(SUSPENDU)rolls royce phantom
3 participants
Page 1 sur 1
(SUSPENDU)rolls royce phantom
ketrika kely miainga amin'izao ndray e. tamin'ny samedi za nametaka blueprints dia teo maraina teo nanomboka nikapoka dia zao aloha ny zava-bita.
eto aho zao
eto aho zao
Dernière édition par ratsy le Ven 5 Mar - 11:31, édité 1 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
Efa voalaza fa tsisy kianina e! fa cacher-o fotsiny le plan misy blue print am zay le vam fotsiny no hita refa mi-poster
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
ie aleo fa cacheko io refa mi poster amin'ny manaraka za
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
mise a jour kely! mbola misy ajustement tokony atao fa ezahiko vitaina rapide
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
ratsy> efa me-haingana iz zany mioatra noho le DB9 teo an!
fa mbola mila dressage kely le eo am varavarana fa tsy mifanintsy
fa mbola mila dressage kely le eo am varavarana fa tsy mifanintsy
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
gasscreative>ie mbola misy zavatra maromaro mbola ahitsy, fa efa miezaka mba ho rapide e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
tena somary malahelo za mampandre fa tena nipoaka le pc tato dia somary miato kely aloha ty wip-ko ty satria taraiko ao amin'le pc ray ao le donné rehetra! tena manjeraka be
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
ratsy> mahereza e!!!!!!! le machine koa anie mety mba reraka e!!!
Fa endrasanay foana ny tohiny na ho ela na ho aingana e!
Fa endrasanay foana ny tohiny na ho ela na ho aingana e!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
gasscreative>nifindra machine ndray aloha za ! dia vao nitelecharger blender dia hiketrika zavatra hafa mitsy ngamba ! le rolls royce nefa efa roue sisa no tsy vita !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (SUSPENDU)rolls royce phantom
Vam hafa ndray alo atao zany mandra-piandry le piècen'le Rolls Royce fa reny mantsy vam lafo vidy sady vitsy kely ka sarotra ahitàna piece!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|