CHAT'OON (Wip)
+9
D A ML
kapla
Albii
Poumpouny
raguy
maboule
spectroplasm
ratsy
gasscreative
13 participants
Page 2 sur 3
Page 2 sur 3 • 1, 2, 3
Re: CHAT'OON (Wip)
Ireny soratra mavomavo misy tsipika nosoratako ireny "lien" daholo ka!
raguy- Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010
Re: CHAT'OON (Wip)
Raguy> Koboko sady reveko be le character. Fa nen ry lerony détaillé tsara le perso fa nena tena simpliste be. Efa hitako ny BA an'io taloha fa reveko e! Sur!
Et une dernière avant d'aller au lit!
Et une dernière avant d'aller au lit!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
, milay eh, sady hain'ialahy mihitsy ny mamoaka le personalité an'i lery, lery no tiako noho le saka. Sur aho fa raha atao cours de lery io le mitapy le mapme fotsiny mandritra ny filma (genre Sid age de glace na l'Ane am Shrek).
Mba manaova amizay lesy scenar kely de asivo anim kely, za zao mbola mifanjevo be am rigging, de toute facon za tsy maika fa aleoko haitsara aloha le izy zay v vitaina, le manaraka tut fotsiny koa mantsy lasa otran pantin mi-executer fotsiny fa rehefa hiverina hi-rigg avy eo de lasa mamoaka le tut indray.

Poumpouny> Kobon 'la le izy e!! Tsara refa misy tonga de mahazo le tiako atao .
Le Gecko zany le débile am ry zalahy, le be resaka be reny, le miseo ho manana idée foana nefa idée vendrana nefa koa le rain'tetaka be reny.
Le saka ndray le sakan'ville e! (Garfield), miaingitraingitra sady mataotra voalavo!!
(Misy idée tampoka ndray ah: ndeha hanao voalavo kely 2 mirahalahy, genre le opposum am Ice Age, na i Tic et Tac: des rongeurs du risque!!! )
Ary mazava ho azy fa tsy maintsy misy le ..... MECHANT!
Ny scenario tsy mbola misy mazava fa manana eritreritra iany ah am le thème (Ambanivolo).
Le Gecko zany le débile am ry zalahy, le be resaka be reny, le miseo ho manana idée foana nefa idée vendrana nefa koa le rain'tetaka be reny.
Le saka ndray le sakan'ville e! (Garfield), miaingitraingitra sady mataotra voalavo!!
(Misy idée tampoka ndray ah: ndeha hanao voalavo kely 2 mirahalahy, genre le opposum am Ice Age, na i Tic et Tac: des rongeurs du risque!!! )
Ary mazava ho azy fa tsy maintsy misy le ..... MECHANT!
Ny scenario tsy mbola misy mazava fa manana eritreritra iany ah am le thème (Ambanivolo).
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
ra mijery tampoka de otran zaf zany le gecko vo nasiana satroka le
le animation to tsy mipoitra aty aminay mitsy ?
le animation to tsy mipoitra aty aminay mitsy ?
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: CHAT'OON (Wip)
maboule a écrit:ra mijery tampoka de otran zaf zany le gecko vo nasiana satroka le
le animation to tsy mipoitra aty aminay mitsy ?
ie za koa mahita
Re: CHAT'OON (Wip)
Maboule> Mande le anim ka, tsy aiko na somary miraikitra ny connexion nareo ngamba de mila actualisena.
Update: Debut des expressions faciales.
Update: Debut des expressions faciales.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Nouveau concept.
Ity ndray misy perso nataoko vetivety fa reveko be, CONCEPT: ALBII.
Albii> somary nandramako kely fotsiny le izy tsisy maso fa tsy de masosotra.
Rmq: nisy masony le perso tam le concept i Albii fa nony vitako le izy de nandramako tsy nasiana de nahita personnalité 1 hafa ah, le oul tsy de be teny reny nefa manam-pahendrena be, bref le sage du village, wouahahahah!! )

Tsy otran manify kely lotra ve le lohan le tandroka ka sahalany mora tapaka...le "triangle" koa mbola azo amboarina....sa faninina? fady ndrazana mihitsy izy io mametraka "traces" ...hevitro fotsiny izany an....milay fa tohizo.
raguy- Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010
Re: CHAT'OON (Wip)
Raguy> ye, maranitra loatra mitsy io fa mbola hovaina. Io mantsy tonga de le Cône am max no nasiana PathDeform nefa ny lohan'iny mbola maranitra be.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
AAARRRGGGHHH!!!!!!
Mitapy le max e!!! Vo mikitika skin ah , de mikitika morph de miverina skin tonga de mitapy be le mesh. Efa nandramako daolo nofafana daolo le modifier de naveriko daolo ny morph sy ny skin fa mitovy iany e!!! Zao mits le manapaka ny ainga-panahy.

Après des heures de test: skin, re-skin, morph, re-morph, tout supprimer, re-re-skin et re-re-morph.... un moment de prise de tête.... re-re-re-skin et re-re-re morph, finalement j'ai trouvé le problème qui venait d'un modificateur "Edit Poly". Donc j'ai pu continuer.
Milay be ry zalahy le manao compositing-na rendu par pass a!!
Milay be ry zalahy le manao compositing-na rendu par pass a!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
une autre pose.
Prochaine étape : Rigging.
Prochaine étape : Rigging.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
Ahoana moa! Trop la classe ry bainn a! sady rapide fiasa be no dezigina ts dezigina! Ataovy animaka en Véôdé amzay! inn mo le Véodé?hihi! Je m'identifie un peu à ce Lezard! Chapeau! Gros yeux! Izay ihany!
Re: CHAT'OON (Wip)
Albii> sur!
VOD = Vidéo Ote Définition!!!!!!!!!
Aleo ary fa ho ovaiko kely otran'ity le gecko e!! (chapeau bob et foulard lava be)
VOD = Vidéo Ote Définition!!!!!!!!!
Aleo ary fa ho ovaiko kely otran'ity le gecko e!! (chapeau bob et foulard lava be)
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
tsara kous lé modélisation lé mety tsara mints!!!
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
Re: CHAT'OON (Wip)
miandry ny tohiny fa tena mahafinaritra le izy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: CHAT'OON (Wip)
le omby tonga d mahapatsiaro ana an'i Tim dadan' Flint @ le CG film "cloudy with a chance of meatballs":
d le gecko misy volo io le Protesteur Glar @le CG film "planet 51":
milay be le nanaovanla anazy alou e
d le gecko misy volo io le Protesteur Glar @le CG film "planet 51":
milay be le nanaovanla anazy alou e
Re: CHAT'OON (Wip)
Spectro> ye, le ben io mitsy no tao andoako tam le omby, sady tsy be kozy tsy sahy mampiseho ny sentiment-ny. Fa misy fotoana iany ahitany ny masony ka, refa mijery... FLORA!!! :D:D
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
ki zao ndray a vo mba mandalo de efa lasa lavtra be n wip!
Gass>>mlay be lesy le rendu lety eh! aona n nanaovan lah an le compositing par passes! tam combustion sa after ian? de vray ve sa mental ray io ataon lah az io zao?
Gass>>mlay be lesy le rendu lety eh! aona n nanaovan lah an le compositing par passes! tam combustion sa after ian? de vray ve sa mental ray io ataon lah az io zao?
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: CHAT'OON (Wip)
Tena masaka! reveko b mints alou e!!!
Chapô !!
Chapô !!
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: CHAT'OON (Wip)
DAML>Mental ray no nampiasaiko fa tsy mahay Vray zah.
Toy izao no nanaovako an le compositing sur After Effect (otran zao ny filahatry ny calque):
- pass Rim/back light (mode: addition, opacity:30%, effect: gaussian blur 5)
- pass Rim/back light (mode: addition, opacity:70%)
- pass Occlusion (mode: multiply, opacity:68%)
- pass Lighting (mode: multiply, opacity:28%)
- pass Diffuse (mode normal)
- pass Shadow (mode: multiply, opacity: 30%, effect: gaussian blur 10)
- pass Background (mode normal)
update: RIGGING. Tena nitapy be mitsy ah vo natafavoaka an le FK/IK blending system satria zay vao nanao an zany, na de izany aza mbola tsy hitako ny vahaolana am le "Gimbal lock". Ny solution-n' le izy de mampiasa TCB Rotation controller nefa ny inconvenient an'iny de tsy misy curve azo kitikitihina (izay tena miasa be refa animtaion).
Efa en-cours ko zao ny RIG FACIAL izay mafinaritra ny mampiasa azy fa elaela ny setup-ny.
Crits & comment welcome
Toy izao no nanaovako an le compositing sur After Effect (otran zao ny filahatry ny calque):
- pass Rim/back light (mode: addition, opacity:30%, effect: gaussian blur 5)
- pass Rim/back light (mode: addition, opacity:70%)
- pass Occlusion (mode: multiply, opacity:68%)
- pass Lighting (mode: multiply, opacity:28%)
- pass Diffuse (mode normal)
- pass Shadow (mode: multiply, opacity: 30%, effect: gaussian blur 10)
- pass Background (mode normal)
update: RIGGING. Tena nitapy be mitsy ah vo natafavoaka an le FK/IK blending system satria zay vao nanao an zany, na de izany aza mbola tsy hitako ny vahaolana am le "Gimbal lock". Ny solution-n' le izy de mampiasa TCB Rotation controller nefa ny inconvenient an'iny de tsy misy curve azo kitikitihina (izay tena miasa be refa animtaion).
Efa en-cours ko zao ny RIG FACIAL izay mafinaritra ny mampiasa azy fa elaela ny setup-ny.
Crits & comment welcome
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: CHAT'OON (Wip)
In moa le Gimbal lock, za mantsy zao ao anaty ketika rigging mihitsy de mety afaka manampy ihany. Le resaka FK-IK Blending de ny nanaovako ny ahy sy ny hitako tsotra indrindra de atao aloha le IK, de avy mamorona controlleur an'ilay FK de manao expression amizay na script izy raha am max hoe rehefa IK (Le blending slider any am le propriete IK io) de manaraka ny position global an'ilay os misy IK le controlleru FK, De rehefa FK de tsy manaraka an'ilay ilay cible IK intsony ilay articulation no sady tsy contraint amin'ilay position globaln'ilay taolana intsony ilay controlleur FK fa au contraire le Articulation indray no lasa contrain am rotation an'ilay controlleur. Bref sarotra be le manazava azy klee
Edit: Le rambony angamba IK spline no mety indrindra, de somary atao soft kely le IK.
Tohizo fa milay ehh!!!!
Edit: Le rambony angamba IK spline no mety indrindra, de somary atao soft kely le IK.
Tohizo fa milay ehh!!!!
Dernière édition par Poumpouny le Mer 7 Avr - 14:20, édité 1 fois
Page 2 sur 3 • 1, 2, 3
Page 2 sur 3
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|