Live R. na Livelys - Miarahaba anareo rehetra ^^
+4
ratsy
kapla
Poumpouny
livelys
8 participants
Page 1 sur 1
Live R. na Livelys - Miarahaba anareo rehetra ^^
Salut daholo ô
Live, Graphiste 2D sy photographe,
Blogin'akama (Nawd) no nahitako ny lien an'ity site ity. Mahafaly ny mahita initiative tahak'izao, ela ihany no nitadiavako site, forum gasy momba ny création graphique.
Izaho moa tsy dia mikitika loatra ty taranja 3D ity fa ampiasaiko amin'ny composition 2D no matetika fanaoko (Lettrage, objets primitifs, etc.) sur C4D.
i LTR moa zany no akama fantatro ato aloha hatramin'izao.
Ireto ny liens ahitanareo ny zavatra vitako:
portfolio: www.liverasol.com
photo: www.flickr.com/imamtg/

Re: Live R. na Livelys - Miarahaba anareo rehetra ^^
Tongasoa.
Efa koboko le lien behance anareo fa milay be, indrindra le serie cadena.

tongasoa ehh
tena tsara be lé sary'na cadenat ehhh
tena tsara be lé sary'na cadenat ehhh
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Live R. na Livelys - Miarahaba anareo rehetra ^^
Tongasoa e!
Tena efa enjana be mintsy ange nareo zany ry Livelys (Milay be le sary ao anaty portfolio)

soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: Live R. na Livelys - Miarahaba anareo rehetra ^^
Arabaina e!
zah tena mankafy le sary alainareo mints e!

Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: Live R. na Livelys - Miarahaba anareo rehetra ^^
kay lé! tena miala tsiny ry zalahy fa tena somary be ny asa aman-draharaha ka tsy afaka nandalo tato elaela.
Dia misaotra @fandraisana e! hirariana ny ahafahana mitafatafa matetika ato .
En tout cas, liana dia liana tokoa ny tenako mahita ny talentan'ny tsirairay!
Dia misaotra @fandraisana e! hirariana ny ahafahana mitafatafa matetika ato .
En tout cas, liana dia liana tokoa ny tenako mahita ny talentan'ny tsirairay!
Re: Live R. na Livelys - Miarahaba anareo rehetra ^^
Tongasoa eto Amin'ny Telovongany , Faly miarahaba anareo ny tenako e, ary mahafinaritra be tokoa ilay zavabitanareo!!!!
Sujets similaires
» Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo
» Miarahaba antsika rehetra
» FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA
» miarahaba ny ato @ forum
» miarahaba, revit 3D
» Miarahaba antsika rehetra
» FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA
» miarahaba ny ato @ forum
» miarahaba, revit 3D
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|