sali sali daolooooo
+3
Poumpouny
ratsy
mandi
7 participants
Page 1 sur 1
sali sali daolooooo
Za zany Mandimby Harinas (Mandi) e, d ny sehatra misy ana an, manaonao BD kely, d web tsotsotra, d 2D kely aloh atreto.
Eo @ sehatry ny fizahan-tany, sy ny fanajariana ny tontolo an-drenivohitra iany ko za. D mbo miditra @ sehatr'reto nareo enjana b reto, mbo mjerjery ny talentan'ny Malagasy namana.
D mrary soa antsika rehetra ary ny tenako.
Zay ny fanolorana ny tenako,
Misaotra tompko
Eo @ sehatry ny fizahan-tany, sy ny fanajariana ny tontolo an-drenivohitra iany ko za. D mbo miditra @ sehatr'reto nareo enjana b reto, mbo mjerjery ny talentan'ny Malagasy namana.
D mrary soa antsika rehetra ary ny tenako.
Zay ny fanolorana ny tenako,
Misaotra tompko
mandi- Messages : 8
Date d'inscription : 11/03/2010
Re: sali sali daolooooo
tongasoa mandi ! dia mirary fahombiazana anao eto amin'ny telovongany
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: sali sali daolooooo
tngasoa eh!! Fa ny 3d ne 2D apina ray eh! tafalatsak ao koa elah! hihi!
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: sali sali daolooooo
Tongasona Mandi! de alefao ze asa tanana retra any fa sehatra ho an'ny resaka Graphisme mitsy ity !
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: sali sali daolooooo
tonga soa Mandi, inona kay le hoe fanajariana tontolo andrenivohitra urbanisme ve sa ?
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: sali sali daolooooo
zay ndray vo ita kely e. tsis vaovao mintsy fa mety hirotsaka @ le 3D @ zay...
mandi- Messages : 8
Date d'inscription : 11/03/2010
Re: sali sali daolooooo
ie, urbanisme (tsy resaka architecture akory fa resaka aménagement etc.) fa tsitako izay handikana anazy @ teny gasy
mandi- Messages : 8
Date d'inscription : 11/03/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|