<WIP> Belo
+4
spectroplasm
maboule
gasscreative
Poumpouny
8 participants
Page 2 sur 2
Page 2 sur 2 • 1, 2
Re: <WIP> Belo
UP!!
Mandreraka be le manao tanana sy tongotra (main sy pied no tiako ho tenenina fa tsy jambe sy bras
Mandreraka be le manao tanana sy tongotra (main sy pied no tiako ho tenenina fa tsy jambe sy bras
Re: <WIP> Belo
efa ao tsara izy zany ra poumpouny ! courage
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: <WIP> Belo
Poumpouny> Efa milay an!! Fa rah ho animen' la i Belo de tsy ampy le polygon.
De aza kivy manao ny tannay sy ny tongony fa kitrana daolo zany e!
De aza kivy manao ny tannay sy ny tongony fa kitrana daolo zany e!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Gasscreative>ie mila manapy edgeloop kely eny an-tsefatsefay eny.
Ratsy>misaotra manome kourazy
Up Kely :
Vita ny tanany tsy de no detailler-ko be loatra satria cartoon mazava hoazy, de somary nataoko boribory kokoa ny takolany de nangezaiko ny tongony mba hanamafisana an'ilay endrika cartoon.

Milay be!! Nivaoaka tsara kosa iBelo ko.
Texture ndray zao!!
Texture ndray zao!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
tena tafavoaka tsara marina i belo , miandry ny tohiny ndray!
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: <WIP> Belo
atôvy mivôka ny fôtrany ôtrandry Ibonia , efa tena mijoro Belo, kely sisa fa mahereza
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: <WIP> Belo
milay e! tsy adino ve le kibondranjo keli n lery
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: <WIP> Belo
UP kely indray aza eh, niary tory kely omaly.
Depliage basic tany am Bodypaint de avy eo no optimiser-na tam UV Master, de polypaintage tam bodypaint amizay. Ny masony tena tsy mahafa-po ahy mihitsy fa mbola mikaroka.
Depliage basic tany am Bodypaint de avy eo no optimiser-na tam UV Master, de polypaintage tam bodypaint amizay. Ny masony tena tsy mahafa-po ahy mihitsy fa mbola mikaroka.
Re: <WIP> Belo
Tohizo fa tsara! le iris fotsiny no otrany ngeza loatra nade cartoon aza!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Fa i Poumpouny ve faantatro e?
Ra Mandimby???? sa....????
Ra Mandimby???? sa....????
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: <WIP> Belo
Sedramahefa> i Njatoharijaona Rado Mampionona no anaran'i Poumpouny fa asa na tantatrao izy na tsia!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Mpiara miasa tam ra Mandimby aho ny tena marina, fa ra Mandimby koa membre eto ka i Mandi no pseudo-ny.
Re: <WIP> Belo
tsy ampy bandes ny milbandy ny beloha zany! le nify ve azo atao banga keli fa zao otran ny sourire colgate be lery !
de miandry ze ahhavitan beloha e hijery azy mandihy kilalaky
de miandry ze ahhavitan beloha e hijery azy mandihy kilalaky
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: <WIP> Belo
Salama daholo ehh, ela mihitsy tsy de nisy fotoana de tsy afa nikitika an'i Belo mihitsy zao vo mba milmindamina de nanohy ny rigging, fa ny tena nankarary an-doha sy nify dia ny weighting izay tena tsy talentanay mihitsy, efa neverina im-betsaka mihitsy fa mbola misy blem ihany eo am tanany eo, de farany leo de hoe aleo aloa asiana cycle de marche kely mba hanalana izany fahamonamonaina izany
Re: <WIP> Belo
Tonga d milamina lesy le izy kle kozy e, le mahatonga an'le masony tsy mivoaka tsara satria le lohan'lery to kely ra proportion ana dessin animé na cartoon no arahina, le sketch nataon'dra gass iny to d ao tsara @le maso io, miandry ny manaraka zahay e
Re: <WIP> Belo
Milay e!! nandeha ihany i belo an!
Somary mboal misy mi-pop kely ny lohaliny, sinon masaka e!
Rôvina am zay tsiak ry pouny no anao le film d'animation a?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
Merci zalah,
Herizo > efa eo am-piketrehina mihitsy aho io de raha sitrapon'ny tompo de ho présenter-na any am Festival des court ao am CCAC am Fevrier, fa ny blem tena bloqué eo am le tantara, tsy misy apoka mihitsy am le script

Kay mo misy an zany festival zany!! adinonay tanterak mintsy @ ty kandra manadala ty!
Za lesy de aleko tsy miteny tsony oe hanao f'efa 5 taona zay oe anao anao foana nefa inn ko ny eo!!
Za lesy de aleko tsy miteny tsony oe hanao f'efa 5 taona zay oe anao anao foana nefa inn ko ny eo!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: <WIP> Belo
milay ny mahita anle cycle de marche a ! ca va ka !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 2 sur 2 • 1, 2
Page 2 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|