Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -45%
PC Portable LG Gram 17″ Intel Evo Core i7 32 Go ...
Voir le deal
1099.99 €

Fanoloran-tena MbolaMax

4 participants

Aller en bas

Fanoloran-tena MbolaMax Empty Fanoloran-tena MbolaMax

Message  mbolajaona Mer 16 Fév - 22:40

Slt Daolo, Ra-Mbola ihany ity!

Tao anatin'ny monde Clip sy Pub no nisy ahy fa somary mandamina maka sisiny kely am'zao.

Efa elaela ihany no nikitihana 3d (max2.5) autodidacte fa tsy nanana namana nifampizarana fa nidémissionne daholo izay mba nikitikitika 3d fantako.
Dia faly tokoa aho afaka hitafa sy hifampizara amin'ny mpankafy revy dizitaly jiaby ato @ CGDAGO.

Amiko dia tsy misy tapi-pahaizana @ 3d izany (y a tellement de chose à apprendre) ka raha te ahavita zavatra toy ny Pixar dia mila mizara asa toy ireny @ générique fin ireny (équipe modélisation, équipe animation, équipe light&shadow, etc...) Efa misy vitsivitsy manao ihany any ho any fa enga anie ny fifaneraserana eto hitarika fandrosoana ho an'ny rehetra.

Vitan'ny Disney ve tsy ho vitantsika!
Courage daholo

Logik ampiasaina :
3dsmax2010
Adobe CS3

Appareil Photo :
Canon EOS T2i2 18-135mm

mbolajaona

Messages : 1
Date d'inscription : 07/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

Fanoloran-tena MbolaMax Empty Re: Fanoloran-tena MbolaMax

Message  Poumpouny Jeu 17 Fév - 14:51

Tonga soa ehh!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Fanoloran-tena MbolaMax Empty Re: Fanoloran-tena MbolaMax

Message  dato Jeu 17 Fév - 15:59

bienvenue ato am CGDAGO eh
dato
dato

Messages : 24
Date d'inscription : 16/02/2010
Localisation : antsirabe

http://dato.megabyet.net

Revenir en haut Aller en bas

Fanoloran-tena MbolaMax Empty Re: Fanoloran-tena MbolaMax

Message  ratsy Mar 22 Fév - 16:42

arabaina tongasoa e Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Fanoloran-tena MbolaMax Empty Re: Fanoloran-tena MbolaMax

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum