<WIP> Belo
+4
spectroplasm
maboule
gasscreative
Poumpouny
8 participants
Page 1 sur 2
Page 1 sur 2 • 1, 2
<WIP> Belo
Za zany zalahy tena mirevy caricature, indrisy mantsy fa tsy mahay sary. Ny ho hezahina atao eto zany de ireny karazana caricature otran am gazety ireny fa en 3D . Mamaramparana ny modelisation. Marihiko fa eritreretiko ho animer-na izy ity.
Re: <WIP> Belo
Hay ve otran zao i "Belo" e!! hahahaha (aza ratsy saina oa!)
Zao ve ela no tsy mahay sary e! efa mety lety zao hanaovana référence am modélisation a!
Sady mitovy tsara zao le sary sy le 3D ko.
Tany am ra Spectroplasm lety nisy film d'animation oe "Planet 51" zay, tsy haiko na efa hitan la fa reveko be mintsy le izy sady azo angalana inspiraka be

gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Ty misy bandy frantsay mampiasa cinema 4D izay fa reveko be mitsy le style-nlery
http://www.mattroussel.com/
Za zany tia 3D realiste raha atambatra am video eh, fa raha vo hoe full 3D réaliste de otran tsy de tiako loatra. Zay no tsy nitiavako Final Fantasy sy ny karazany ireny.
Mbola tsy koboko zany filma planete 51 zany fa aleo jereko ato am net ato.

fanahy iniana ve le tarehy somary fisaka ? le kibo otran tsy mivoaka tsara zany le mibontsina.
sinon le tongotra sy tampany ambany tena hitako style cartoon tsara mitsy, miandry le texture na milbandy sisa
sinon le tongotra sy tampany ambany tena hitako style cartoon tsara mitsy, miandry le texture na milbandy sisa
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: <WIP> Belo
tena mivoaka ka le molotra sisa ampiana volume kely to d belo mitsy io , le final fantasy reny alou tsara ra niveau anle rendu fa le olana t@ iny le expression faciale tena diso b tsy haiko alou ra za no tsy tena nakafia tsara anle izy fa otrany zombie zany zareo rehetra refa le miresaka e, le modely nefa ao tsara daholo, sinon somary plastia kely le hoditra t@iny fa ra film realiste alou en 3D nena di ale Legend of Beowulf iny no tena tiako e tena tafavoaka tsara le izy. le Avatar mou zany tsy lazaina tsouny fa tena vola marina no niresaka t@ iny film iray iny.
Re: <WIP> Belo
Le tarehy aloha fanahy iniana mihitsy le somary fisaka eh. Fa le Kibo indray le angle de vue no mahatonga azy tsy mibotsina tsara fa raha somary ahodina ny cam dia manome otran'izao :
Am le be kankana tsara
Am le be kankana tsara
Re: <WIP> Belo
Poumpouny> na voulu aza le tarehy ohatrany misy rirany ihany a.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Gasscreative>ok aleo fa ho ahitsy
Sinon za zany mikaroka hoe ahoana no tena hampivoaka an'i lery hoe ho tena gasy, mitady an'ilay pitsopitsony madinidinika aho. Sinon ny orony koa otran tsy mahafa-po ahy mihitsy.
Tsisy fotoana mitsy aloha omaly nanohizana azy fa ny androany no mbola tsy hay.

le gasigasy alo refa vita texture ngamba ledala vo tena hita e. Satria anie ny gasy diversifié be le endrika e, misy otrany afrikan, misy otrany indiana misy aza otrany vazah fotsy be. Fa le environnement hisy azy ko no ahitana oe gasy iz e.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Poumpony> Rmq kely iray koa, lasa any ariana loatra le tendany de manjary tsy en équilibre ny lohany.
Reveko le concept de otrany nanaovako sarisary kely angalan la ref am le maha gasigasy azy!
sur!!
Reveko le concept de otrany nanaovako sarisary kely angalan la ref am le maha gasigasy azy!
sur!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
gasscreative: nareo tena mahavoa dessin a ! milay ka
poumpouny: reveko le ketrika ka ! gasigasy tsara !
poumpouny: reveko le ketrika ka ! gasigasy tsara !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: <WIP> Belo
Gasscreative>Sotsa betsaka tam le sary eh.
Ratsy> Za zany tsy de tia realisme (raha personnage) tsy de tia style manga koa fa le style otran'izao no tena reveko (plutot style tex avery ireny). De rehefa animena izy de le asiana Strech be ireny!!! reveko be mitsy. Rehefa vita ny Modelisation de hihiditra rigging sy anim indray isika eto.
Misaotra atsika manaraka an'ilay WIP

tsara le sary ka le 3D tena mivoaka tsara fa le mahatonga azy ho lasa fisaka angamba le geometrie niaingana cube, ra mbola tsy nanao collapse anle modify stack ela d asivo relax modifier alou zay vao tohizana le izy, na asivo sperify fa aza atao 100% ny teneur anle izy.
Le sary an'i gasscreativ alou tena favo e , fa le tanan'lery lasa manome endrika gidro fa lava laotra.
Le sary an'i gasscreativ alou tena favo e , fa le tanan'lery lasa manome endrika gidro fa lava laotra.
Re: <WIP> Belo
Spectroplasm>misaotra betsaka am le torohevitra, ny blem fotsiny de za tsy sur max fa sur cinema 4D. Za aloha rehefa manao modelisation tsy de mila precision be de ataoko Box modeling (Miainga am Cube). rehefa manao reproduction ihany aho no manao mod point par point. Fa aleo fa jereko ze hi-traduiser-na an'ilay torohevitr'ela ao am cinema 4D.
Sinon vo nanavan'dra gasscreative vue de face sy profil an'io sary nataon'i lery io aho de ho averiko mihitsy ny modelisation a partir an'izay sary izay (Misoatra betsaka an'i Gasscréative am fiaraha miasa )
Eritreretiko ho atao point par poit mihitsy aloha ny modelisation eh, fa mbola ho hita eo.
Ireto ary zany le reference ho arahina :
De lasa izao zany

milay kosa le sary ! za mba manao sary fa le mamadika anle izy ho lasa vue de face na profil somary manahirana
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: <WIP> Belo
Ok,
Miezaka mafy zany mitady fotoana malalaka hanoizana an'ity belo ity. Ny fotoana hita androan zany dia :
- Vo macil be tamin'ny 6ora ka hatram 6h45 (mbola hiditra am valo amin'io)
- Tato am-piasana entre 12h et 14h (miala ny fotaona nikaliana sy nifohana sora kely)
Raha atambatra izany de teo am 2h30 teo ho eo ny fotoana nananana androany. De eto zao ny tenanay :
[center]
Tena miala tsiny fa tena tsy nisy fotoana nanaovana an'ilay capture an'ilay evolution'ilay izy fa raha mbola nanao an'izay de anbamga 1h sisa fotoana tavela nimodeliser-na. Nataoko point par point ihany le izy de hatreto aloha mbola 0 triangle.
Le Bosse kely madinidina mbola ho ahitsy fa mbola maka forme generale aloha.
De miandty kihina sy sosokevitra izany

Efa ao tsara daolo le "Edge loop" fa le bosse bosse reny arak le kozin la no mbola mila ahitsy! Enga anie ela hanam potoana hanaovana an'i belo!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Ny tantara de mbola mitohy eh, de mitohy eh de mitohy..........
Nahazo adiny iray kely indray
Nahazo adiny iray kely indray
Re: <WIP> Belo
Update kely aloha manararaotra an'le tsy de misy kandra .
vita ny ativava (nify sy lela) de mba nasiana lum kely sy AO :
vita ny ativava (nify sy lela) de mba nasiana lum kely sy AO :
Re: <WIP> Belo
fanga ela lety tsy mba miaritory?
ny mpanao 3D anie tsy mpanao 3D ra vo tsy miary tory atram 3h maraina de mifoha am 5h30 e
Milay e, endrasanay foana ny tohiny na mande milamina aza!
ny mpanao 3D anie tsy mpanao 3D ra vo tsy miary tory atram 3h maraina de mifoha am 5h30 e
Milay e, endrasanay foana ny tohiny na mande milamina aza!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
gasscreative a écrit:fanga ela lety tsy mba miaritory?
ny mpanao 3D anie tsy mpanao 3D ra vo tsy miary tory atram 3h maraina de mifoha am 5h30 e
Milay e, endrasanay foana ny tohiny na mande milamina aza!
TEna efa antitra lesy eh , sady mbola kely anaka koa, sady marary lery zao. Sinon efa week end rahampitso de siora aho fa hisy fivoarana beuh hatram latsinainy, raha tsy mamo foana mandritra ny WE
PS:Le maso otran mi-deborde izany eh??
Re: <WIP> Belo
ngo d kely minanaka zany fa tsy kely anaka :p (sangisangy io an) ie samy manana zaza avy nge tsika e fa za tena efa deformation mitsy angamba fa @ 3~4 any foana lty vao matory a nefa @ 5defa mifoha mikarakara fianakams.
Re: <WIP> Belo
Tay be aloha le mitady fotoana am le projet perso eh, ny blem koa de za mirevy mijery filma be de mijery filma hatram 10h30 any de kamo be avy eo hoe am 10h30 vo ndeha hanao 3D indray, fa miankina am haingam-panahy ihany koa aloha io eh, nisy fotoana aho tena matory am-pitoerana fotsiny any am-piasana, lazain-dry lerony fa makafoka
Re: <WIP> Belo
poumpouny> ka zay mitsy anie le maha cartoon azy e, otrany mivoaka le maso!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
zà koa aza saika hanolo-kevitra raha azo ampitomboina kely lé côté cartoon an'lé nify fa le partie manomboka eo @ vavorona no midina ôtran'ny lasa plutôt réaliste, tsy haiko an!
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Page 1 sur 2 • 1, 2
Page 1 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|