Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-20%
Le deal à ne pas rater :
-20% Récupérateur à eau mural 300 litres (Anthracite)
79 € 99 €
Voir le deal

VITA-ketrika ambanivohitra kely

+2
Poumpouny
ratsy
6 participants

Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Mer 19 Mai - 15:43

ohatran'ny mahafinaritra le mahita anle ambanivohitra nataon'ry serfera dia mba nanandrana nanao Very Happy

VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani10

eto somary nampiana dof kely le izy
VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani11


Dernière édition par ratsy le Ven 28 Mai - 15:28, édité 1 fois
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  Poumpouny Mer 19 Mai - 16:28

Tsara le lumiere, le proportion entre an'ilay bozaka sy ny ambiny no hitako tsy ao mihitsy, ngoza loatra le bozaka par rapport am le trano sy le terrain de lasa otran maquette zany le trano, de raha azo ampiana koa le isan'ilay bozaka de manatsara azy.
Tohizo fa milay
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Mer 19 Mai - 16:42

ok ! aleo fa ezahina ho jerena ndray io voalaza io
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Jeu 20 Mai - 15:42

ohatran'ny mandeha moramora ihany za manao anle izy ! ahoana ny fahitanareo anle izy ? inona no tokony ovaina sy amboarina ?

VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani12
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  Poumpouny Ven 21 Mai - 14:57

zay zao efa mba netinety le proportion, le bozaka fotsiny amiko mbola mila ahena kely ihany ny halavany, de raha azo atao koa dia asivo variation kely le lokon'ilay bozaka (mavo, marron ....)
miandry ny tohiny
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Ven 21 Mai - 15:04

tena hevitra mety zany ra poumpouny aleo fa ezahiko atao an'izay marina hoe jerena
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  Poumpouny Ven 21 Mai - 15:11

sinon raha afaka ampiana detail kely fotsiny le trano, otran sommaire be loatra mantsy le modele, ampio filiriny kely, hazo hazo am tafo (le bararata ireny) de ampiana kely ny habeny, zao mantsy le izy efitra iray fotsiny de otran tsy credible. Wink
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Sam 22 Mai - 15:34

poumpouny>ohatran'ny tsy dia azoko antsaina le hoe asina bararata teneninareo , dia le halebehiny ngamba no ho jerena njay

mise a jour kely

VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani13
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  Serfera Dim 23 Mai - 2:14

Idea tena hita mivoatra mintsy lé izy isaky ny update, tohizo hatr@ farany fa mivôka io, raha manana photo de reference dé tsara ahitàna an'lé pitsopitsony kely Very Happy
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Lun 24 Mai - 14:05

serfera>ka tsisy photo azo hanaovana reference mitsy ! fa le nataonareo iny zao no mba hangalako inspiraka lol !

mise a jour kely ! tiako mbola ampina zavatra le izy fa le matosy tsy dia matanjaka dia manjeraka be ny manao anle izy

VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani14
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  Poumpouny Mar 25 Mai - 14:06

Tena mivoatra be, tena le mavomavo le bozaka no milay, otran'ireny any bilobaka ireny mihitsy Laughing
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Mar 25 Mai - 14:49

poumpouny>sur Very Happy

mise a jour farany ngamba ty fa hiketrika zavatra hafa ndray, fa raha misy zavatra mbola tsy dia mety dia teneno ihany

VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani15
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  gasscreative Mer 26 Mai - 2:36

aleo ihany ny texture-n ilay tamboho teo aloha!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Mer 26 Mai - 14:27

ok aleo fa amboarina le tamboha
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Mer 26 Mai - 15:38

somary nasiko modification kely le tamboho

up

VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani16
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  gasscreative Mer 26 Mai - 16:17

ao tsara letsy ben a! misintegre tsara am le decor le tamboho am zao.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  spectroplasm Mer 26 Mai - 17:13

milay ee Very Happy , raovina isika rehetra no hanao fety ao? tonga d milamina tsara an
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Ven 28 Mai - 15:26

gasscreative>sur
spectroplasm>manao fety virtuel ao tsika Very Happy

mise a jour farany

VITA-ketrika ambanivohitra kely Ambani17
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  kapla Lun 31 Mai - 15:24

milay tsara ehh, tiko be le izy,efa ao tsara le texturage tohizo fa tsara ehh mivotra be nareo zany an!! ary inona kay mou lty ny logiciel ampiasainla??
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Mer 2 Juin - 15:21

kapla>merci ! le soft blender no ampiasaiko amzao
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  Poumpouny Jeu 3 Juin - 14:04

mijajika tsara, le tamboho gasy fotsiny amiko no tokony mbola ho boribory kokoa, feta am tanana mantsy ireny raha tsy diso aho
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Jeu 3 Juin - 15:06

poumpouny>ohatran'ny efa nandramako somary boribory le izy fa tsy dia mahazo anle effet ilaina dia najanoko amzao aloha
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  kapla Ven 4 Juin - 19:29

fa oun wa lty, sarotra ve lty ny prise en main anle blender sa tsotra?? otran 3ds max, cinema 4d, softimage sy maya reny ihany ve?? ary misy vray ho any blender ve mou lty sa tsy misy??
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  ratsy Sam 5 Juin - 11:50

kapla>mitovy amin'ny soft 3D rehetra izy ka , tsy dia sarotra ny prise en main raha efa nikitika soft hafa ohatran'ny 3Dsmax na c4d sns, satria le principe ana 3D mitovitovy, le interface sy le outil fotsiny no mila fahazarana dia GO, be dia be ny moteur de rendu mety aminy toa an'ny Luxrender, indigo,Yafaray.... fa Yafaray no mitovitovy amin'ny Vray.
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

VITA-ketrika ambanivohitra kely Empty Re: VITA-ketrika ambanivohitra kely

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum