Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -14%
Apple MacBook Air (2020) 13,3″ Puce Apple M1 ...
Voir le deal
799 €

Boky tsara ho an'izay liana

Aller en bas

Boky tsara ho an'izay liana Empty Boky tsara ho an'izay liana

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 18:22

Karakory jiaby.

Ireto misy boky hitako fa tsara ho antsika liana, somary techniques izy ireto fa raha ny fijeriko azy dia tsara ho fantatra indrindra ireo liana @ developpement :
1- [800 pages] Fundamentals of Computer Graphics, AK Peters, Peter Shirley 3rd Edition : Tena tsara fa mila mahay Maths kely kosa aloha e !
2- [> 1000 pages] Real Time Rendering, AK Peters, 3rd Edition : Isan'ny reference eo @ ilay sehatra www.realtimerendering.com ny site misy vaovao maro,
3- [497 pages] Advanced Animation and Rendering Techniques, Theory and Practices, Alan & Mark Watt, Addison Wesley 1992 : somary antitra fa mbola misy techniques mbola miasa hatramin'izao.

Marihiko fa ny tenako dia tsy nahavita vaky azy ireo manontolo, fa ny chapitres vitsivitsy ihany, fa saingy kosa mampitombo ny fahalalana ahafahana miditra @ pratique lalindalina.
Manampy eto ihany aho fa ampy aloha io angamba.

Mazotoa mamaky isika !

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum