Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le deal à ne pas rater :
Réassort du coffret Pokémon 151 Électhor-ex : où l’acheter ?
Voir le deal

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

3 participants

Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  spectroplasm Jeu 25 Mar - 23:48

Nisy fotoana kely aho androany dia mba mandray anjara amin'ny famenoina ny Sampana 3DS-MAX tuto sy fikafika.

Efa ela tokoa izy ny nanaovako ny 3D ary faly tena faly aho ny hizara aminareo ny fitaovana izay noforoniko mba hanaovana ny Fake-GI na Simulated-GI na GI-Faosika ozy tsika gasy. Ity alou misy tantara kely momba ny 3D ho an'izay mbola tsy mahalala na efa mahalala fa liana te hafantatra ny antony nanamboarako an'io Script-plugin io.

Tamin'ny andron'ny 3D studio R1 (version DOS) ka hatramin'ny 3D studio MAX 3 (version windows) dia efa liana ny mpanao 3D hamoaka ny sary iray amin'ny hendriny natoraly (natural scene lighting), betsaka ny fikafika tsy maintsy natao ary indraindray le izy dia mandany fotoana betsaka (indrindra fa ny eo amin'ny rendu izany) ekena fa efa nisy ny Mental Ray tamin'ny andron'ny 3DS MAX v3 an'ny Kinetix (maison constructeur an'i 3DS max taloha aloha'ny namoahan'ny autodesk azy exclusivement) fa ny olana dia ny vidiny izay mitentina mille mille $ tamin'ny izany andro izany. "Face au problème" na eo anilaon'ny olana, dia nitady fika hamoahana ny jiro natiorelina ny mpanao 3D, ary dia nahita fika bedebe izy ireo, ary izay no nipoiran'ny Jirouh anarana noforoniko izy io, Jiro no fanononana azy, saingy tamin'ny fotoanandro ny namoronana azy dia betsaka tamin'ireo namako tany andafy no tsy afaka nanonona an'ilay teny gasy mazava ary dia nasiako u sy h ilay anarana amzay izay manonona an'ilay izy dia le feo gasy no mivoaka Smile.

Ny tenika ny Fake-GI taloha dia ny fanamboarana jiro be dia be en forme de dome na atao miodidina toy ny volana ilay jiro, ary atao eo afovoany ny objet anao izay ho atao rendu. Ny tena nandreraka an'ilay teknika dia izy mandany fotoana be ary ra misy ny fikitihana ny option an'ilay jiro dia tsy maintsy nalefa tsirairay izy rehetra (nisy miotra b ny isany, eritrereto hoe mikitika option ana jiro mihisa 100 enao!! mandreraka tokoa). Izay no niavian'ny Jirouh Smile automatisé daholo ny fanaovana izany rehetra izany.

mipetraka angamba ny fanontaniana amin'tsika hoe "ilaina ve io kle??, inona ny gain azo avy amin'io Jirouh io??
ny valiny aloa dia; ie ilaina ilay izy amiko alou e satria maivana noho ny vrai GI ny rendu no koa azo kitihina arak'izay ilavana azy ilay izy, tsy manembatsembana ny scene efa vita ary koa tsy "jiro" principale io akory fa famenoina ambiance fotsiny toy ny tena GI izany. ny jiro principale di ailay jiro manome sense an'ilay scene iray manontolo.

efa nipoitra tamin'ny 3DS v5 miakatra alou ilay fitaovana iray antsoina hoe "skylight" izay mitovy amin'io iany ny fiasany saingy tsy mandaitra ny skylight raha tsy manao light-tracer na advanced lighting ianao, ny jirouh kosa anefa dia mande foana. ary ny mahatsara azy koa dia izy tsy mifidy moteur de rendu, fa na scanline na Mental ray na vray na final render na brazil na Maxwell sns... no ampesainao dia mande foana izy.

ito ny paozin'ilay jirouh (efa version 1.2 izy izao Smile ny version 1.0 tsy navoaka mitsy fa tato antrano tato foana no natory, tany @ taona 1999 tany izany no natomboka).

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Jirouh10

ito ny wireframe majinika ny scene anadramana ilay jirouh!
Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Wirefr10

ary ito ny rendu final an'ilay izy miasa Smile
Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Jirouh10

ny fomba fampesana ny plugin dia copiena ao anaty ny "dossier misy ny 3DS MAX/script/startup" ilay tahiry Z_Jirouh.mzp dia zay! alefa sisa ny 3DS MAX dia tokony hiseo io sary ambony io.

na raha tsy tianao handeha hoazy ilay plugin dia copieo ao anaty "dossier misy ny 3DS MAX/script"
ary rehefa te handefa azy ianao dia safidio ny menu "maxscript --> run script --> safidio ilay Z-jirouh.mzp"

ireto avy ny takelaka azo kitihina ao anatiny:
'DOME SETTINGS'
RADIUS, SEGMENTS = ny habean'ilay circomferrence an'ilay jirouh.
HEMISPHERE = mitondra ny option feno sy atsasany (sphere complet ou hemisphere)

'LIGHT SETTINGS'
Light Parameters = mitovy amin'ny parametre ana jiro rehetra iany
Steps = ity no mitondra ny hatsaran'ilay jiro, (1= tsara indrindra fa manela ny rendu ary ~N= ratsy indrindra fa mampalaky ny rendu)

'SHADOW PARAMETERS'
eto dia mitondra ny aloka ny scene rehetra (global soft shadows) na aloka malefaka izany hoe tsisy direction ilay aloka ho hitanareo

'PROJECTION MAP SETTINGS'
ito dia ny hanomezana lanja ny Jirouh afaka manao simulation ana andro ianareo na rahona na izay mandalo ao andoha Smile ilay sary safidiana eto dia hanaovana projection indirect amin'ilay scene.

"Select" misafidy ary "remove" manala

'CREATE ENVIRONMENT LIGHT'
Rehefa afapo tsara amin'ny pitsopitsony dia potserina ny bokotra "CREATE ENVIRONMENT LIGHT" ary izany dia mibaiko ny 3DS MAX hamorona ny jirouh ao anaty ny scene anao Smile

'HIDE/UNHIDE ENVIRONMENT LIGHT'
ito ny mitondra ny fampisehoana sy fanafenana ny jirouh amin'ny scene anao (manafina tsy midika hoe maty ilay izy)

HIDE= manafina UNHIDE= mampiseo

mahazotoa daholo ary e Smile, ary raha mahita bug ianareo na zavatra diso dia mba teneno eto ho corrigeko ilay izy e Smile

**saika adinoko ny nandefa ny lien teto Very Happy Very Happy Very Happy** azafady e efa nataoko edit le post
ito ilay fichier
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  gasscreative Ven 26 Mar - 3:11

Spectroplasm> milay be le ketrika e. Ye to tsaroko tokoa tam vo netomboka nianatra 3D nanao an le Dom light, fa tam zany tsy script no nampesana fa tonga de micréer light de dupliquena en instance (am le outil Array am zay mavita sphere tsara le izy) de ny anakiray fotsiny no kitihina de miova daolo ny rehetra, ka ny somme ny intensity n'izy rehetra tokony hitontona 1 (ohatra). Raha misy instance 100 zany de 0.01 ny intensitén'le jiro 1. Script simulation na liquide ndray letsy atao a!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  spectroplasm Ven 26 Mar - 12:33

ie le izy array mitsy fa nandany fotoana be mitsy iny travaux manuel iny kle Very Happy, le simulation ana liquide tsy olana ka, particule no tadiavin'la sa physique mitsy? ny rano mantsy betsaka be le forme anle izy @ny 3DS max. fa aleo ataoko d alefako ato e Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  gasscreative Ven 26 Mar - 15:40

Spectroplasm> ty misy toro hevitra kely moba le jirouh an la io.
Tsara alo voalohany indrindra raha réglable le setting rehetra APRES création.
Faharoa tokony lién'la am le geosphere daolo le lights zany oe ra vo alebiazina ny radius n le geosphere de manaraka le light.
Point de vue ergonomie koa, tsy tokony ho hita eo am viewport le spot be de be fa manelingelina maso be, fa tokony hidden.
Bref zany, tokony le dom fotsiny no hita de ao anaty parametre le dom daolo ny reglage retra.
sur!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  spectroplasm Ven 26 Mar - 18:12

efa mety le noteneninla io ka après creation ange andramo kitihana le option anle radius sns fa mety ka Smile le izy kou afaka atao hidden refa vita d tsy eo @le viewport tsouny le izy fa mbola mandaitra, le script iny na efa akatona aza ka alefa indray le izy dia tadidiny le jirouh efa crée d azo kitihina foana ny option anle izy.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  D A ML Sam 27 Mar - 22:52

tena mlay be lets oe mis mbo maay script s manambotra plug am tsika lety eh!
tena mba anaovy plug na simulation liquide marn oe letsy!

avy amna base na polygone plane ngamb le iz genre dreamscape!
de asina blob s particules ngamba!

n olana mank ts mety mahavita manao simulation ana vagues mits; ohatra oe tempete eny am ranomasina de misy an le vague mousseuse reny ohatra n plug ana fluide rehetra

de eo am le jirouh an lah les tena mlay be leiz fa ra posibl ve afaka integren lah option oe:
afaka asignena oe geometrie autoluminescente n asan le jiro;de manao pick object geometry de le geometrie n miagir o lasa lumiere

de amzay le geometrie n atao auto luminescente ftsn na maints na mena na geometrie ana sphere aza de afak manao lumiere!azon lah ve le tiko kozina!

pbm am lumiere kou mank le afak oe maka forme ana objet le lumiere de iny objet iny mits n manao lumiere oh lumiere ao am final render zao cava be fa mety tsar an zany!nef pbm am final render ftsn mora mcrasch sy mis erreur le max ra manao az de makamo be.
D A ML
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  spectroplasm Lun 29 Mar - 17:40

ie efa nieritreretiko nasiana misy iny option ana "light emitting geometry" fa saingy manimba compatibilite b le izy d instable, satria le moteur de rendu scanline sy mental ray tsy dia afaka manao an'io loatra, le tanjna anle plugin mankou he afaka aampesaina @rendu rehetra, le simulation ana liquide efa misy iray vitako ato fa ra tsy nvidia ny carte graphique tsy mety le izy satria za mampiasa ny kit de development CUDA an'ny nVidia. raha manana carte graphique nVidia serie 8 miakatra ianareo dia afaka mijery anle simulation en temps reel ao anaty ny 3DS Max, refa tena vitako tsara le plugin dia anaovako video eto Wink
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  D A ML Mar 30 Mar - 0:06

Like a Star @ heaven Like a Star @ heaven Like a Star @ heaven What a Face Mety be eh! What a Face Like a Star @ heaven Like a Star @ heaven Like a Star @ heaven
D A ML
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  gasscreative Mar 30 Mar - 2:34

inn mo zany fa de miandry ny rariny eto zany zay
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy Empty Re: Zavounnah-Jirouh v1.2 Plugin vita gasy

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum