Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -40%
Tefal Ingenio Emotion – Batterie de cuisine 10 ...
Voir le deal
59.99 €

(VITA) HUMMER H3

4 participants

Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Sam 25 Déc - 13:10

somary niketrika tuture kely ndray e Very Happy sady tratran'ny noely daholo e

(VITA) HUMMER H3 Rendu411

ity misy wire kely

(VITA) HUMMER H3 Rendu114


Dernière édition par ratsy le Jeu 13 Jan - 16:09, édité 1 fois
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  gasscreative Sam 25 Déc - 14:17

milay lets fa mis otran mbola tsy mety tsara ny topology ny mesh-n'la satria misy edge (arête) mijanona eny atenatenany fa tsy mitohy atrany @ bordure!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Sam 25 Déc - 16:55

gasscreative>mety le rendu wire ngamba no mahatonga an'io na le topo mitsy no misy tsy mety ko

ity misy mise à jour kely dia nezahiko namboarina le rendu wire

(VITA) HUMMER H3 Rendu511

jante

(VITA) HUMMER H3 Renduj10
wire
(VITA) HUMMER H3 Renduj11

pneu
(VITA) HUMMER H3 Rendup10
wire
(VITA) HUMMER H3 Rendup11

(VITA) HUMMER H3 Rendu512
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  Poumpouny Lun 27 Déc - 19:27

Mankasitraka eh, sinon, manaraka blue print ve sa à l'oeil, otran misy proportion tsy ao izany, na mety le focale an'ilay camera no mahatonga an'io ka
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Jeu 30 Déc - 15:16

poumpouny>manaraka blueprint, fa le blueprint tsy dia micolle tsara ! dia mety misy proportion tsy dia mifanaraka ! zay mitsy no somary manahirana ana aminle izy

mise à jour

(VITA) HUMMER H3 Rendu710
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  Poumpouny Lun 3 Jan - 16:06

mafinarits
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Mar 4 Jan - 16:06

tratran'ny taona daholo ô Very Happy

rendu kely

(VITA) HUMMER H3 Rendu110
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  Poumpouny Mar 4 Jan - 17:38

Exclude-o amin'ilay lumière avy any ariana le tany fa manjary lasa misy an'ilay aloka mankaty aloha io de manimba an'ilay compo. De somary renforcer-o kely le ombre/occlusion eo am pneu fa manjary mitsingevana. Sinon efa manomboka tena milay bounce
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Mer 5 Jan - 15:48

poumpouny>merci amle conseil Very Happy

2em test rendu

(VITA) HUMMER H3 Rendu111
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Jeu 13 Jan - 16:09

rendu vita farany , sady hiova zavatra hafa kely ndray aloha Very Happy

(VITA) HUMMER H3 Rendu112
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  Tsito Ven 25 Fév - 21:51

Hafiriana izao no nanaovana an'io raha tsy mahadiso?

Tsito

Messages : 7
Date d'inscription : 23/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Sam 26 Fév - 16:46

le fotoana nanaovana azy somary misabakabaka b , satria nisy fotoana tsy afaka nikitika 3D, fa ra fintinina dia teo amin'ny 1e semaine teo ngamb
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  Tsito Lun 28 Fév - 15:27

Raha zao kosa zao nareo no mahavita tuto video amin'ny teny gasy mikasika ny modelisation fiara tena mety milay an!

Tsito

Messages : 7
Date d'inscription : 23/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Mer 2 Mar - 16:19

raha ny tuto no amin'ny teny gasy dia ohatran'ny compliqué b , satria le terme ampiasaina sarotra b ny hamadika azy ho teny gasy Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  Tsito Mer 2 Mar - 16:31

Eny e! marina aloha izay fa ny fonction rehetra tononona amin'ny anarany fa ireo fizotry ny famoronana no atao amin'ny teny gasy e!

ohatra hoe manao spline dia misafidy ireo extremité Laughing Laughing
ny tanjona fotsiny dia ny maha ho mora azo an'ilay izy

Tsito

Messages : 7
Date d'inscription : 23/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  ratsy Ven 4 Mar - 13:12

ok aleo fa hita eo iany ! amzao ko mantsy mbola somary sahirana kely iany
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(VITA) HUMMER H3 Empty Re: (VITA) HUMMER H3

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum