Mba te hahafantatra ny atao hoe Lightroom
2 participants
Page 1 sur 1
Mba te hahafantatra ny atao hoe Lightroom
Zah zany mirevy maka sary e! Mirevy Bokeh, mirevy fa mbola vô hiezaka ny hividy.
de te hahalala hoe inona no tena asan'le Lightroom!!! fa milay be ny zava-bitan'lerony aminy!

Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: Mba te hahafantatra ny atao hoe Lightroom
kaiza kaiza!!
Ny première utilité an'i Lightroom dia gestion de travail "Workflow". Lightroom azo atao é studio de develloppement anlé sary! Manao modification non destructif izy en vue anaovana export am zay format tédiavina! Ny effet rehetra ao am Lightroom dia efa misy ds photoshop sy camera raw, fa ny avantage zany dia lé afaka manao traitement sur plusieur lots de fichiers non destructif, au lieu de les faire un par un. Misy gestion de recherche mot clé etc... fa ra resaka retouche izy alo tsy mbola matoraka ny toshop satria tsisy resaka calques, masque na couche... Fa ny prise en main kosa dia très très simple, resaka curseur fotsiny... efa 3 ans zay a no nampiasa Lightroom ny tena itako utile dia refa manana plusieur milliers de photos, fa ra mbola kely kely ny photo dia pas très interressant... aléo mampiasa camera raw sy toshop. Moi je conseille oe aleo mampiasa Photoshop pour bien comprendre la retouche, zay vô mampiasa Lightroom satria izy dia juste outil pour faciliter le flux de travail (workflow) fa TSY logiciel de retouche d'image. Mamôka effets milay lery zay vitany photoshop, fa refa mampiasa photoshop enao dia misy analyse sy recherche kokoa fa pas juste manetsika curseur! Principal concurent Lightroom : Aperture de Apple je l'ai utilisé durant un an fa ça va aussi, je préfère lightroom. Attention lightroom est très très lourd!! Bcp plus que toshop! Dernier conseil, ra mshoot am' apareil pro na semi-pro dia aza atoa format .jpg mintsy fa atao .RAW (Canon) na .NEF (Nikon) satria ireo ny format non compréssé contrairement .jpg, en retouche avancé zany tena flagrant be mintsy ny différence! Ny exportation avy eo atao .tif ra mtady ny meilleur qualité na .jpg ra anao basse definition... zay sura!

Merci LTR @ le fanampiana!
vô naka version d'essai an'le Lightroom mints a! tsara le izy, marina le hoe mi-faciliter tâche le izy, haingana b, zah manko mampiasa toshop b mints kou, ary rehefa manao traitement par lots de mampiasa "action".
Karazana raccourcis zany le lightroom.
Mbola betsaka ny zvt mila enarana @ ity fakàna zary ity,
ny zava-bitanareo @ le zain reny alou de mampiaiky mints. Le calendrier ngozabe iny kou, nareo no nanao azy? sa naka sary fotsiny?
vô naka version d'essai an'le Lightroom mints a! tsara le izy, marina le hoe mi-faciliter tâche le izy, haingana b, zah manko mampiasa toshop b mints kou, ary rehefa manao traitement par lots de mampiasa "action".
Karazana raccourcis zany le lightroom.
Mbola betsaka ny zvt mila enarana @ ity fakàna zary ity,
ny zava-bitanareo @ le zain reny alou de mampiaiky mints. Le calendrier ngozabe iny kou, nareo no nanao azy? sa naka sary fotsiny?
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|