Aston martin Db9 (VITA)
5 participants
Page 2 sur 2
Page 2 sur 2 • 1, 2
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Ay moa ratsy blender fa tsy max lol
De le area eo ambonyataovy visible any am reflection amizay misy an'ilay highlight milay be iny!!!!
De le area eo ambonyataovy visible any am reflection amizay misy an'ilay highlight milay be iny!!!!
Re: Aston martin Db9 (VITA)
poumpouny>ie blender fa taloha max ka. andramako io natoronareo io
ty misy sary novaiko mena le bleu.
ty misy sary novaiko mena le bleu.
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
ity ndray misy rendu kely
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
ratsy> aleko mits alo io coul io toy zay le bleu violet teo aloha e! tsy ampy reflection sy specular kely ngamba le carosserie, de le jante mety las be loatra ndray!
tohizo fa milay
tohizo fa milay
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Aston martin Db9 (VITA)
gasscreative>ok aleo fa andramako ndray zay!
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
nanao rendu hafa njay za ! dia ngamba aloha hajanoko eto amin'izay fa ! hiketrika hafa ndray, sao dia taraiky eto lol
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Efa tena milay e!! za ko alo mampirisika mintsy hoe manaova hafa de any mi-se perfectionner e! sarotra be le tonga de mivoatra be am model iray fa au fur et à mesure manao model maromaro foana no ahitana le fivoarana!! Ataovy aingana aza le hafa e!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Aston martin Db9 (VITA)
gasscreative>aleo fa hiezaka mafy mitsy, ny olana kely amiko hatram'izao mantsy dia le mametraka blueprints ! tena manahirana be
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Milay! Ela koa mirevy tombil mihitsy annn!!!
Miandry ny manaraka. De alefaso any am gallery any
Miandry ny manaraka. De alefaso any am gallery any
Re: Aston martin Db9 (VITA)
poumpouny>ie mirevy vam be ! tsy manam-bola hividianana tena izy dia aty amin'ny 3D no manonofy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
rehefa tafiditra eto ratsito dia mila miresaka manokana aminareo zany
dad1- Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: Aston martin Db9 (VITA)
zà tsy dé mahay lôtra mikasika ny modelisation anà vam, fa tena mampihaiky ahy ny faharetanareo klé, sy ny sens du détail. tena passion marina lé izy ary tena ahavitana zavatra.
Efa ao tsara lé izy ratsy a, ny manaraka ndray marina alefa hanamboarana tànana. Zahay koa faly mahita sangan'asa vao2 fôna e
Efa ao tsara lé izy ratsy a, ny manaraka ndray marina alefa hanamboarana tànana. Zahay koa faly mahita sangan'asa vao2 fôna e
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Page 2 sur 2 • 1, 2
Page 2 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|