(VITA) Experimentation yafaray
4 participants
Page 1 sur 1
(VITA) Experimentation yafaray
ity misy ketrika kely, hianarako an'ilay moteur de rendu yafaray le izy ! eto zao za
Dernière édition par ratsy le Ven 12 Mar - 13:45, édité 2 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
Milay izy zany!
fa misy mitritra le rindrina ngamba fa tafiditra etsy am le coin le lumière du jour
fa misy mitritra le rindrina ngamba fa tafiditra etsy am le coin le lumière du jour
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA) Experimentation yafaray
Milay be le illumination. Sinon afaka manome detail kokoa ve. Ohatra hoe in sy in avy ny lumiere nampiasana, firy ny temps de rendu.....Fa za koa mahita hoe proche be an'i Vray le illumination. Milay fa tohizo. En plus le izy gratos!! Za aloha indray andro any tsy maintsy hianatra Blender mihitsy eh tena tiako be le toe-tsain'ilay mpanamboatra azy. Sady efa puissant be le izy nefa gratos!!!
Re: (VITA) Experimentation yafaray
gasscreative: ie itako le somary miditra , mbola ho amboarina io lol
poumpouny: lumiere nampiasaina "sun" dia nampiana anle illumination indirecte photon mapping fotsiny, dia mbola vao mikitikitika anle reglage ato fa mbola vao mianatra
poumpouny: lumiere nampiasaina "sun" dia nampiana anle illumination indirecte photon mapping fotsiny, dia mbola vao mikitikitika anle reglage ato fa mbola vao mianatra
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
za ko manontany hoe ahoana ny temps de rendu
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: (VITA) Experimentation yafaray
le temps de rendu hadinoko ny remarque anle izy teo am 30min teo ngamb raha tsy diso za
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
Fanontanina kely :
Biased ve le moteur de rendu sa Unbiased. Raha biased izy de otran systeme vray de raha izay de otran elaela ihany le temps de rendu 30mn. Sinon raha Unbiased izy, izany hoe le otran systeme Maxwel Render izay tena calcul physique sans interpolation de la lumiere, izany hoe tena simulation mihitsy de haingana indray raha rendu de 30min izany.
Biased ve le moteur de rendu sa Unbiased. Raha biased izy de otran systeme vray de raha izay de otran elaela ihany le temps de rendu 30mn. Sinon raha Unbiased izy, izany hoe le otran systeme Maxwel Render izay tena calcul physique sans interpolation de la lumiere, izany hoe tena simulation mihitsy de haingana indray raha rendu de 30min izany.
Re: (VITA) Experimentation yafaray
poumpouny: tsy dia haiko tsara le izy , satria ko mbola vao mianatra anle izy , nanao recherche kely fotsiny za dia nahita hoe , yafaray est capable de faire un rendu biased et unbaised ka dia mbola tsy aiko tsara
mise a jour kely , temps de rendu 5586.98s
mise a jour kely , temps de rendu 5586.98s
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
Ok Biased izany izy raha izany, I Vray koa mantsy afaka manao unbiased fa izany hoe ala base izy de biased no tena ataony. Mitovy am Vray izany fa sinon sur aho hoe misy reglage azo atao hampidina ny temps de rendu satria raha 5586 sec izany efa ho 1h30. Fa sur aho fa ho hitanao miandala eny ihany, za koa moa tsy mahakobo blender mihitsy de tsy afaka manandrana.
Edit : fa firy aloha ny habean'ny image calculer-nao eh so de resolution ngeza be kosa no mahatonga hoe betsaka lé temps de rendu.
Edit : fa firy aloha ny habean'ny image calculer-nao eh so de resolution ngeza be kosa no mahatonga hoe betsaka lé temps de rendu.
Re: (VITA) Experimentation yafaray
ny hangezan'le sary 800x600 ! le reglage mbola betsaka no tsy hitako aloha e , dia faharoa koa le machine ampiasaina ato tsy dia matanjaka lol
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
Zay ndray ry zala de tsy mba manampaharetana am rendu elabe otran zany. Ra ela ndrindra nena ny rendu de 5mn ihany, audelà n'io de mitady zavatra hafa aho!!
Tsara lé réalism fa truckena ndraindray ref ela loatra e
Tsara lé réalism fa truckena ndraindray ref ela loatra e
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA) Experimentation yafaray
Za izany mirevy rendu photoréaliste rehefa architecture otr'izao eh, nikotrana Vray pour cinema 4D de avy eo niova Advanced render (moteur interne cinema 4D) misy IG de eo eo am 30 min eo koa ny moyenne image fa saingy efa feno le scene, raha io lakozia io ohatra zao de efa miaraka am ovia sy sotro sy detail rehetra vo tafakatra 30 min à 1h ny image en 1024 x 768. De avy eo aho nahita ny Bokin'i Jeremy Birn (Light Director-n'i Pixar) de zao aho miezaka ny tsy ampiasa GI intsony fa simuler-na a partir Spot be dia be. Tsy Mampiasa aho na dia Area Light Aza. Vokany rehefa tena nikotra elaela mitsy de nahazo an'ilay logique de dispertion'ilay lumiere de vo simuler ihany le GI na dia somary tsartsara kokoa aza ilay rendu GI. Ny tena Blem an'ilay Gi de raha vo miditra anim de efa tsy poins ny temps de rendu. Eny na ry zalahy any ampitan'ny riaka aza miaraka am Mac Pro Octocore tsy tafa raha vo misy Gi (raha tsy ohatra kosa hoe lava be le Deadline). Tsy maintsy miditra render farm raha vo miditra GI. Sinon raha vao miainga de tsara aloha mampiasa rendu en GI hi-capter le illumination de avy eo ezahina reproduiser-na sans Gi Amizay. Sinon Misy technika anakiray izay koa antsoina hoe baking. Izany hoe avadiny ho texture le illumination am le objet de avy eo afaka supprimer daholo amizany ny light rehetra de atao ny rendu de tafidina any am 5 sec par image any mihitsy satria lasa tsy manao calcul illumination intsony ny machine fa juste le texture fotsiny no afficher-ny. Ny blem amin'io technique io anefa de raha vo misy zavatra tranparent de tsy poins, na zavatra misy reflexion.
Re: (VITA) Experimentation yafaray
gasscreative: za ndray2 leo be mitsy rehefa manao rendu, efa koboko mantsy fa tsy maintsy ho ela2 le izy
poumpouny: le hi-truckena anle izy aloha mbola tsy hitako ! fa hianarana miandalana ngamba
poumpouny: le hi-truckena anle izy aloha mbola tsy hitako ! fa hianarana miandalana ngamba
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
ohatran'ny efa mahafapo ana ihany le resultat ka hajanoko eto ndray aloha ! aleo miketrika zavatra hafa ndray
rendu farany nataoko
rendu misy texture
rendu farany nataoko
rendu misy texture
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
poumpouny: ie le texture somary mbola mila ketrehina manokana mitsy !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA) Experimentation yafaray
Ye efa milay toko le lumière, fa ra manampaharetana koko ela de poussena kely le reglage (sampling ngamba) am zay lisse tsara le sary de afaka reny grain reny!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA) Experimentation yafaray
naika hampiakariko mitsy le sampling ! fa tena milona be le rendu lol dia najanoko anzao aloha mdr
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|