Plugins o an max
5 participants
Page 1 sur 1
Plugins o an max
itak to mbola betsaka n tsy mahalala reo plugins misy am 3ds max:
Reto r zareo miarak am fanazavana.
Vohalohany ra modelisation s rendu exterieur
-Moteur vue8 Xstream:Manao hazo realiste,bozaka,terrain, ary integré am max 2010
-yvy le resaka creation ana hazo mandady nataok tao anat tuto iny!
-Onyx garden! resaka hazo s plantes ftsny! ra ohatra ka anao paysagiste! lol
-Sinisati dreamscape! ra anao ranomasina manonja mits sy envir mlay! otran vue 8 iany fa ts manao hazo iz! de final render iany n mety rendu any
Moteur de rendu:
Productions studios long metrage
-Mental ray n tena top list! best render mo zany fa sarotsarotra iz
-Final render n cebas no manaraka!izy koa sarotsarotra! miarak am final toon;final dof,pyrocluster,final particules.
special architecture
-vray render;elaela fa tsara!
-Brazil
-maxwell
ny plugins ana destruction s resaka forces colisions
-ray fire tools
-karakatoa! nanaovana an le film 2012 iny!
-CEBAS VOLUMEBREAKER io koa tsara be
n fanaovana rigging animation et skining
-Automatron! n tena mlay lony eh
-Cat de softimage
-DI-O-MATIC Character pack
Ny fanaovana afo
-fume fx sad mahavita manao fumee de derrapage ra tobil!
Ny fanaovana tafotrano
-roof designer
le meilleur pr la fin n fanaovana rigging ana vehicules de transport s ny avions sns
CRAFT DIRECTOR TOOLS
Mahavita manao animation ana vehicules s air planes rehetra
4roues,2roues(moto),avec remorque,custom tyres(na 10roues aza mety),chaines(tank),avions guidees avec x missiles
afaka customisena dol na n vitesse na n vue cam na n amortisseur na n glissement na n force de freinage! sad afaka mandeha eo ambony surface accidentee sans pbm!
DE AFAKA ANIMENA MIARAK AM MANETTE SOUS VIEWPORT LE OBJET! Otran mlalao jeu! de vita!!
mbola betsaka iz any fa reo lo n fatatro de jereo ao am net de telechargena!
reto n lien afaka azaona anaz
gfxworld.ws
mazotoa ar mjery news am reo!
Marihako eto fa plugins PRO dol reto!de aza msalasala mdownload an reo!Faut tjr avancer! ne po stagner

D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: Plugins o an max
sotra e tamlay fanazavana anle plugins ireo ho an'izay liana te hafantatra ny mombamoba anzany bebekokoa
Re: Plugins o an max
Misaotra rangah fa zay zao tena bobaka no tsy kobonay am reo ah!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Plugins o an max
misaotra e
le ivy no nandramana fa tena milay e
le ivy no nandramana fa tena milay e
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: Plugins o an max
Mba iangaviako kely ry zalahy azafady indrindra, tsy te ho rabat-joie aho fa fotsiny mba hijanonan-tsika ao anaty legalité (tsy legaliste le eo am magro aho akory ann ) fa zao rehefa manome liens mikasika warez ialahy isany de mba ataovy mess perso na otran'izany, marina fa mbola tsy de misy miraharaha ny resaka warez eto fa na izany aza mba mila mailo ihany, amizay koa anie ny communauté antsika mba tsy misy kianina ehh!! sa ahoana hoy ialahy isany. Mba miangavy aho ry zalahy ann, raha mba azo atao.
Mifona ehh!!!!
Mifona ehh!!!!
Re: Plugins o an max
ie marina mitsy zany ka , mbola tsy misy nametraka lien alou eto e, fa miteny fotsiny hoe inona ny plugin mety raha manao animation dedié anakiray , io le resaka warez io mitsy no mahatonga ana miezaka mamorona ny plugin ho ana manokana na manao programmation an'izany @ alalan'ny scripting sy C++, izany dia sady manome fahafahampo @le hoe nahavita zavatra mou kou no sady maha "unique" ny studio de creation .
Fa ie raha sendra misy ny lien mba atao any anaty PM na message perso @zay discret tsy ho baribary be
Fa ie raha sendra misy ny lien mba atao any anaty PM na message perso @zay discret tsy ho baribary be
Re: Plugins o an max
ie marina zany fa le lien anie samy efa mahakobo daholo iany ho aiza ny forum fitadiavana azy
fa le anarana sy le fanazavana anle ataon le plugin no ilaina ifampizarana eto fa misy anarana na mandalo eo ambany maso aza le lien mety tsy azo an eritretreritra hoe inona mo zany no azo atao amin io
sady il suffit fotsiny misy bandy te higafy mandefa mail am hebergeur de akatony ny forum sanatrian zany
fa le anarana sy le fanazavana anle ataon le plugin no ilaina ifampizarana eto fa misy anarana na mandalo eo ambany maso aza le lien mety tsy azo an eritretreritra hoe inona mo zany no azo atao amin io
sady il suffit fotsiny misy bandy te higafy mandefa mail am hebergeur de akatony ny forum sanatrian zany
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: Plugins o an max
kiii! ar ts nertreretko! marn mits zan le! sod tkn suprimeko lony le lien reny de aleo ao am messag prive tsik mfandefa eh ok!
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: Plugins o an max
Aza atao mampijanona ny fizaran'ialahy eto amin'ity sujet ity mihitsy iny koziko iny, mafinaritra ahy mahita bandy tena mahafoy manoratra lava be mba hifampizarana am namana mpiondana hafa, tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny iny ny ahy, de aza supprimer-na ny post fa aza miposte liens intsony fotsiny am manaraka.
Milay eh, sady isika mitady ze hampilay mandrakariva ity forum ity.
Milay eh, sady isika mitady ze hampilay mandrakariva ity forum ity.
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|