(VITA)scene interieur
+2
gasscreative
ratsy
6 participants
Page 1 sur 2
Page 1 sur 2 • 1, 2
(VITA)scene interieur
ketrika kely hianarako anle yafaray ihany e !
Dernière édition par ratsy le Mer 17 Mar - 12:27, édité 2 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
Ary i ratsy nga nibosy resaka design architecture??
Milay e, alefaso ndray ny tohiny!
Milay e, alefaso ndray ny tohiny!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)scene interieur
gasscreative>tsy nianatra ka! ary matetika sahirana mitsy refa manao scene ohatr'zao
update
update
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
point de vue cadre, misy vide loatra le eto am devant fa inoko fa mbola ho fenon la meuble zao eo!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)scene interieur
gasscreative> ie ezahiko ho asina meuble ihany ngamba ! fa ity misy andrana texture mba omeo hevitra ihany mba hanatsarana anle izy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
Ny hitako indray de tokony hisy source de lumiere hafa avy any aorian'ny cam na avy am coté, tokony hisy varavarana hafa mantsy ny trano iray fa tsy hoe io varavarankely io ihany, sady hanampy be am le illumination koa izay
Re: (VITA)scene interieur
poumpouny>ie efa nasiko lamp le coin 2 somary sombre !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
Marna mits n kozn ra Poumpouny!
Ao ambadk le salon io mila azavaina kely fa maizna be!
De le en premier plan asivo objet vits vits! ex oe plante avoavo en pot zao mety de le raviny dous DOF(deph of field);atao flou mo zany eh..
Asina couleur kely sisa ny premier plan;de le azavaina kely.
En deuxiem plan ndray efa mlay na ny gi aza.n tsara ngamb apina ambiant oclusion kely le objet rehetra mfanakaiky de mlay! fa otran mtsingevana le pot eo ambony latabatra na efa mpetrak tsar az n ombres!otrzan kou le cousins:bball: Ataovy rendu separe le "ao" de ataovy mode multiply am toshop na after effect ra video!
En arriere plan tableau s couleur tsar sisa!
En general efa tena mlay fa apina kely fotsn mba o realiste eh! sura!
Adinko tandremo fotsn le bavure am na positionement ana objet fa ts mvoka n scen an lah surtt lumiere aveo ra anao animation!Otran le mazava kely a dte le sary io!le amtany! Sur an!
Dodo kely ndray ah!fa vizn lotra n maso m3D

D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: (VITA)scene interieur
DAML> sur aleo fa andramana io teneninao io
update kely
update kely
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
Milay ka, fa le mirroir io no tsy de tiako loatra, tsy haiko ze tokony hatao mba hapa-réaliste an le izy fa ngamba mila ahena kely ny reflection, na ny glossiness, na kitikitihina kely ny.... euh.... BRDF (Bidirectionnal Reflectance Distribution FUnction).
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)scene interieur
gasscreative> tena mitady ny fika rehetra mba ho realiste le izy
update kely
update kely
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
ngamba mety hajanoko eto ndray aloha ty ,fa tsisy inspiraka tsony za ! omeo toro-hevitra ihany raha misy o
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
Tena mivoatra be mihitsy le izy, mahafinaritra ny mijery fa nody ventiny ny rano natsakaina .
Milay eh.
Milay eh.
Re: (VITA)scene interieur
otran n tsy lasa le nalefako teo:
azo asiana tapis ve ambanin lay table basse au fond
le table basse devant sy reo sezany raha akisaka ameno ny banga devant
le plancher otran ny hitako ngoza be zany ny lame ray
azo asiana tapis ve ambanin lay table basse au fond
le table basse devant sy reo sezany raha akisaka ameno ny banga devant
le plancher otran ny hitako ngoza be zany ny lame ray
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: (VITA)scene interieur
maboule>le plancher ana parquet somary efa nahenako izy ao, le tapis ngamba afaka ketrehina ka ! aleo vita le rendu dia kobo eo ndray ! sur
poumpouny>sur !
poumpouny>sur !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
vray hafa ray mintsy ty moteur ty eh , masaka bé, mba anaovy scène d'exterieur hoe ratsy refa mazoto fa zà te-hahita ny fivôkany amzay!
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: (VITA)scene interieur
Serfera>ok aleo fa hiketrika scene exterieur za refa vita tsara io !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
ratsy> otrany ny kozin 'i poumpouny iany e: Misy fivoarana be!! Tohizo foana ny kotrana fa izay ihany no tena ahaizana azy e, za ko ngamba refa manana fotoana kely de mba hikotrana lumière sy rendu am zay (io no tena mbola tsy voafehiko mitsy, satria nena moa mbola resaka animation foana no tena tiako am ty resaka 3D ty ka ra vo ratsy ny anim nefa tsara be le rendu de tsis dikany iany). Za koa mental ray no ampiasaiko fa iny alo no ho masahiko tsara.
Za ko alo otran lah mitsy e, refa hitako oe micoince am zay ah de aleko mipasy zavatra hafa ndray de any manao tsaratsara kokoa, sady hita tsara ko le fivoarana am zay e!
Za ko alo otran lah mitsy e, refa hitako oe micoince am zay ah de aleko mipasy zavatra hafa ndray de any manao tsaratsara kokoa, sady hita tsara ko le fivoarana am zay e!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)scene interieur
gasscreative> za somary mandeha miandalana satria be dia be ny zavatra mbola tsy voafehiko, za mbola tsy nanao modelisation organique mitsy lol, mbola tsy nanao animation ko! fa hiezaka mafy mba hahavita zavatra tsara e, dia mba hahavita zavatra milay tsika rehetra
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
ratsy> zay no tanjona e! sur!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)scene interieur
rendu farany nataoko aloha
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)scene interieur
efa ao tsara mihitsy fa le echelle an'ilay texture parquet ve tsy otran ngeza loatra???
Re: (VITA)scene interieur
poumpouny>tena miezaka manakely anle izy fa le texture hananako ato mitsy no ohatran'ny tsy mety aminle izy ! ty misy rendu hafa ndray efa nahenako ihany le parquet
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 2 • 1, 2
Page 1 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|