Matte Painting sur blender
3 participants
Page 1 sur 1
Matte Painting sur blender
Tsy tena tutoriel mo zany izy ty fa plutot making of zany e, fomba nanaovana matte painting sur Blender
zao ny rendu final :
Mazava ho azy moa fa manomboka @ modélisation ny rehetra
Avec matériaux:
Raikitra @zay ary ny mattes, homanina anaty photoshop ny sary rehetra:
ampidirina anaty Blender daolo @zay izy mianakavy
Marihina fa atao layers samihafa avy ireo : ny décor 3D, le chateau, le vallée, de le ciel.
De samy omena render layer iray avy izy ireo afahana mitraiter an'zareo mitokana zay vao akambana image composite iray.
Zao @zay ny setup an'le nodes ao @ Node Editor (clickéo le image raha tsy mipoitra tsara)
de zao ny image farany mo zany (afaka clickéna le image)
Ny avantage @le vita anaty Blender moa zany de le hoe tsy mila mampiasa logiciels be dia be samihafa vao mahavita matte painting, sady mora kokoa ny animation satria régléna dans un espace 3d daolo ny éléments rehetra
Zay ry zalah fa de mazotoa a, nisaotra namaky

Re: Matte Painting sur blender
tena milay e, na le procesus na ilay fivoakany.
Efa ela ko ny tena ts tato @ telovongany f ataraiky ary @FB ary kay ato misy mazavazava koko!!

gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Matte Painting sur blender
gasscreative a écrit:tena milay e, na le procesus na ilay fivoakany.
Efa ela ko ny tena ts tato @ telovongany f ataraiky ary @FB ary kay ato misy mazavazava koko!!
Aleo mitsy ko mba velombelomina ihany TELOVONGANY fa izy zao no mba site communautaire-tsika hatreto
Re: Matte Painting sur blender
Misaotra ma fizarana eh, de misaotra mamelona indry an'i Telovongany !
Sujets similaires
» Light painting 2.0
» mianatra blender
» Blender 2.54 BETA
» yafaray moteur de rendu pour blender
» sci-fi natao tam blender
» mianatra blender
» Blender 2.54 BETA
» yafaray moteur de rendu pour blender
» sci-fi natao tam blender
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|