Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -14%
Apple MacBook Air (2020) 13,3″ Puce Apple M1 ...
Voir le deal
799 €

industrial interior

+4
Poumpouny
ratsy
gasscreative
kapla
8 participants

Page 2 sur 2 Précédent  1, 2

Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  Poumpouny Mer 7 Avr - 14:03

Resaka propagation de la lumiere am scene mampiasa GI no tena ilavana an'ilay gamma 2,2 LWF (Linear Workflow).

Ato misy fanazavana bebe kokoa ho an'i Max

Le resaka Vray sy mental ray indray de arakaraky ny zavatra ho ataonao no hahatonga ny safidinao hitonotona any amin'ny anakiray amin'izy ireo, Vray aloha de tena orienté architecture be loatra eh, donc raha tsy ampiasa GI enao de tsy de tena misy ilavana Vray, Rehefa miditra any am tontolo cinematografika indray matetika de mantal ray no mahazo ny ambony satria ny moteur raytrace-ny de haingana lavitra noho i vray, raha vo mampiasa FG na GI indray anefa ianao de efa ilaozan'i vray izy raha rapidité. Raha resaka qualité d'illumination indray de Vray no naturelle indrindra en plus de rapidité. Donc otran'ny zavatra rehetra de samy manana ny mahatsara sy maharatsy azy daholo izy roalahy ireo fa ny fehiny angamba de izao. Ho an'ny olona mpanao archiviz, rendu studio de produit... de vray no mety aminy kokoa. Ho an'ny olona te hiditra ao amin'ny resaka animation (perso) sy resaka matte painting na resaka motion graphics izay ilavana cotrole be amoahana ilay coté artistique an'ilay scene de i mental ray no mety kokoa. I Vray mantsy raha hanao rendu realiste be enao de manisy sun de mi click render de mivoaka, ny blem anefa de ny film (cinema) dia mazava ho azy fa tsy lumiere naturelle no ilaina matoa misy mampiasa HMI be am andro atoandro sy reflecteur be sy ny sisa, fa ny dir light mila manana controle enver an'ilay lumier-n'ilay scene, de i mental ray no mety kokoa amizay. MAtetika koa anefa de mampiasa vray ry lerony pour le decor, de baker-ny ny Gi de avy ny perso mental ray no ampiasainy hanazavana ny perso de render-ny pass samihafa. Bref lava loatra le explication ny mahafehy azy angamba de zao :

Vray : Archi viz, packshot produit, sns (GI)

Mental ray : Animation, compositing, motion graphic (Sans ou avec GI)

Final Render : Eo anelanelan'ireo roa ireo.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  spectroplasm Mer 7 Avr - 14:15

DAML Smile aza matahotra lesy ry bandy akama fa za kou mental ray hatrany ka Smile vray tsy maintsy nienarana satria t@ mbola nibosy devoir d ny prof any andafy any le v-ray t@ voalohany tany @ departement architecture no tena nilavana azy d zay vao nia nalaza ho an'i daholo-be zay no mahatonga azy rapida @ rendu noho ny mental ray (mental ray tsy mbola natao optimisation io an) ny architecte mila realisme haingana fa tsy realisme ablsolu Smile ra tena realisme absolu no tadiavina d maxwel render engine no ampesaina fa mihomana alou fa na dia Intel Skulltrails 10 aza no ampesaina mbola any ho any @ 3 jours de rendu fara fa haingany vao mahazo sary tsy fantampihaviana (izany hoe tsy hay tsouny mitsy le izy na tena izy na virtuel), d le luminosité @ le coin somary maizina tena naturel io ka manarak anle image HDR reny mitsy satria ra mazava be ny any antokotany (lumiere midi à 2) tena hitanao fa maizina foana ny ao anaty trano ary le positionement anle camera kou vao maika manampy an'izany, image contre soleil maizina satria saturé @le hazavana ny "iris" na capteur anle fakantsary dia tsy afaka maka anle detail subtile intsouny kanefa noho ilay gamma ambony be dia tsy "ditsoka" le mason;ilay fakantsary donc mazava foana na dia noir totale aza ny partie sasany @le sary Smile @mental ray le fanalana an'io ditsoka io dia mampiasa exposition logarithmique plus "Final Gather" majinika kokou (miampy ny sample ampesaina) Smile

tairo le sary manaraka ranga fa efa mamba be zahay ny hijery azy kle Smile zay tsinona mirevy mijery wip b mitsy d asio wireframe ra mety hijerena anl'ilay detail Smile

ho avy tsy ho ela mankou le tohiny ilay 206-ko iny Smile fa mba nalalaka kely aho d tonga d nanohy
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Mer 7 Avr - 17:54

Tena samy manana ny zavatra hainy daolo mitsy izy zany. Elaisany retra lety to presque mahafehy le resaka rendu sy lumière daolo a! Milay be zany e cheers
Zah alo tena mbola lavitry ny afo mitsy ny kitay ra resaka rendu sy lumière zany e. Ny antony ngamba satria za tsy manampaharetana am rendu mihoatra ny 3mn izany. Ny ah manko mbola animation foana no tiako ka ra image 1 no 3jours zany roviana ah vo havita anim 30sec.
Ny ahy ko alo i mental ray no ampiasaiko e, fa sady tsy mahay no tsy mbola nampiasa vray. Somary voafetra ihany mantsy ny zavatra mety ho zakan'ny zanakatidohako ka tsy ho ary enarako daolo ze misy retra fa ze itako fa mavaly ze tadiaviko d'efa zay. Mental ray aza mbola tsy maitriseko akory.

Alefaso le sary ra kapla fa resaka daolo zany a!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  D A ML Mer 7 Avr - 18:47

merci r zalah am le toro hevitra fa andramana ndray ra mety n vray
De tte facon o avy ko n wip ako ats o ats fa mbola mental ray alo! What a Face

Gass>>aza kiv lesy fa mbola betsak kou n ts ainay nef ain lah What a Face
en tt cas mis fona ny specialisation ana branche anakray ao anatn 3d eh
fa anao mental ray elah de efa speed be ra animation! na ampiasa gi s fg miarak az efa mis fika! istorena gi s fg de aveo ts calculeny tsony iny am imag sasany am animation.

jerevo ao am max 2010
Render setup/indirect illumination.

activeo ny gi(global ilumination) de all object generate gi
alefaso aloha le maximum sampling radius de manaova rendu ijerevana ny dispersion de lumiere
refa mety de desactiveo ny max sampling
aveo enregistrena ny gi (reuse fg and gi disk catching)
ao am le cusics and gi photon map ovaina read/write
de enregistreo le fichier gi
de manaov rendu
aveo atao read fotsny
de ts manao calcul ana gi tsny iz ra animation satria efa store sous forme ana fichier image panoramique le gi!
de mazotoa mrender mental ray ar eh pirat
D A ML
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  kapla Mer 7 Avr - 19:17

ty ndray zany misy sary ray vitako ehh,

industrial interior - Page 2 Vue3-f10
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Jeu 8 Avr - 13:15

Kapla> ela nga miasa sur pc sa mac, en tout cas milay alo mahita an le macbook am le sary e. Fa tsy mety azoko sary antsaina mitsy le côté en face-n'le varavarakely, ao ve ny fandriana sy ny restroom?

DAML> efa nanandrana anio reuse io ah fa mi-flicr foana le anim, (ary tsy mbola nahita solution concrete ah tam nety fa otrany aodikodin dry zalah fotsiny le resaka) zay no tena tsy de ampiasaiko an le Gi sy FG am animation.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  D A ML Jeu 8 Avr - 16:01

gass>>antialiasing ngamb n matnga an iny na graphik
za mank efa nanao rendu animation 3s anm gi s fg fa tsis blem
D A ML
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  kapla Ven 9 Avr - 1:26

ty zany lé rendu miaraka amnlé frames ehh

industrial interior - Page 2 Vue1_f11

industrial interior - Page 2 Vue2_f11

industrial interior - Page 2 Vue3_f12

gasscreative>ahaha ka, lafo $$$$$ lotra klé aleok windows ihany (rehefa tsy ampy ny ram de ampekarina fotsiny ehh Very Happy, io mora koukou), de efa niova lé disposition, efa tsy misy fandriana tsony.
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  spectroplasm Ven 9 Avr - 16:27

tsara le sary ka Smile sady conservative tsara le utlisation ana tesselation sy refinement, tohizo fa milay tsara Very Happy
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  kapla Sam 10 Avr - 1:54

misoatra ehhh Very Happy
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  gasscreative Sam 10 Avr - 3:05

Vray ko ve le rendu wireframe? Ra ny fahalalako azy mantsy i Mental Ray na le scan line tsisy rendu wireframe eo ambony shading zany, rah tsy mampiasa matériaux composite, nefa ny fivoakany tsy milay otran zao.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  kapla Sam 10 Avr - 19:45

gasscreative>ie vray io ka
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  Poumpouny Lun 12 Avr - 21:23

Sinon, rendu wireframe tsotra de rendu platre (overide) de multiply ny mode de fusion ao am toshop de basta!!!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  Serfera Mar 13 Avr - 21:47

Sali daôlo! Tena taraiky bé fa sahirana kely é! Faly bé mahita ny sangan'asan'i Kaplà, inona letsy lé logiciel nanaovana modelisation sa 3dsmax ihany, teny détaillée bé mantsy lé izy, zà lou dé rarak'ivy tanteraka!
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  kapla Mer 14 Avr - 1:06

Serfera> misotra ehh, aza rarakivy zany ehhh, ny software dé 3ds max, vray de photoshop
kapla
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  spectroplasm Mer 14 Avr - 14:56

mirary ny fitohizan'ilay asanareo hatrany e Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

industrial interior - Page 2 Empty Re: industrial interior

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 2 sur 2 Précédent  1, 2

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum