Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
ETB Pokémon Fable Nébuleuse : où ...
Voir le deal

industrial interior

+4
Poumpouny
ratsy
gasscreative
kapla
8 participants

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Aller en bas

industrial interior Empty industrial interior

Message  kapla Mer 31 Mar - 22:18

ty zany mba misy projet ataoko nainga anao contest (interior design) manko za nefa za tsy manan-potoana tsy ho vitako mintsy satria lé design process tena be loatra nefa za sady mianatra ny any ampianarana kou misy projet de tena sarotra be, néna lou lé ané penarana no tena prioritéako eh fa bon.

brief kely:izy ty zany de industrial apartment interior, mitambatra daholo ny piece sauf ny cuisine, fa misy separateur ihany nefa (intimité au cas où) Very Happy japanese style miaraka amina meubles contemporains bref ho hitanareo eo ihany ehh

industrial interior Vue113

industrial interior Vue210

industrial interior Vue310

ty ndray zany de test na color scheme mbola tsy tena izy fa ijerevana anlé rindrina sy ny lumiere sns

industrial interior Test110
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Jeu 1 Avr - 5:24

Milay be izy zany ndrindra fa le rendu a!
Inn kay le logiciel ampiasainao ?
Ary i Kapla aiz no mibosy?
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  kapla Jeu 1 Avr - 5:29

gasscreative> misotra eh, za tsy mipetraka any mada ka.
3ds max sy vray no ampesaiko
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  ratsy Jeu 1 Avr - 12:11

tena milay ka ! miandry ny tohiny
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  Poumpouny Jeu 1 Avr - 14:52

Mijajika beuhh, sinon question gout za tsy de fan an'ilay brique!! Matetika za tam vo nanomboka nanao 3D de ataoko brique foana ze rindrina miainga eo de zay angamba no lasa tsy hitiavako brique. Faquestion de gout io ann, de toute facon enao no designer fa tsy za. Effectivement, milay be le rendu 5misy appoint ve io sa juste sun light sy GI fotsiny, de sinon firy ny temps de rendu??
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Jeu 1 Avr - 16:07

Milay kosa izy zany ry zalahy fa mba efa mihtatra atrany ivelany i telovongany a! cheers
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  maboule Jeu 1 Avr - 19:07

tsara ery izy zany , za tena mirevy le concept na hangar avadika loft reny le ery soanierana akaikin le fanaovana karaoke io zao mety hilay raha havadika
miandry ny tohiny zany rehefa misy meuble le izy fa otran ny hitako teritery zany le izy
nefa le poteau ngozabe tokony mba mifampielanelana ihany !

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  kapla Jeu 1 Avr - 22:17

Poumpouny> image sampler, color mapping, GI sns efa vita daholo rehefa vitako ny materiaux de zay ndray za vo mi-ajuster gamma.
dé lé temps de rendu eo aminy 2h eo na miotra kory ary.
dé za tsy mapiasa sun (vray) zany mintsy ra vo interior na aminy sasany ary satria tsy precis mintsy lé izy.

maboule>marina mintsy hoe teritery lé izy satria zay mintsy lé tiko aseo, mba hampisaina anlé espace rehetra nefa azo ivezivezana amzay koa lé topo trano tsy mi se sentir hoe rery satria io anié trano ho anolona mipetraka rery Very Happy .

ty ndray zany misy WIP kel, izy ty mou zany ho vataiko aingana satria za mbola misy projet hafa, ty manko ohatrany mahakzitna ana fotsiny misy zavatra manélingelina ana fa tsy aiko??? Suspect

industrial interior Vue3_f10
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  maboule Sam 3 Avr - 15:13

kay toko moa japanese le style !
miandry ny tohiny zany indrindra le hametrahana an le placard sy rangement...

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Sam 3 Avr - 18:24

Milay e! Fa studio le izy sa appartement?
Minadry ny tohiny zahay.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  kapla Sam 3 Avr - 20:19

studio lé izy ka, fa zao nanao étude kely za fa ohatrany tsy mety lé japanese fa nataoko tsotra lé izy nefa miaraka amina meubles simple, eny eh misy meuble japonais ihany lé izy, lé table a manger sy ny seza, fa ny ambony meubles ohatrany efa recuperés (efa niasa zany) satria lé interior entrepot efa niasa kou araka no teneniny maboule teo aloha.
ty zany misy rendu kel natako ijeravana anlé materiaux (tsy tiako mintsy) efa novaiko io fa mbola manao rendu za zao elaela ihany manko lé izy. Rolling Eyes

industrial interior Vue1_r10

industrial interior Vue3_f11
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Sam 3 Avr - 22:45

lol! enjana le rendu marina e. Mila mianatra Vray iany ah ra izao.
Sinon, un peu sombre le ton an le efitra fa mety le poutre mainty be ngamba no matonga an zay, fa mino ah fa zay mintsy ngamba le izy.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  kapla Dim 4 Avr - 0:01

gasscreative> marina mintsy zany lé poutre sy lé parterre no mahantonga anlé maizina, mianara mintsy vray fa tena ilaina io ra ohatra enao ka manao image de synthese eny eh na animation kou ar Wink

ty zany misy vue1 finale ehh

industrial interior Vue1_f10
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  spectroplasm Dim 4 Avr - 3:01

Tena mahafinaitra b le mijery anle wip ka Smile sady voafehy tsara le gestion ana workflow anle projet mou kou tena mivoaka tsara kou le rendu sy modelisation. Miandry ny manaraka zay e Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Dim 4 Avr - 5:25

Tisy kianina!! Nickel man! cheers cheers
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  kapla Dim 4 Avr - 17:48

misoatra zalaahh, mahafainaritra rehefa tinlisany lé izy ehhh tena vo maika map-motivé anah zany lé Laughing

ty ndray zany misy vue ray natako tsy D tena flou bé lé izy fa manjary tsy ita lé sofa

industrial interior Vue2_f10
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Lun 5 Avr - 13:02

Mafinaritra e cheers
Le DOF ve direct 3dsmax sa am compositing?
So de mba afaka andefasanao wireframe an'le scene oe mba ijerevana azy.
Tohizo fa milay.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  ratsy Mar 6 Avr - 11:44

aoka le ! tena milay ka ! tonga dia ao tsara le realisme ! cheers
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  Poumpouny Mar 6 Avr - 13:39

Tena milay, fotsiny tiako ho fantatra hoe in no machine hi-render vanao an'ilay izy de a quelle resolution ? raha io resolution am site io mantsy no 2h avec Vray zay anisan'ny haingana indrindra, de na misy reglage poussé loatra, na misy blem. Ny tiako ho fantarina koa de hoe LWF (linear workflow ve (gama 2.2) no hiasanao sa gamma 1 tsotra. siora aho fa gamma 1 tsotra zay no mahatonga le coin mbola sombre loatra, sinon le materiaux milay be eh, ampiana kely ny luminosité globale na ny gamma no avadika 2,2 (de mazava ho azy fa ambidinina 0,454 daholo avokoa indray ny Color Mapping sy ny materiaux tsirairay.
Miandry ny tohiny
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  spectroplasm Mar 6 Avr - 13:55

gasscreative DOF an'i 3DSMax io ka Smile an'i Vray mou zany e, milay be le sary ry kapla a Smile efa mivoaka tsara be daholo ny texture rehetra ampesainao sady hitako original be le balleine Smile zay nanana otran'io mitsy en vrai fa hirondele le izy fa tsy baleine, miandry ny sary manaraka ny akama e Smile toizo hatrany fa tsara be!!!
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  spectroplasm Mar 6 Avr - 13:59

e coin maizimaizina alou hitao hoe intentionel e satria hangar le toerana d somary somb-sombre fa tsy haiko alou e manome caractère anle sary le izy amiko an fa tsy haiko Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  maboule Mar 6 Avr - 15:40

milay le rendu , le lampe tena mivoaka tsara
fa za koa mahita hoe sombre iany le izy marina fa hangar fa le ouverture ngeza be reo tokony mba ho mazavazava iany le izy

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  kapla Mar 6 Avr - 22:14

misoatra amlé conseil sns ehh za olona ouvet raisiko daholo reo Very Happy efa ho avy ndray zao ny sary manaraka

Poumpouny>ny machine kou ato zao dell vostro a860 2go fa efa ho apekariko 4go satria rehefa misy projet ngezangeza manko za de tsy mahazaka lery dé tsy mety amlé biziness ehh!!.
ny gama 2.2 foana ka (LWF), ny mahatonga anlé maizina lé varavarakely reo misy texture somary vitre maloto de lé materiaux sasany kou misy highligth glossiness de misy impact amlé scene surtout lé poutres de vo maika maizina lé izy, de amlé sary flou reo ndray lé camera vray somary ambony kel ny f-number zany hoe lasa somary maizina lé ao (derriere).
Very Happy de ra miremark kou zao nareo an dé lé partie maizina, maizina fotsiny fa tsy misy bruit mintsy.Ny reso anio zao 640 fa ny limite ny machinekou 1200 mgamba na plus, arakarany

gasscreative> ie dof ani vray io, de ho tsy ho ela kou ny rendu miaraka aminy (lé LIGNES BDB ehh
Very Happy )

spectroplasm>marina mints zany araka no teneniko tery ambony tery (lé varavarakely zao somary maloto, mba zé ampa realiste anazy no tena no tediaviko)
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Mer 7 Avr - 1:04

Kapla>Poumpouny> inn daolo zany resaka gamma gamma zany fa tsisy azonay e Shocked .
Zany ve sô de resaka "niveaux" rah am photoshop? ra izay de iza no tsara tonga de ao am le rendu no amboarina sa any am post prod?
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  D A ML Mer 7 Avr - 2:55

gass>> gamma ao am le customize/preference/gama & lut/enable gama lut correction
resaka correction de gamma sous max io satria ny gama an max par defaut ts mfanarak am gama an le ecran pc de refa atao enable io de mfanarak tsar am zay
Very Happy

ono oa r zalah! otran tian lesan dol n vray Shocked !
mahagag ana fa za mank efa nanao vray sad aik ian n mampiasa az Wink nef ra compareko am mental ray le iz to itak oe mental ray mahavita realism tsaratsara kokoa Rolling Eyes ! ts aik lony fa mbo tiak azavain lesan oe sa vaut le coup ve vray cyclops ?
sa efa niova iz fa ts mlaod be otran taloha tsn Rolling Eyes !
sad n itak lo mental ray rapid kokoa eh! Twisted Evil
mba azavao oe zalahy oe in n tsara moteur de rendu any am zao fa za mank ts miala am mental ray s final render tsny! sod mila miova kely amzay a mank What a Face
D A ML
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior Empty Re: industrial interior

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum