Tuto JOAN OF ARC (by MROGER)
3 participants
Page 1 sur 1
Tuto JOAN OF ARC (by MROGER)
salut daolo, tsy hanolotra tuto nataoko zaho tenako akory fa hanoro lien iray izay nianarako modélisation organique voalohany indrindra. Tuto complet sady pazzapa!! Natao tam 3DSMAX efa zokiny be fa azo atao na version taty aoriana na soft hafa ko aza.
lien: http://mroger.net/
lien: http://mroger.net/
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Tuto JOAN OF ARC (by MROGER)
milay ka ! efa ela ko nahakobo an'io tuto io! sady sa va tsara
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Tuto JOAN OF ARC (by MROGER)
(mode hors-sujet on) Allo, siora ay ve ela koa ato eh, milay lesy ann. Ahoana ny ao mahamasina ao?? milam. Tairo asivo kely WIP zBrush amle henjana eh, ela zany mantsy otran efa tena lasa lavitra mihitsy raha ny hitako am le avatar!!!
Ra Rado ihany lesy ty annn. .(mode hors-sujet off).
Sinon mikasika ilay tut Jean of Arc io, tena base faranìzay ilaina io raha hiditra am modelisation organique za sur Cinema 4D fa io koa no nianarako mod organique. Raha tsy diso aho de presque extrude fotsiny no ampiasaina ao amin'io ary hahavitana olona iray manontolo miaraka amin'ny akanjo sy eppee.

Sujets similaires
» Tuto SOCCER BALL
» liens rapidshare o an ze mazoto itelecharge tuto
» tuto 3ds max hafa o an ze ts manana compte rapidshare
» liens rapidshare o an ze mazoto itelecharge tuto
» tuto 3ds max hafa o an ze ts manana compte rapidshare
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|