Ombay mitady
5 participants
Telo vongany :: Ankapobeny :: Papotazy
Page 1 sur 1
Ombay mitady
Mba lasa aiza ho aho reny boky morabe mikasika infographie reny:?: , zà mantsy tena mpiondana "computer arts" mintsy taloha fa indrisy tsisy ntsony lé izy
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: Ombay mitady
eee indrisy fa tsisy tsony reny e, ny nividianako farany zao teo Alakamisy (Mahamasina) tanaty Renault Express mivarotra boky izay. Tonga de nalaiko daolo ny ambiny ny anledala tam zay. Soa fa mbola mis ny internet e!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Ombay mitady
na koa eny amin ny station d essence reny no fividianako taloh
Zouzou3d's- Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Ombay mitady
Ity ny lien an le mag. misy tutorials azo téléchargena miaraka amin'ny fichiers d'aide; c'est mieux que rien ozy ilay fitenenana e!
computer arts
computer arts
Sujets similaires
» mitady mpampianatra
» Mitady Truciste (After Effect)
» mitady mpanao sary boky
» Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol
» Mitady Truciste (After Effect)
» mitady mpanao sary boky
» Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol
Telo vongany :: Ankapobeny :: Papotazy
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|