Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
4 participants
Telo vongany :: 2D :: Photoshop
Page 1 sur 1
Re: Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
Photoshop CS5 io ka misy io ary mety atao mitsy io, na depuis CS3 aza patch heal mask path sy opacity layer no tena fanao azy taloha, arak'ilay comment @le video le GIMP efa nanana an'io efa ela be mitsy depuis 2 ans zay RESYNTHESIZER no anaran'ilay plugin ny After Effects CS4 kou mahavita an'io tsara b mitsy fa mila mikotrana tsara
le Photoshop CS5 afa telechargena raha membre ana DEV na beta testeur ela, periode d'essai pendant 15 jours le izy fa milay ka.
le Photoshop CS5 afa telechargena raha membre ana DEV na beta testeur ela, periode d'essai pendant 15 jours le izy fa milay ka.
Re: Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
Poumpouny> Spectroplasm> Za ko mahay otran'io!!!
Tena be "fake fake" mitsy ry zalahy vazah an.
Zao ary e, ra tena favo ledala (na le CS5!) manin tsy nasehony teo ny fenêtre de calque-ny?
Satria ra ny fahitako azy de le image asehony an la oe ho fafana iny no image trucké!!!
De le image oe ni-modifiéna no image original. Izany oe, le image truqué ataony juste eo ambonin'ny calqu'ilay image original de mody selectionneny le partie ho fafany de mipoitra le ao ambany. Torak'izany iany na le mi-peindre na le manao fill (asiany mask le izy de le lokony - en noir - de tsy hita ka mampiseho le original ao ambany)

gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
ie mety ou ra otran'io le izy ka, fa refa le mibosy matte-painting reny ela tsy maintsy mahay manao an'le content aware notenenin'lery iny sady efa ela le izy no tao anaty forum an'i Adobe. Refa le mihaona reny tsika rehetra d tsara asiana seminaire kely anaovana point sy fampenarana d mba samy mahay daholo amzay za liana hampianatra foana alou fa le fotoanako no tena tsisy @le kandrako.
Re: Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
Spectroplasm > ie fantatro anie le izy hoe possible eh na juste avec tampon de duplication fotsiny aza, fa asa be manadala adimpamantaranadro maromaro mihitsy. Ny tsy mampino ahy de le izy en un click
Ty mbola misy henjana kokoa
tay be , rehefa kelikely lety isika ho soloin-dry zalahy machine raha zao no mitohy annn, io video ambony io misy explication ny logique an'ilay logicielle, fa izy kosa aloha tsy ten en un seul click otran'ilay irey eo ambony io ehh!!!!
Ty mbola misy henjana kokoa
tay be , rehefa kelikely lety isika ho soloin-dry zalahy machine raha zao no mitohy annn, io video ambony io misy explication ny logique an'ilay logicielle, fa izy kosa aloha tsy ten en un seul click otran'ilay irey eo ambony io ehh!!!!
Re: Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
Fake Be lesy io an jereo le farany no afatanrana azy sary anakiro Marina ny any Gasycreative ,
Sady tsy ampotran'lery le calque lery MDR
Sady tsy ampotran'lery le calque lery MDR
Re: Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
TSy fake le izy ry zalahy ann, efa no présenter-na officiel tam conférence Adobe, le patch match aza efa mandeha am CS4 .
Re: Content aware ( tena izy sa revin-gadra?)
Ay ra pacth io se possible ndray zany ie de CS5 ono no misy anazy fa mba miara mitady de ze mba mahita vohaloany mba mitenena fa otran ilaina be izy zany an ity misy article kely
patch match
patch match
Telo vongany :: 2D :: Photoshop
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|