Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
+5
gasscreative
Serfera
dad1
ratsy
Poumpouny
9 participants
Page 1 sur 1
Iza no tianao hatao anaran'ity forum ity ?
Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Tompokolahy sy tompoko vavy,
Koa satria moa isika miaina amin'ny tany demokratika , de aleo ho fidiana ny anaran'ity forum ity ka izay mahazo vato be indrindra no mandresy.
Manana Tapa-Bolana isika manomboka anio hisafidianana azy. Aoka mba safidy 1 ihany no atolotry ny olona iray (verifié par IP). Aorian'izay de hanao ny fifaninana voalohany eto amin'ity site ity isika ka ny logon'ilay site no hifaninanana amin'izay.
Marihana fa izahay moderatera de tsy afaka mandatsaka Kandida mba hampa mangarahara tsara ny fizotry ny tantara
Zo sy adidy ny mifidy .

Dernière édition par Poumpouny le Jeu 4 Mar - 14:18, édité 4 fois
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Allo,
Satria moa ny tenako tsy afaka manome proposition de mba hevitra kely fotsiny. Vao avy nanampy section 2D sy Photo aho koa mety koa angamba raha anarana mitovitovy amin-dry CG Talk ireny (Izany hoe resaka Graphisme en general mihitsy na de somary axée 3D kely aza isika) De ny mba faniriako koa de ny mba hoe teny gasy ny anarany raha azo atao. Mba tsy haharendrika atsika ao anatin'ireo forum vazaha izay efa be dia be tokoa. De mba jereo ihany koa le anarana mba mety reference-na milay ireny mba hampiakatra ny visibilitén-ity forum-tsika ity.

fa le izy ve efa misy safidy hisafidianana za mbola vao karohina le anarana?
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Ok.
Zao aza eh ireto avy ireo efa nisy nilaza tany am-forum. De soit miteny ny iray amin'ireo, soit mi-proposer vaovao. Fa iray ihany ann!!!
- Telovaingany
- Telovaingana
- Telo Refy
- Telonohorefy
- Teloventindrefy
- 3Dago
- Teloventy
- Ketrika 3D
- 3D Malagasy

isika koa zany mifidy ?
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Zay no nanaovako hoe tapabolana.
Ny moderatera aloha tsy tokony hifidy, fa d'ici tapabolana mety efa bobaka ny membre de ny membre no mifidy. Fa sinon raha mbola vitsy kely de mety hifidy ihany isika. FA afaka manome proposition fotsiny isika, fa tsy mifidy.

valiny
ohjatra tsara ny ketrika 3 d
dad1- Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Ok no editeko izany ilay sujet satria moa ity forul ity misy fonction sondage/vote. Donc natambatro izany zany mitovitovy satria 10 ihany ny choix azo atao amin'ilay vote donc natambatro ho telorefy ireo mitovitovy aminy oh: telonohorefy, telovainganrefy....sns
Toy izay koa ny Telovaingany sy telovaingana.
Marihana fa tsy azo hangalarana io systeme io ary tsy izao no namorona azy fa ny forumactif. Donc vote 1 par IP ny vote de lasa mahazo mi-vote zany ny mode satria tsy manana droit hi-truquer an'io izahay. Zay izany fa dia misokatra ny fifidianana ary no programmer-na ho tapitra dans 20 jour. izany hoe desactiver-ho azy afaka 20 jour a manomboka androany.
Mazotoa mifidy

Zà manana tolokevitra. euh!
Gasicart-CG
CG-Gasy
CG-Dago
DagoGFX
Gasicart-CG
CG-Gasy
CG-Dago
DagoGFX
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
CG DAGO no milay e, am zay tsy tena 3D pur le forum fa CG en général de 3D en particulier!!
CG DAGO
CG DAGO
CG DAGO
CG DAGO
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Ok Aleo fa ampiako ireo sosokevitra ireo de mitohy ny fifidianana.
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
zay lety zay vo nahita le vote io a!! gaga ihany a mantsy oe nasain la nisaafidy nefa tsy nisy akory le ho safidina!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Ok, Fanentanana izany ity, Manentana atsika mba hifidy ny anaran'ity forul ity, eo ambony eo misy anarana maromaro de misy hoe voter. in-1 mandeha ihany no mahazo mifidy ary safidy 1 isaky ny IP.
Tadidio fa zo sy adidy ny mifidy
Tadidio fa zo sy adidy ny mifidy
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
aleo zay hanao propagandin'i CG Dago!!!!
FIDIO ny CG DAGO!!!!!
FIDIO ny CG DAGO!!!!!!!
FIDIO ny CG DAGO!!!!!
FIDIO ny CG DAGO!!!!!!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
I gasscreative ato manao propagandy mintsy! lol
Izaho manokana sarotra no ifidy satria spécial 3d lé izy ka mety amiko daholo!
Izaho manokana sarotra no ifidy satria spécial 3d lé izy ka mety amiko daholo!
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Mifarana am Lundi zany ny fifidianana koa manentana atsika mba hifidy.
Sotsa tompoko.
Sotsa tompoko.
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
nena CG dago satria ts limite pur 3d ato fa mbo misy liana am 2d s imagerie hafa koa n bandy an!
Ekena CG DAGO!
Ekena CG DAGO!
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Zay, efa ni-vote Cg Dago e!..dia amizay mifaninana @ CG india
raguy- Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
tsis resaka tsony zany le izy ra poumpony fa de i CG DAGO no lany a!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Oui alain deloin!!
Gasscreative>marn zany eh! lany n cg dago!
manao logo sns sisa ngambany eh!
Gasscreative>marn zany eh! lany n cg dago!
manao logo sns sisa ngambany eh!
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Okay, Lany tamin'ny isam-bato 70% izany ny CGDAGO, enga anie izy ity tokoa ka ho lasa reference otran CGIndia sy CGTAlk sns ireny.
Ok Hanokatra post indray aho izany de hanao fifaninanana kely (tsy misy loka aloha ann) Hangalana propositon logo. De asiana fifidianana otran'ito ihany.
Misaotra antsika nahazoto nifidy.
Ok Hanokatra post indray aho izany de hanao fifaninanana kely (tsy misy loka aloha ann) Hangalana propositon logo. De asiana fifidianana otran'ito ihany.
Misaotra antsika nahazoto nifidy.
Re: Fidio ato ny anaran'ity forum ity.
Vive la 3D et CG-DAGO !!!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|