Ity misy Biby
4 participants
Page 1 sur 1
Ity misy Biby
Ity misy biby! Tsary Wipy izy ty fa zavatra efa vita ela de aleo aseho ! Fa tsy hitako hoe ataoko inona ao antrano ao! Isaky ny expo vô mipotra! Crayon, gomme, encre de chine ary Painter IX no nanaovana azy, somary nitesta voalondohany ity sady noporetin'ny expo tamzay de somary misy mikorontana ihany ilay loko. Tinapaka ilay sary eto fa tsy ampy an'ilay forum ilay largeur tam vôloany.
Re: Ity misy Biby
Albii> Masaka beuh!!! Za alo tena mankafy an le biby biby tony mitsy e. Fa le technique-na encrage-n'la mitsy no reveko. Za moa tsy mahay an le izy de makafy fotsiny.
Zao ve letsy tsy otrany reny le couverture-na BD Comics reny?
Enaro aingana le Zbrush de sculpeto io e!!
Zao ve letsy tsy otrany reny le couverture-na BD Comics reny?
Enaro aingana le Zbrush de sculpeto io e!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Ity misy Biby
tena milay le izy ! enaro marina zbrush dia sculpteo !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Ity misy Biby
+ 1 ko am le technique encrage fa ny ahy aloha aleoko le ramatoa tatsy iany e !
fa zany hoe mampme le monstre misalaka keli !!!
fa zany hoe mampme le monstre misalaka keli !!!
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: Ity misy Biby
Okay okay am le kaozy! Aleo asiana salaka kle! sady efa tsy de misy accesoires nedala!
Re: Ity misy Biby
Ka ao ambadik'le salaka anie le tena biby e!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|