Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

+2
gasscreative
rakoksa
6 participants

Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 17:49

Salama aby ry mpankafy 3D.
Sendra mba nandehandeha tany @ forum rta no nahitan'ny tenanay ity fandehany ity ka dia niditra mpikambana ny tena fa liana tokoa @ resaka 3D.

Ny sehatra tena mba iriako atao : ny hamboatra "logiciel" manodidina ny 3D.
Ny ataoko amin'izao : mianatra OpenGL aloha, efa eo @ pejy 439 aho izao (1089 pejy) ilay boky Twisted Evil. Fa saingy mbola lavitra ezaka be vao hahafehy io zavatra io.
Ny fialam-boliko : mamaky boky, milalao JV @ PC.

Ny faniriako : hifampizara ny fahaizana sy ny fahalalana @ ireo liana tahaka ahy, ary hiasa @ io sehatra io eto Madagasikara What a Face.

mino aho fa dia hahafinaritra ny fiarahantsika eto.

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  gasscreative Jeu 11 Mar - 18:39

TOngasoa rakoksa!!
Maniry tokoa zahay ny mba ahitanao ze mafinaritra sy ny mahasoa eto am ty forum ty.
Zah aloha tsy de manampaharetana hamaky 1089 page zany rah tsy sady misy application e! fa ra oe hianatra fotsiny am zao de pejy folo ihany ra be ndrindra.
mazoto ary mi-telovongany e!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 19:05

gasscreative a écrit:Zah aloha tsy de manampaharetana hamaky 1089 page zany rah tsy sady misy application e! fa ra oe hianatra fotsiny am zao de pejy folo ihany ra be ndrindra.

He he ! miaraka @ ohatra azo ampiharina ilay boky ka, sady micode ny tenanay no mamaky ny fanazavana an'ilay izy ! Sady somary lehibe ihany ny soratra e !

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  Poumpouny Jeu 11 Mar - 20:32

Tongasoa,
Ny tena hitako aloha raha hoe tena hidev log de 3D mihitsy mbola hitako dezaka be ny lalana, fa ny fika tena hitako milay ho anareo mahay programation dia ny mi-dev plug ho ana logiciel 3D, ary afaka amidy mihitsy. Zay zao no tena hitako hoe mety. Sinon raha tena hoe Jeux video fotsiny no tena tianao de ny tsara tonga de miketrika logiciel otran Unity sy ny karazany ireny (histoire de ne pas réinventer la roue).
En tout cas aloha mazotoa mamaky boky eh, io no tena ressource tsara indrindra raha te hi-evoluer am zavatra iray.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  maboule Jeu 11 Mar - 21:38

tonga soa rakoksa a ! efa degre moisn firy zao ny solomaso am zany boky be zany ! Laughing

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 21:51

maboule > Efa tena mena ny maso e ! Fa mbola tsy kivy aloha hatramin'izao lol! Fa tsy mety mifantoka mihitsy koa ny saina raha tsy @ fotoana maraina vao mifoha iny na rehefa mangina nefa aty aminay koa mitabataba be.

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  Albii Ven 12 Mar - 0:22

Tonga soa Tôii!
Albii
Albii

Messages : 12
Date d'inscription : 11/03/2010
Age : 39
Localisation : Madagascar

http://www.mamitiana.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  ratsy Ven 12 Mar - 11:13

tongasoa rakoksa nareo zany afaka mi dev jeux video ? zany ko mantsy zao no mahaliana ana
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  rakoksa Ven 12 Mar - 17:16

ratsy a écrit:tongasoa rakoksa nareo zany afaka mi dev jeux video ?

Mbola mianatra ka ! mampitombo fahalalana aloha vao miditra @ zany. Ny antony koa dia vaste be ilay hoe manao Jeux Video fa ny resaka architecture sy programmation no tena tiako atao ao anatiny. Rehefa somary lasa lavitra angamba dia mety handefa WIP ihany e !

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo Empty Re: Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum