(VITA)Personnage manga
4 participants
Page 1 sur 1
(VITA)Personnage manga
sali sali daholo! ity ndray ny ketrika manaraka! miezaka mikitrana aminle modélisation organique foana aloha hatreto e.
sary
sary
Dernière édition par ratsy le Jeu 16 Déc - 16:18, édité 1 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Personnage manga
Milay fa tohizo.
au fait lahy io sa vavy???
au fait lahy io sa vavy???
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)Personnage manga
Otrany somary misy rirany ve ny sandriny izany sa le ombre no matonga anio?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)Personnage manga
gasscreative>le ombre no mahatonga an'io
poumpouny>ok aleo fa jereko !
poumpouny>ok aleo fa jereko !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Personnage manga
Niova ho travesti angaha ? lol. Sa hoe otran'io mihitsy ny volony ? otrany hoe vavy kely zany. Le texture peau efa miha milay tsara
Re: (VITA)Personnage manga
poumpouny>lol tsy hoe travesti fa lery zany le manga mba bogosy kely reny e
somary taraiky eto amin'ny lohany foana aloha fa ezahina hatsaraina tsara mantsy le izy dia avy eo mi passe any amin'ny vatany.
mise à jour
somary taraiky eto amin'ny lohany foana aloha fa ezahina hatsaraina tsara mantsy le izy dia avy eo mi passe any amin'ny vatany.
mise à jour
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Personnage manga
efa tena mihatsara na ny proportion an'ilay lohany sady tafajanona tsara ao am le esprit manga. Sinon amiko ny tena tsara de am le base mesh de efa respecter-na milay le proportion. Lasa be asa mantsy raha vo efa le be poly izay vao hanova proportion indray. Sauf raha ohatra hoe mampiasa FFD deformer rehefa manova an'ilay proportion. Milay eh
Re: (VITA)Personnage manga
poumpouny>ok aleo fa ezahina ho jerena tsara le proportion
up
up
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Personnage manga
tena ngoza loatra le fermeture sy le tady ataon'lery fehikibo, fa le perso tena efa manomboka milay mihitsy, misy indro kely fotsiny eo am helika otran mbola plat sy mivelatra be loatra
Re: Personnage manga
otran'ngeza tokoa lé tady sy lé fermeture fa ty misy réf ho an'lé tady ra ohatra ka:
flywell- Messages : 66
Date d'inscription : 28/10/2010
Re: (VITA)Personnage manga
le fermeture no somary nankeleziko fa le tady ngamb ho tazomiko iany satria ohatran'ny mahafinaritra ahy ny mahita azy ngeza2
flywell>sur amnle reference
up
flywell>sur amnle reference
up
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Personnage manga
ity ngamba aloha ny rendu farany fa efa te hiketrika zavatra hafa
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|