Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-45%
Le deal à ne pas rater :
PC Portable LG Gram 17″ Intel Evo Core i7 32 Go /1 To
1099.99 € 1999.99 €
Voir le deal

Miarahaba antsika rehetra

+3
gasscreative
maboule
spectroplasm
7 participants

Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Miarahaba antsika rehetra

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 21:15

Faly miarahaba antsika rehetra ny tenako
Spectroplasm mou no anarako efa ela be mitsy rehefa manao asa aho na @ forum @ net rehetra reny, ary (Andry) Volanandriana Lucien Andriantsiratahina no anarako feno.

Faly tokoa aho mihiditra kambana @ny 3 vongany Smile

manao CG artist ny tenako, nampiana tena ary naka examen gnomon certification t@ ny site www.gnomon3d.com aho. manao photoshop, 3DS MAX, FLASH Programmation aho, efa 11 taona zao no nanaovako 3D, ary niatomboka t@ 3DS version DOS izany. Maniry aho ny hifampiserasera amin'ny mpikambana ato amin'ny 3Vongany, ny fifanampiana mankou no tena herin'ny fahaizana Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  maboule Mar 2 Mar - 21:52

tongasoa ra spectroplasm , efa be traikefa be zany nareo raha efa tam 3ds max sous dos d'efa niroboka! Surprised mampatsiahy ny tam mbola nianatra , autocad sous dos ko: any am ramose daholo ny dongle rehetra mampandeha an le izy, ny salle mihidi lakile amin io, coffre fort be mitsy

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 22:01

hahaha, ie le 3DS Alou tena tiako e, surtout le niveau anle scriptage vita @le izy, za natadidy nanimba anle dongle mitsatoka @ le port imprimante reny taloha, simba tsy nahy le izy satria nisy baisse de tension d niraikitra le matosy, refa novelomina le izy dia hoe tsy hita tsouny hono le dongle Sad saiy naty za t@ zay saka Very Happy fa bon tsy mahay ra tsy manimba e. t@ le version DOS reny mbola 3D studio tsotra ny anaranle logika ary tena sarotra sartora be le manao ply @le izy. presque tsy maintsy miainga NURB foana refa mitady zavatra avancé, nefa le NURB kou am'io mihinana motera ordi b.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  gasscreative Mar 2 Mar - 22:10

Tongasoa ho an'i spectroplasm!
Na mbola tsy nahita ny sangan'asanareo aza izahay de efa manala satroka sahady f'efa manana ny traikefa tokoa am resaka 3D. En plus manana certificat GNOMOn zany efa mitovy lenta am ry zareo vahiny. Mirary tokoa ny tenanay mba hifampizara fahaizana aminareo eto am ty forum ty, ko alefaso aza ny sary e!!! bounce
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 22:24

misaotra an'i gasscreative Smile ny sehatra mety hidirako matetika angamba dia ny lafiny sopapa e Smile mety hanoratra maromaro mitsy za ao @ le section 3DS MAX ra liana ny akama rehetra Smile amzay mba miara mahay daholo isika rehetra, fa ny gasy manou no hitako mora mahay sady manana inspiraka kokou noho izareo vahiny, satria isika dia mihaina @zava misy. ny matosy no tsy hitovizan-tsika @ zareo any andafy nefa ra zava-bita alou tena sahy milaza za fa tsika gasy tena mahay e Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  ratsy Mer 3 Mar - 11:09

tongasoa i spectroplasm ary faly miarahaba anao ny 3 vongany. mino aho fa hivoatra be isika gasy amin'ity taranja 3D ity..
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  gasscreative Mer 3 Mar - 16:15

Spectroplasm> Reveko be le avatar-n'lah !!!! Twisted Evil
tairo mba asivo ny wip na making of nio eto am forum!!! bounce
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  spectroplasm Mer 3 Mar - 16:23

gasscreative a écrit:Spectroplasm> Reveko be le avatar-n'lah !!!! Twisted Evil
tairo mba asivo ny wip na making of nio eto am forum!!! bounce

tsy koa Smile andraso tadiaviko reims le fichier .PSD ako an'io sary nataoko io d alefako eto le izy etape par etape Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  Poumpouny Mer 3 Mar - 17:45

Tongasoa de misoatra sahady am le toe-tsaina ty mizara, de miandrandra anareo zokibe izahay zandrikely ary afaka mba manoro an'izay mba kely anananay ihany koa.
Mahafinaritra ehh Wink
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  Serfera Mer 3 Mar - 18:00

rehetra ity. Mino aho fa betsaka ny voandalana hozaraina. Tongasoa e!
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  jaha Mer 3 Mar - 18:51

Tongasoa eto @ forum Spectroplasm dia misaotra mialoha sahady @ fizarana fikafika fa izany no tena andrasana mba handrosoana.

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Miarahaba antsika rehetra Empty Re: Miarahaba antsika rehetra

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum