(VITA) radio tivoli
4 participants
Page 1 sur 1
(VITA) radio tivoli
salut daholo ! avy naka vacance dia niverina ndray e ! somary mamerina tanana kely mdr
Dernière édition par ratsy le Jeu 12 Aoû - 13:07, édité 1 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
robert
Mbola ao tsara iz zany kah....fa aza adino ny manisy an texture an..
roberix- Messages : 3
Date d'inscription : 21/03/2010
Re: (VITA) radio tivoli
Ie tena efa mety fa somary matevina loatra le hazo nampesaina, na dia matavy aza le hazo ekeko ngamba fa tsy matevina be toy izao kosa e, ny sisa ambony efa ao tsara, efa mahazo chaine io ka
Re: (VITA) radio tivoli
roberix>kez efa miketraka anle texture mitsy
spectroplasm> salut aloha ! le hazo amnle modele ato ary ohatran'ny mbola matevina dia tsy hitako ze hanaovana azy , fa aleo fa hita eo ihany
mise a jour kely
spectroplasm> salut aloha ! le hazo amnle modele ato ary ohatran'ny mbola matevina dia tsy hitako ze hanaovana azy , fa aleo fa hita eo ihany
mise a jour kely
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) radio tivoli
ao tsara le texture sady efa tena mivoaka tsara ilay izy, le mahatonga an'ilay hazo matevina ngamba le echele sy aspet an'le model fa efa milamina io zao ka
Re: (VITA) radio tivoli
Merci ry zala a! ity no rendu farany , fa hiketrika hafa ndray aloha
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|