CHAT'OON (Wip)
+9
D A ML
kapla
Albii
Poumpouny
raguy
maboule
spectroplasm
ratsy
gasscreative
13 participants
Page 1 sur 3
Page 1 sur 3 • 1, 2, 3
CHAT'OON (Wip)
Miarahaba tsika retra ndray.
Somary nangingina kely ny forum tato ato sady nisy court metrage kely reveko be zay nisy saka de mba nanao saka kely!
Enga anie ndray ity mba ho vita atram farany fa tsy otran le sasany nataoko be da be tsy mety vita reny.
Somary nangingina kely ny forum tato ato sady nisy court metrage kely reveko be zay nisy saka de mba nanao saka kely!
Enga anie ndray ity mba ho vita atram farany fa tsy otran le sasany nataoko be da be tsy mety vita reny.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Ary ny vatany!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
ie somary nangingina kely , za ko somary sahirana kely dia tsy afaka nikofoka firy , fa ao tsara le saka ! tohizo foana
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: CHAT'OON (Wip)
mafinaritra e
toizo fa milay le saka, otrany efa hitako le court metrage zany raha tsy diso aho fa milay le izy ka
toizo fa milay le saka, otrany efa hitako le court metrage zany raha tsy diso aho fa milay le izy ka
Re: CHAT'OON (Wip)
Spectro>Ratsy> merci e!
Update: somary ni-modifier-ko kely ny vavany sy ny tongony fa teo izy otrany alika fa tsy saka.
Update: somary ni-modifier-ko kely ny vavany sy ny tongony fa teo izy otrany alika fa tsy saka.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
ao tsara , miandry le ho dakana sisa !
le expression ny otrany tokony ampiana keli mba ho tena ho heros midanaka tsara
le expression ny otrany tokony ampiana keli mba ho tena ho heros midanaka tsara
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: CHAT'OON (Wip)
Maboule> mbola expression neutre io afahana manamboatra ny morph target refa veo. Mbola ho tezitra be sy hikakaka be noho izao io.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Update: presque efa vita daolo ny expression de base rehetra fa ra misy hafa ilaina eny atsiefatsiefany eny de ampiana ihany.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
hihihihihi
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
ao tsara le izy ka ny sisa mety azo ampianla kely angamba sisa d le asiana flex modifier na relax modifier @le surcille anlery @zay le izy naturel tsara refa mitsiky sy manao anle geste reny
miandry anle animation sisa izahay
miandry anle animation sisa izahay
Re: CHAT'OON (Wip)
Skin terminé
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Tena efa ao tsara mihintsy ( Menu/Characters "Felix"/Tournaround3D )
raguy- Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010
Re: CHAT'OON (Wip)
Raguy>
Rigging terminé. Le mi-rig rambo tena otrany tsy voako mitsy. Ra misy manana tuto "rigging tail" de isaorana mialoha.
Rigging terminé. Le mi-rig rambo tena otrany tsy voako mitsy. Ra misy manana tuto "rigging tail" de isaorana mialoha.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
1er test d'animation: mbola tsy tena ao tsara fa efa te hatory be!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Milay, le cycle de marche fotsiny otran mbola generique be loatra, mila ampiana personnalitéé kokoa, za nieritreritra hoe mitovy am le style ecureil sy bitro ireny ny fomba fandehan'i lery, izany hoe mandady rehefa mandeha de avy eo mitsangana rehefa mijanaona, ny blem fotsiny de lasa mamerina manao rigging mihitsy ela raha izay no atao satria tsy mety le T pose tsotra am voalohany fa T pose otran milofika mankany aloha no mety, fa bon resaka question de gout fotsiny aloha ny ahy. Ry Tex Avery matetika no tena mampitsangana tanteraka saka. Amiko aloha na de cartoon aza tsy de logique amiko le saka mitsangana eh, bon ohatra hoe imagineo anie hoe i Spyke am Sylvestre mitsanga rehefa mandeha eh!!! LE morphologie an'ny tongony koa mi-tendre mandady kokoa, Sylvestre (Gros Minet) zao mitsanga de noadapter-dry lerony hitovy am le morphologie olombelona ny tongony, Spyke par contre mandady de notazominy le morphologie Alika.
Tohizo foana fa milay ehhh!!!!!
Tohizo foana fa milay ehhh!!!!!
Re: CHAT'OON (Wip)
Poumpouny> Noeritreretiko personnage mitsangana mitsy io ka, zay no natonga an le T pose. Sinon, raha te ho animateur ny oul iray de tsy maintsy mahay animation na walk cycle. Ary io zavatra io ry zalahy noheritreretiko fa tena tsotra be a, kay mila enarana ! Refa mahafehy an'io animation-na marche io (izay mbola tsy tena voafehiko tsara) dia izay vao afaka mi-personnaliser an le izy am zay.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Poumpouny> Aza taitra ela f'inn mits zao no enarako eto
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Miala any ny akaman' le saka e: GECKO.
Ny lohany ianu no modélisation vaovao fa ny vatany ny vatan'le saka iany.
Zany oe mbola hovaiko ny ratsa-tongony fa tsy ho otran zao.
Ny lohany ianu no modélisation vaovao fa ny vatany ny vatan'le saka iany.
Zany oe mbola hovaiko ny ratsa-tongony fa tsy ho otran zao.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Milay milay milay, reveko be ny lohany otran'ny efa henoko sahady zany feon'i lery le mikentsoketsona
Re: CHAT'OON (Wip)
Ie ataovy milay tsara, ity mbola misy hevitra hafa raha anao "collection", jereo "Characters"...
raguy- Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010
Re: CHAT'OON (Wip)
Raguy> ??? Jerena aiz? am Google ve sa misy site manokana any?
Update: novana ny ratsa-tongony de nasiana texture simple be.
Poumpouny> miezaka manao compositing am rendu simple be ah (tsisy Gi & FG) hi-optimiser-na le temps de rendu refa animation sady ialana an le flickering am le FG.
Update: novana ny ratsa-tongony de nasiana texture simple be.
Poumpouny> miezaka manao compositing am rendu simple be ah (tsisy Gi & FG) hi-optimiser-na le temps de rendu refa animation sady ialana an le flickering am le FG.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 3 • 1, 2, 3
Page 1 sur 3
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|