Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-28%
Le deal à ne pas rater :
Brandt LVE127J – Lave-vaisselle encastrable 12 couverts – L60cm
279.99 € 390.99 €
Voir le deal

ketrika poly by Maya

3 participants

Aller en bas

ketrika poly by Maya Empty ketrika poly by Maya

Message  Zouzou3d's Ven 19 Fév - 15:37

Sali sali jiaby,nafindrako ato marina moa le tohiny tary @ fanolorantena fa mba nisy kely vita ndray omaly alina.Tena tsy ampy torimaso za ry zalah zo ato ampesana,mena maso beuh hihihi..
Polygone dolo reo de miampy mental ray

Ny blem ko de @ 9 alina foana aho vo mba mandray kely de tsy mavita firy akory de tonga ny 11 No
ketrika poly by Maya 1110
ketrika poly by Maya 1210
ketrika poly by Maya 1310
ketrika poly by Maya 1410
ketrika poly by Maya 1510

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

ketrika poly by Maya Empty Re: ketrika poly by Maya

Message  ratsy Ven 19 Fév - 16:11

ohatran'ny be reflexion be loatra le gorodona somary hahenao kely raha mety, dia le texture anle rindrina ohatran'ny tsy dia tiako zany le izy, zay ngamba no azoko lazaina aloha! le modelisation anle ordi hitako sa va
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

ketrika poly by Maya Empty Re: ketrika poly by Maya

Message  gasscreative Ven 19 Fév - 17:05

Zouzou3d's> Tohizo ny ezak fa efa me tsara. Sinon, zany 3Diste zany anie am alina no tena miasa e, alo loatra zany am 11 zany! zay ary tam vo nianatra 3D isan'andro am 9h hatram 4 maraina nefa mbola hifoa am 5h30 fa hiditra hianatra am 7h. Tsy mora e!! Refa tafiditra ao anaty le sehatra ndray vo maika mitombo io lera io. Za zao misy fotoana am 7h maraina jusqu'à 9h30 du matin ny ampitso tsy miala eo ambody ordi, juste sakafo atoandro iany no hialako eo, fa na ny sakafo hariva aza de eo ambody ordi ianny no sady mihinana. Et le pire, refa période le be kandra de tu passe 2 semaines sur ton bureau et le canapé, tapa- bolana ela tsy mahita fandrina zany na miara matory am vadin la fa na resy tory eo ambody ordi na atao eo akaikin'ny bureau ny canapé de refa le tena valaka be iny de mitsotra kely eo!!
Tsy manakivy ah ry zalaahy fa en tout cas zay alo ny rythme-ko e. Tsy mora ny mitady!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

ketrika poly by Maya Empty Re: ketrika poly by Maya

Message  Zouzou3d's Ven 19 Fév - 19:14

gasscreative > tena marina mitsy le hoe amin ny alina de mitohy ziska radem alina ndray za efa tratranio matetika

ratsy > aleo fa ho ahenako le reflexion ary e.le texture ndray tsy navita mitovitovy an le tena reel aho fa ho ezahana ho hatsaraina @ manaraka ka.

Hi travy personage ndray aloha fa io ko no mba tena reveko ny manao azy scratch

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

ketrika poly by Maya Empty Re: ketrika poly by Maya

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum