Fanolorana
3 participants
Page 1 sur 1
Fanolorana
Tsy dia tena mpikirakira telovongany fa mba tia mahafantatra zavatra hafa koa.
Efa mba nikitika 3DS Max ihany koa fa tsy lasa lavitra.
Sketchup no mba haihay am resaka modelisation fa tsy misy apoka raha vao miditra rendu.
Asa raha mba misy mikirakira an'io eto.
Efa mba nikitika 3DS Max ihany koa fa tsy lasa lavitra.
Sketchup no mba haihay am resaka modelisation fa tsy misy apoka raha vao miditra rendu.
Asa raha mba misy mikirakira an'io eto.
Andriantahina- Messages : 1
Date d'inscription : 24/02/2011
Re: Fanolorana
tongasoa dia tohizo foana ny ketrika fa mandeha ho azy eo io
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|