.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  gasscreative Mer 17 Fév - 20:43

PoumPouny> Tsis map spec akory io e, just map diffuse, subdermal, normal sy displace. Nanandrana mamoaka le détail-n'i Zbrush am max fotsiny ah teto fa tsy mety mitovy e. Au fait ho an'izay mampiasa maya: misy export direct zbrush -> maya tonga mesh low res miaraka am map rehetra ilaina. Indrisy fa tsis export ho an'i max le izy. Crying or Very sad
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Poumpouny Mer 17 Fév - 20:49

Miaritra kely sisa fa am Version 4 no manomboka inclut i GOZ, bouton iray no clicker-na dia misokatra ho azy ny log 3D-nao na max na maya na cinema 4D miaraka am map rehetra, de afaka miverina koa ela. ohatra hoe kitihin'ialahy any am Max ny Base mesh de mise a jour ho azy le any am Zbrush. FA hono hoa ZBrush firy zao no ao am'lah ao, otran henjana be le Zsphere 2 am le 3.5 Shocked sady efa azo hanaovana hard modeling (tombil, vaisseau spaciale......)
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  gasscreative Mer 24 Fév - 21:56

Poumpouny> Zbrush 3.5 R3 portable zao letsy no ampiasaiko ato ah! Fa loza e!!!!!! maty ny Tablet Graphic-ko, de fijaliana be manao Zbrush tsis tablet. Indro ary screenshot tao am zbrush farany talohan'ny nahafatesan'ny tablet-ko!
Ialana tsiny dieny zao zany ra mety ho ela ela ty wip vao hitohy satria tsy misy mivarotra tablet eto am tanana fa tsy maintsy manafatra ah! Crying or Very sad

OGRE (WIP) Wip_510
OGRE (WIP) Wip_410
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  gasscreative Mer 24 Fév - 22:08

aleo rangah tsika manisy sary wireframe foana a! am zay tsy kian'ny sasany oe prédef le izy, io mantsy kobo foana. Bref, zany ny wire ary e (toujours modélisé avec MAX)
OGRE (WIP) Wip_610
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Poumpouny Mer 24 Fév - 22:10

Aoka less ben le. In moa no azo tenenina fa de midonaka fotsiny eto, tsy maintsy ho faty eto ihany ty clavier ty amireto rarakivy reto kle. Sinon, zay no mbola mahatsara ny wacom, raha mahafantatra bandy ela de 69 Euro de efa mahazo wacom Bamboo. Ny ahy zao efa le table wacom razana be no ao fa mbola mandeha. enfin misy fotoana fotsiny migrevy kely le stylet fa sinon mandeha ka. raha ny anovan'ilay zanako azo ao aloha de miaiky aho fa mafy lery eh. Voakakitra, mianjera natsoboka tao anaty rano angamba sisa no tsy natao Laughing. Ny ahy zao ato am-piasana ato Wacom intuos 4 A6 kely ireny fa milam beuh, sady migerer inclinaison sy rotation stylet. Ny Bamboo tsy mi-gerer inclinaison fa zany hoe raha za aloha de mbola tsy mampiasa inclinaison zany aho eh. Ho an'ny mpanao sary no tena mila azy.
Tohizo foana ben fa milay ann.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Poumpouny Mer 24 Fév - 22:15

Vo nivoaka teo ny UV Master. Plug vo navoakan'i Pixologic sady gratos. Depliage UV en un click. Veloma hatreory ry aretina an-doha am fideplier-na UV. Misy video de presentation zay ao fa nidonaka fotsiny aho. Taloha ve lesy ela maharary an-doha mitsy amin'io resaka UV UV io.

ato izy ato
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  gasscreative Mer 24 Fév - 22:29

Poumpouny> saotra e!
indrisy zany fa de tsy hiasa tsony le lozika keliko Unfold3D!! nefa za nieritreritra fa mba efa aingana iany le depliage tam ledala.
Aleo hoany eeee Twisted Evil !!! ndao am zay hanao Lord of the ring 4!!! Twisted Evil
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Poumpouny Mer 24 Fév - 22:42

Milay lesy le pixologic ann, aiza ry adobe sy ry autodesk amizany, en plus le izy gratuit nefa raha ny commentaire aloha de izy no role indrindra amizao raha resaka rapport facilité/qualité. Sady na olona tsy mampiasa Zbrush aza fa mila mi-deplier UV fotsiny de afaka Mampiasa azy de avy eo re-exporter-na any am ze lozik'ialahy eo miarak am map UV. Bye Bye koa ny ahy ny Uv Edit-n'i Bodypaint sy UV LAyout Arrow
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  ratsy Jeu 25 Fév - 12:51

tena milay le izy! hihi ! miandry tohiny
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 21:44

Tena tsara le izy ka, tena mivoaka tsara daholo le detail fa ny hitako fotsiny dia otrany lasa loatra le SSS anle hoditra, lasa otrany hoe fingotra be loatra le izy ra ahena kely io zao tonga d ao tsara kle, fa en globale alou tena "awesome work!!!" Smile ie segondeko oa aloa le miasa @ zbrush tsisy tablet e Very Happy tena fijaliana mafy be satria ny brousy rehetra lasa tsy naturel tsouny le fiasany fa tsy maintsy mampiasa raccoursi clavier satria le souris tsisy variation ana pression. Enganie ela ahita tablet haingana fa tena efa te hijery ny fivoatran'le OGRE zay kle Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  LTR Sam 6 Mar - 1:07

wow!!
Izao no tena tiako mijery troisD zavatra tsy miexiste! Enjana zao ny demarche natongavana amzao! D iny demarche mketrika iny ko le tena mamy am le revy! lol milay lesy é!
LTR
LTR

Messages : 18
Date d'inscription : 03/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo

http://www.ltr-artwork.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Poumpouny Lun 8 Mar - 13:53

Otran efa nahazo tablet nareo ary am le Soldier Girl ary eh Laughing
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  gasscreative Lun 8 Mar - 14:10

nalaiko alo letsy le tablet ny ra ranto fa tsy de ampiasainy firy e! mandra pazaoko vaovao ndray alo
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

OGRE (WIP) Empty Re: OGRE (WIP)

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum