W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
5 participants
Page 1 sur 1
W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
Miarahahaba indray!
Noho ny fasahiranana kely sy ts n naha teo ahy elaela zay de.. INdro atolotro o anareo ty Wip ho ataoko ity!
Zao ny planina!!:
Modelisation perso alony, Lahy sy vavy Miaraka amin ny akanjo sns!
Aveo modelisation ny environnement sns
Farany modelisation ny vehicules rehetra
Manaraka dia ny rig sy skining rehetra na perso na vehicules na envir mba anaovana an le anim
Texturage sy animation ny farany ary rendu sy compositing.
WiP ts mbola tena enjehana be ity satria projet 3 zao no indray enjehako de mload be ity! fa mazotoa maharitra eh!
efa nanomboka nanao modelisation aho:
06/07/2010
23h 15 à 23h 27
https://i.servimg.com/u/f34/14/94/98/28/tete_110.jpg

D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
23h 40 à 00 14
34 mn
Lany fotoana kely teo am le molotra fa aveo sava ian!! lol Mila atao mtov tsara am ol so de lasa fopl kouuu!! hihi
23h 40 à 00 14
De aleo radem ndray fa ay efa al n andro!! lol

mlay beu zany klé!
manodidina ny firy ora eo no fotoanana anaovana zany reetra zany le?
manodidina ny firy ora eo no fotoanana anaovana zany reetra zany le?
Trias- Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka
Re: W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
Efa reo ny timing napetrako mba afahako manao evaluation ny vitesse ako koa!
07/07/2010
10h 45 à 11h 18
[url=https://servimg.com/view/14949828/22][img]
07/07/2010
10h 45 à 11h 18
07/07/2010
10h 45 à 11h 18
[url=https://servimg.com/view/14949828/22][img]
07/07/2010
10h 45 à 11h 18
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
08/07/2010
11h 45 à 12h17
11h 45 à 12h17
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
Efa voafehy tsara zany modélisation zany ah!!!
Milay e sady le fieretantory ko ao @le iz mints!!! lol
Milay e sady le fieretantory ko ao @le iz mints!!! lol
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
Milay iz'zany vô hitako eto!!!
Kôzy e!
Kôzy e!
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|