Aston martin Db9 (VITA)
5 participants
Page 1 sur 2
Page 1 sur 2 • 1, 2
Aston martin Db9 (VITA)
faly miarahaba antsika ! ity ketrika miainga amin'zao , aston martin db9, tsy dia tena le original no ketrehiko fa somary nampiko aingam-panahiko manokana
Dernière édition par ratsy le Jeu 25 Fév - 12:56, édité 1 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Allo ratsy, mode par spline sa polygonale? milay le daba sady tsy de mbola be mpi-modeliser otran'ny hoe Audi A4, Nissan GTO.... de miandry ny tohiny zahay. Efa vonona ny Bex sy mosakiky de le seza kely.
Re: Aston martin Db9 (VITA)
poumpouny>modelisation polygonale le izy, ie somary tsy dia be mpanao le izy dia zay ko nanosika ahy hanao anle izy na dia somary manahirana ihany aza ny manao azy, ny tanjoko aminle izy fotsiny hoe , mba mikarokaroka kely ny saina e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
My name is Bond, James Bond!
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Milay e! atovy malaky ny tohiny de asivo wireframe jerena!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Aston martin Db9 (VITA)
milay e!! sinon misy face streché majinijinika ihany ary polygon à 5 faces. Ezao ho 4 face daolo fa mety foana io (3 face au pire). De tohizo fa milay!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Hono hoa i Ratsy ve nanao spline cage alohan'ny nanaovana an'le mod Poly?? Manampy be mantsy ny Spline cage am resaka mod voiture ohatr'izao, somary mandany fotoana kely fa hitanao refa miditra mod poly amizay hoe tena manampy be.
Milay.
Milay.
Re: Aston martin Db9 (VITA)
gasscreative>ie itako mitsy le face somary ohatrany streché ! fa mety taraiky be njay za raha mbola hamerina anle izy 4 faces lol
poumouny>tsy nanao cage spline fa tonga dia kapobatana
poumouny>tsy nanao cage spline fa tonga dia kapobatana
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
ity indray ny tohiny , ohatran'ny misy zavatra manelingelina ny masoko be aminle izy fa mbola vao ho jereko tsara, ahoana ny fahitanareo azy?
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Ao tsara, le resaka quadriface notenenin'i Gass creative iny fotsiny tandremo fa rehefa any am texturage ko ela va mety ho voan'ny surprise. Sinon otran hoe tsy ampy epaisseur zany le izy, tsy haiko otran hoe fisaka kely le vy sa mbola tsisy epaisseur mihitsy??
Re: Aston martin Db9 (VITA)
le resaka quadriface iny tsy maintsy mbola ho jerena manokana ngamba ! le resaka epaisseur efa misy le izy , fa tsy aiko hoe tsy ampy ve ?
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Tsy haiko fa eo am le grille eo am lohany le eo am radiatera zao otran hoe tsy misy, sa za ve no tsy mahita. Sinon somary avereno alamindamika kely ny point an'ialahy fa mbola misy mivilambilana am partie sasany.
Re: Aston martin Db9 (VITA)
aleo fa jereko io! za ko ato manandrana manao texture kely lol
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
tsara ka, fa ny manelingelina maso araka ny filazan la azy ngamba le pneu!! tsy pneu sport le izy (le rayure) de tonga misy zvt tsy micole ny fahitana azy, andramo ovaina le rayure le pneu fa mety tonga de hafa ny fahitana azy!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Aston martin Db9 (VITA)
nefa pneu ana sport le izy lol, fa na izany aza aleo fa jereko ihany aloha e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
ratsy> eo @ aile avant sy portière koa ôtran'ny tsy mifandray tsara ny fijeriko azy ary texture angaha io @ pneu io, sao dia tokony ahodina lé mapping
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: Aston martin Db9 (VITA)
serfera>efa miezaka manao ajustement mitsy aminzao, le am pneu tsy texture ka .
ity indray aloha nanadrana niketrika texture kely , notapahiko teny antenantenany le rendu fa juste jereko fotsiny raha mivoaka le texture na tsia
dia eto ndray mbola mitohy ihany le ajustement sy le details tokony mbola ahitsy
ity indray aloha nanadrana niketrika texture kely , notapahiko teny antenantenany le rendu fa juste jereko fotsiny raha mivoaka le texture na tsia
dia eto ndray mbola mitohy ihany le ajustement sy le details tokony mbola ahitsy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
ity misy rendu kely e! 2h teo, manjeraka be
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
2h ve le temps de rendu sa le fotoana nikarohana anazy?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Aston martin Db9 (VITA)
gasscreative>2h le temps de rendu! le matosy ato tsy dia matanjaka , fa mbola mikaroka rendu hafa za
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Aston martin Db9 (VITA)
efa vonona andeha lavitra izany vam izany an
dad1- Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: Aston martin Db9 (VITA)
Efa milay mitsy , ny hitako fotsiny de otran tsy ampy variance de couleur, otran hoe ranoray be loatra, de le jante koa otran hoe volamena, sa hoe voulu mitsy. sinon le lumiere otran hoe avy any aoriana raha ny fijeriko an'ilay ombre. Ny fanaovako randu studio dia :
- Manamboatra Cyclo aloha atao fond
- Asiana area light (tsy aiko ny anarany am 3Ds fa le lumiere carré ireny eo ambony somary aloha kelin'ilay tombil de somary inclinéé a 45° vers le bas. Fotsifotsy ny lokony
- De Area anakiroa 40% ny intesite de somary manompy manga ny iray de somary manompy orange ny irany. Am sisiny anakiroan'ilay tombil. tsy misy ombre.
- De activer-na ny GI na final gather.
Ny sary angamba no mahalaza azy kokoa :
- Manamboatra Cyclo aloha atao fond
- Asiana area light (tsy aiko ny anarany am 3Ds fa le lumiere carré ireny eo ambony somary aloha kelin'ilay tombil de somary inclinéé a 45° vers le bas. Fotsifotsy ny lokony
- De Area anakiroa 40% ny intesite de somary manompy manga ny iray de somary manompy orange ny irany. Am sisiny anakiroan'ilay tombil. tsy misy ombre.
- De activer-na ny GI na final gather.
Ny sary angamba no mahalaza azy kokoa :
Re: Aston martin Db9 (VITA)
dad1>mbola tsy vonona tsara le izy fa mbola ketrehina tsara le rendu
poumpouny>ie tsy dia ampy le variance ana couleur fa aleo fa ketrehina, le jante voulu mitsy le ohatran'ny en or. dia amin'ny blender area-ligth ko le lumiere carré ! andramako io toro-hevitrareo io ahitana ny resultat amin'nyblender.
poumpouny>ie tsy dia ampy le variance ana couleur fa aleo fa ketrehina, le jante voulu mitsy le ohatran'ny en or. dia amin'ny blender area-ligth ko le lumiere carré ! andramako io toro-hevitrareo io ahitana ny resultat amin'nyblender.
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 2 • 1, 2
Page 1 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|