Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -39%
Pack Home Cinéma Magnat Monitor : Ampli DENON ...
Voir le deal
1190 €

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

3 participants

Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  ratsy Ven 19 Fév - 16:41

1-Saika hampandre antsika marina fa misy ny fifaninana film-court zay tanterahin'ny CCAC ! isan-taona izy io tao misy foana! ka manentana antsika mpanao , hanao film d'animation arakakaraky ny aingam-panihiny tsirairay avy eo. raha tsy nahavita enao tamin'ty taona ty, dia amin'ny erin-taona mbola misy koa.

2-Amin'zao fotoana zao koa dia misy ilay fifaninana kely ao amin'ny TVM labelle gasy, fifaninana animation eo amin'ny 30second eo le izy! ka mantenana antsika rehetra
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty Re: FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  gasscreative Ven 19 Fév - 17:10

le label gasy io ndray mbola tsy reako, in le fifaninana de roavina sns?
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty Re: FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  ratsy Ven 19 Fév - 17:17

ao amin'ny tvm le izy , le emission isaky ny alahady amin'ny 14h15 eo na am 15h15 eo ngamba dia ny rediffusion talata amin'ny 14h15 eo na am 15h15, misy fifaninana animation 3D ao, animation tokony ho eo amin'ny 30seconde eo le izy , dia ny animation vita haterina any amin'ny tvm! dia misy loka ho zaraina ho an'izay mendrika.
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty Re: FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  gasscreative Ven 19 Fév - 17:34

misy deadline ve le iz sa vo mavita de aterina?
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty Re: FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  ratsy Ven 19 Fév - 17:57

gasscreative>inona moa le deadline fa tena tsy aiko ? sinon refa vita dia haterina ka
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty Re: FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  Poumpouny Ven 19 Fév - 18:38

Ra bainay koa vo nikozy ana hoe maninona hono za tsy manao an'izany am TVM izany ? Za anefa tsy mahakopy koa. De toute facon zay tsy manana tele Laughing . Le Film court ao am CCAC no tena mi-enteresser ahy fa zany hoe eo am ilay fotoana foana no blem. Ny tena mety angamba de zao dia efa hatomboka ny am herin-taona. Amizay koa mipetrapetraka tsara. Ny Blem keliko koa de tsisy inspiraka mitsy any am script sy story, tsy misy dikany anefa raha fahaizana fotsiny. Rolling Eyes
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty Re: FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  ratsy Sam 20 Fév - 11:16

poumpouny>le ao amin'ny tvm animation 30seconde eo le izy, fa le ao am ccac 12min eo. za ko ngamba amin'ny erintaona vao andray anjara satria le fotoana no tsy dia misy firy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA Empty Re: FILAZANA HO ANTSIKA REHETRA

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum