Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-14%
Le deal à ne pas rater :
Apple MacBook Air (2020) 13,3″ Puce Apple M1 – RAM 8Go/SSD 256Go
799 € 930 €
Voir le deal

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

4 participants

Aller en bas

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow) Empty VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

Message  gasscreative Dim 14 Mar - 1:05

Noho ny fangatahan'ny namana iray (serfera) dia atolotro eto ny fomba fiasako (marihiko fa izao no fiasa mety amiko fa mety misy mampety ny an ny tsirairay an). Tsy tuto générique indrisy izy ty ry serfera fa fanazavana fotsiny mo zany ny fomba fiasako.

Ny zavatra fantatsika retraretra nefa sarotra am tsika ny manatanteraka azy dia ny conception no tena tokony andaniana rondonyy sy fotoana be be kokoa noho ny réalisation. (C'est une science exacte et ce quelque soit le projet - na tsy 3D aza).

1- Hevitra iaingana
Mazava oazy fa tokony hisy evitra hiaingana aloan'ny hanao zavatra. Tadidiko tsara izaho tam vo nianatra 3D de tonga de mamelon machine demilancer 3Dsmax de eo vo mieritreritra oe hanao inn? Tsy maintsy mandalo am zay foana e, fa refa tafiditra ao anaty sehatry ny asa le izy de tsy mety intsony izany. Na exercice aza no atao de tokony ho fantatra oe inn alo le ho atao de inn no tiana ahatongavana. Ra kandra moa zany le izy de efa mazava le tiana atao.

2- Inona avy ny tokony atao amin'ilay izy?
Mila fantarina oe image fixe no atao sa animation. Ra image fixe de otrany aona le angle de vue. Ra animation de otrany aona daolo le plan tsirairay (zany oe tsara ra misy storyboard mitsy). Satria arakarak ' ireo plan ireo no hanaovanao ny modélisation. Ohatra zao le scooter transformers iny. Plan large (plan sequence) daolo le transformation, donc tsy mila détail be ah am modélisation fa ze optimal ihany. Intégration sur fond réel le izy sady miaraka am mouvement de caméra type camera amateur, ny action rapide daolo ko, zany oe tsy mila matériaux complexe be ah satria refa miampy an le motion blur ko le izy vo me tsis hita. Ce qui implique zany oe mila manao texture baking (manao rendu une première fois avec des matériaux complexe et tout de avadika texture iny rendu iny de iny no apetaka am le model). Ny tena marina (en tout cas zay no fanaoko) tsy mila GI (global illumination) sy FG(Final gather) izany ny animation fa manao rendu en pass fotsiny (zany oe atao calque samy hafa ny couleur, reflection, ambiant occlusion, shadow, sns...). Sady le FG mi-flick (mi-pipika be) refa animation.
De aza adino ko ny motion blur mba tsy hampi-sacade le anim sy ampisy réalisme le izy.
Mila fantarina koa ny mouvement de cam. Rah fixe le cam de ataoko mitokan am zay ny rendu le personnage sy le decor ka le decor ataoko indray fotsiny de am zay mahazo gain de temps be mintsy.
Mila fantarina ko ze action rehetra mety ho atao n le personnage.
Arakarak'iny mantsy no hanaovanao le rig sy expression facial rehetra. Ohatra zao ra anaty spot 30sec misy personnage 1 falifaly foana mandritra le spot, tsy hanao morph tezitra mits enao. Tsy tsara zany le oe ataoko daolo ny morph rehetra alo de refaveo animena. Ny rig ko torak'izany. Mila strech ve le bras sa tsy mila ? Fa tsy ndeh andany andro am zany nefa tsy apiasaina akory refaveo.
Bedabe ny zavatra otran zany mila fantarinao alohan'ny tena hirosoana am le asa e!!!
Ohatra oe ilaina ve ny aty vavany, ilaina modelisena ve ny vatany sa tonga de akanjo fotsiny (satria iny mantsy mbola tantara iray hafa ra asianao vatany ao ambany le akanjo ao refa am skinning a).
Zany retraretra zany ilaina fantarina mialoha daolo, ary minoa ahy ianareo fa tena mahazo fotoana be minsty!

3- Modélisation
Rehefa mi-modéliser zvt 1 ah de tsy maintsy misy sary référence foana eo akaiky eo (rah manana double ecran mo zany de en permanence eo am le ecran ray le reference de am le ray no miasa). Io reference io, mety photo, mety dessin tanana, mety blueprint mitsy. Ary tsara raha maromaro.

Rah modelisation organique no ataoko de matetika ah plane foana no iatombohako ka extruding edge no technique ampiasaiko (zany hoe sitositomina le edge). Tsika ngamba efa nahita tuto maromaro ihany fa tsara ny manaja le edge loop (misy sens zany le edge suivant sens ny fibre musculaire) reny dieny am modélisation sô de refa am animation vo mahita déformation hafahafa. De ezahina en tant que possible (ary minoa ahy ianareo fa possible foana io refa zatra tsara) ho 4 côtés foana ny face iray. 3 côtés refa tena tsitanareo ze fika. Fa ny mihoatra dia tsy tsara mintsy. Ezahina koa ny mba ha carré² ny face fa tsy ho rectangle (streché). Ary mba mitovitovy abeha (à peu près) ny face adjacente (face tonga dia mifampitohy)
Rah modelisation non-organique indray dia matetika miainga am form géométrique toy ny cube sy ny cylindre. Mba ampisy réalism an le objet de tsy tokony hisy arête vive zany mintsy. Izany oe ze angle retra tokony légèrement chanfreiné foana.
Rah question rapidité alo de kotrana iany e..... de raccourci clavier sy menu contextuel be de be!!!

4- Texturing
Mila fantarina ze objet mila coordonée de mapping. Mila fantarina koa oe symétrique ve le texture sa tsia? am zay tsy mandany fotoana mi déplier an azy rehetra fa ny ilany fotsiny ra symétrique le izy. Matetika ah Unfold3D no ampiasaiko hi dépliena le objet de am Max ah no mandamina ny emplacement-ny.

----------- fin première partie----------
ajanoko atreto alo ny androany fa manarak ndray ny tohiny (rigging, skinning, animtaion, rendu, composting, sns...)
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow) Empty Re: VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

Message  Poumpouny Lun 15 Mar - 14:35

Misaotra am fizarana cheers
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow) Empty Re: VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

Message  gasscreative Lun 15 Mar - 14:37

Poumpouny> Nenareo ko ba tianay ho fantatra e
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow) Empty Re: VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

Message  Serfera Mar 16 Mar - 16:02

tonga dé amlé oui le tuto gasscreative, mino aho fa samy hizara ny azy eto zé terempanahy, lé titren'lé topic koa tonga dé am'lé ilàvana azy, zà alo de mahita zavatra maro azo alaina tahaka tao anatiny satria mbola tsy au point mintsy raha resaka processus de création, tsy artista mantsy e! afro fa hizàra eto ihany refa mahatsangana méthode perso!
Thanks for sharing! Wink
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow) Empty Re: VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

Message  Poumpouny Mar 16 Mar - 17:11

Nena koa aloha izany de mitovy tsy misy valaka an'io an'i Gasscreative io fa zany hoe mbola betsaka ihany no mbola tsy tena voahajako tsara !!! mbola mila ezaka.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow) Empty Re: VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

Message  ratsy Mer 17 Mar - 12:05

gasscreative>milay le izy ! ny ana ngamba hatramin'zao aloha mbola tsia dia misy methode hoe fanaovana 3D fixe ! ny zavatra efa misy ato amiko fotsiny dia le fametrahana tsara ny zavatra ho atao , na le conception voalazanareo ! satria raha tsy mipetraka amin'ny voalohany iny dia tsisy zavatra vanona mitsy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow) Empty Re: VOTRE PROPRE METHODE DE TRAVAIL (Workflow)

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum