Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -14%
Apple MacBook Air (2020) 13,3″ Puce Apple M1 ...
Voir le deal
799 €

Salama ry mpiondana 3D!!

5 participants

Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Salama ry mpiondana 3D!!

Message  Manga Ven 5 Mar - 0:30

miarahaba antsika!

Faly mahita hoe nisy ihany forum3D gasy zany. Ny tenako moa dia sady tia 3D sy 2D no mba mikitika kely koa e. Blender no tena haiko ( mbola tsy pro an!) fa miezaka e!
ankoatr'izay mankafy "fantasy" , mangas, sy metal ihany koa ny tenako.

zay angamba aloha ny amin'ity indray mitoraka ity!^^
Manga
Manga

Messages : 20
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 40

http://harisolo.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  gasscreative Ven 5 Mar - 2:07

Tongasoa i Manga eto am ty forum ty!!!
Manantena ny ahitanao ze mafinaritra sy mahasoa eto am ty sehatra ity ary maniry ny hifampizara ze azo zaraina aminao!!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  ratsy Ven 5 Mar - 11:11

tongasoa i manga ! dia manantena asa-tanana milay avy aminao ! za ko blender no ampiasaiko dia mba faly za fa misy bandy mampiasa blender hafa koa ato amin'ity forum ity
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  spectroplasm Ven 5 Mar - 13:56

tongasoa tongasoa!!! Smile faly tokoa mahita hoe mitondro tsikelikely ny lisitry ny mpikambana Smile ary manantena sahady ny hijery ny asa-tanana avy @nareo, aza matahotra na tsy mbola pro aza fa tsisy tonga d teraka ho pro ange e Smile miandalana eny dia manao zay mety e d ho hitanao fa hitombo hatrany ny traikefa refa zatra mikitika
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  Poumpouny Ven 5 Mar - 16:09

Tongasoa enao, faly tokoa ny tena fa mitombo adro aman'alina ihany ny bandy akama ato (misy sipa koa ve ato?).
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  Manga Sam 6 Mar - 1:14

pour info... chuis une fille ^^ salama poumpouny( Rado) tadidinao ve za e! HArisolo!
Manga
Manga

Messages : 20
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 40

http://harisolo.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  Poumpouny Lun 8 Mar - 13:50

Studio Ako? tadidiko ka izay anie no nanontaniako teo hoe misy sipa koa ve ato ? Enao zany angamba no andriambavilanitra voalohany eto. De mba asio an'ilay asa-tanana milay be ireny mba jerena eh!!! Smile
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  gasscreative Lun 8 Mar - 14:16

Salut Manga!! sa i Harisolo no hiantsoko anao refa eto? Smile
De tonga soa de teneno daolo ry zalahy mpankafy na 2D na 3D hamonjy ty forum ty e!!
De alefaso daolo ko le asa-tananareo reny fa milay be. Za aza te hi-modéliser reny concept nareo reny fa tsika moa mbola teiterenény asa foana le fotoana fa une autre fois ngamba.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  Manga Mar 9 Mar - 15:49

Tsy maninona na Manga na Harisolo fa mety daholo ka Very Happy ok efa mba nanely ny vaovao ihany e!!!
Manga
Manga

Messages : 20
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 40

http://harisolo.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

Salama ry mpiondana 3D!! Empty Re: Salama ry mpiondana 3D!!

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum