Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Réassort du coffret Pokémon 151 ...
Voir le deal

sary sary kely

5 participants

Aller en bas

sary sary kely Empty sary sary kely

Message  kapla Mar 25 Mai - 21:04

sali daholo ry akama isany ahh
ela ela tsi ita fa mbola tena be atao be eo ny asa sy ny fianarana eh
reto zany misy zavatra mba nataoko kely ehh
alefaso ny commentaires sy ny conseils rehetra.

sary sary kely C3_cop10

sary sary kely Mustan12

sary sary kely Mustan13

sary sary kely Scene_10
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

sary sary kely Empty Re: sary sary kely

Message  gasscreative Mer 26 Mai - 1:38

MIlay be ra kapla!!
Le modélisation na vam efa ao tsara mintsy.
Le reflection @ le mustang io ihany zao no hitako somar be loatra, asa na le background no matonga an zany na tsy haiko. Tohizo fa mafinaritra
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

sary sary kely Empty Re: sary sary kely

Message  Poumpouny Mer 26 Mai - 14:00

Au faite le am le mustang, resaka effet fresnel no tsy ampy. Ny hoe effet Fresnel (tononina hoe frenel) dia ny variance reflection na refraction en fonction an'ny angle de vu par rapport am le surface. Ohatra zao rehefa eny am plage enao (foulpointe ohatra) na de tsy de mifanalavitra aza ny halalin'ny rano eny amorony sy eny ampovoany de hitanao fa opaque kokoa le rano eny afovoany noho le eo am sisiny. Ilay rano anefa iray ihany fa ny angle de vue-na no mahatonga azy ho trasparent na ho opaque. Plus enao perpendiculaire am le surfacen'ialy rano de plus transparent plus misimpirata izany hoe parrallele am le surfacen'ilay rano plus izy opaque. de miantra koa io theorie io am resaka reflection, le am le mustang anefa mitovy daholo ny niveau de reflexion an'ilay daba iray manontolo.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

sary sary kely Empty Re: sary sary kely

Message  ratsy Mer 26 Mai - 14:29

masaka tsara izy zany ! le reflexion anle ford marina ohatran'ny tsy aiko na lasa betsaka loatra
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

sary sary kely Empty Re: sary sary kely

Message  spectroplasm Mer 26 Mai - 17:07

Mahafinaritra e Smile tonga d milamina tsara ny modelisation rehetra Smile efa voafehinareo tsara mitsy ny fandeany. toizo sary hafa mba hirarahana ivy eee
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

sary sary kely Empty Re: sary sary kely

Message  kapla Mer 26 Mai - 22:24

misotr ehh!!
spectroplasm>ie mandefa sary eo ihany ehhh
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

sary sary kely Empty Re: sary sary kely

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum