Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Display Star Wars Unlimited Ombres de la Galaxie : ...
Voir le deal

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

+3
gasscreative
maboule
spectroplasm
7 participants

Page 2 sur 2 Précédent  1, 2

Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Jeu 30 Sep - 14:59

Efa mahazo ca va zany efa mahazo core i7 zany de nvidia milailaytsara, avy eo moa ny ram sy ny HDD indray mora Wink
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Jeu 30 Sep - 16:07

Ho an'ireo izay tsy afaka mipasy commandy na liana tia hanao commande ana ordinateur, na equipement informatique dia afaka alefako izay kaomandy tadiavina ary afarako dia mandray entana fotsiny ianareo rehefa tonga ilay izy.

Ny delai an'ilay envoie dia entre 3 jours katraminy 1 volana eo ho eo. Ny entana afarana dia ny prix d'envoie iany no aloha miampy ny prix an'ilay materiel fa kosa tsy mandoa douane intsouny ianareo Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty sendra nandalo...

Message  kapla Mar 21 Juin - 2:18

sali daoly nareo ah!! tena efa ela ela mintsy ny tenanay no tsy teto ah, sendra mba niserana kely fotsin de nahita anty topic ty, zao rzala za zan tena sainga nanafatra mac pro le farany nefa zao tsy overlockena lery voa mety anovana 3ds max de tena kivy ah fa zao za zao tena nanao 180 degrees mintsy satria nivoka sy nanomboka namidy taminy 10 mai lasa teo le gamme-na precision vaovao M4600 sy M6600 tany USA natao ho antsika mintsy, le prix basic lou zan de miainga aminy 2062 $ gamba izy teo fa ra tena mitady anlé tena enjana de tonga de miomana any aminy 6000 na 7000 $ any (customizer io), ny machine-kou ato zao ratsy kely, tena we amlé ratsy lé mampiari-tory katrimny maraina eh aleo tsy tenenk fa Embarassed
misy contact za mipetraka any de mba nasaiko nividy lery lé M6600, za ian no n-customizer anazy par rapport aminy besoin-ko de ty ary specs:

dell precision mobile workstation M6600 17"3
genuine W7 professional 64
intel core i7 2820QM deuxieme generation 2.30ghz, 8M avec technologie 2.0 turbo boost 3.4ghz
16GB DDR3-1333Mhz SDRAM, 4DDIMS
NVIDIA Quadro 3000M 2GB GDDR5

zavatra tena ilaina alou zan ntena asewako eh, aon ny evitrareo aminio?? mety ve sa tsy za mou zan ao aminy monde design d'objet, architecture, graphic design (3ds max, vray, photoshop, illustrator sy maromaro...) msotra eh
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Mar 21 Juin - 14:22

Tena raha 2000 Dollar zany no mbola mila customizena aleo indray miditra macbook pro, misy an'ilay mac book pro core i7 ireny ! ny tombony fotsiny le ram 16G, de le carte graphique izay azo lazaina hoe avo lenta tokoa.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  kapla Mar 21 Juin - 15:23

ie marn mintsy zan teneninao zan fa za né mac be mintsy eh fa lé izy tsy maintsy mampiasa anlé bootcamp ntena nahakivy anah, fa aona kay nfahitanareo anio, za tsy manao animation Be we grosse prod reny, fa modelisation, rendue complexe kely ian, de zavatra graphic sy anim kely kely mba mety ian ve io za tsy mitady zavatra we monstre be mapataotra be reny!!!
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Mar 21 Juin - 16:37

Mety tsara io fa hitako fotsiny hoe somary lafo ! fa zany hoe raha 3ds aloha de tsy maintsy PC.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  kapla Mar 21 Juin - 18:46

ie za kou lou mahita we somary lafo ian ra 2000 zan sady io amzan mbola lé config basic mbola tsy misy customization mints mbola faible, mety amlé izy laptop kou gamba no tena maha lafo azy sady be flirony be le izy eh, misotra tamlé toro-hevitra eh Very Happy

http://configure.us.dell.com/dellstore/config.aspx?c=us&cs=555&l=en&oc=MLB199&s=biz

io jao lé izy tsotra...
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Mar 21 Juin - 20:25

http://www.rueducommerce.fr/index/asus%20g73

io anie jerena fa misy bobaka eh, environ 1000 euro eo zany hoe eo am 1300 dolaka eo zany !
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D - Page 2 Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 2 sur 2 Précédent  1, 2

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum