SCOOTER (Vita)
+2
ratsy
gasscreative
6 participants
Page 1 sur 2
Page 1 sur 2 • 1, 2
SCOOTER (Vita)
EDIT: ity no rendu farany am ty scooter ity. Ijanona hatreo satria mbola ho animena ka tsy de ilaina détail be loatra!
//--------------------------------------------------------------------------------------
Miarahaba antsika daolo ndray!
Ty ndray misy wip vaovao. Zany oe kandra izy ity no tena marina fa ataoko eto iany mba hanana motivation koko ny manao azy am le critique sy commentaire ataonareo.
Ny partie modélisation an le scooter fotsiny no andraikitro alo atreto, ny manao le squelette-n' le transformers de i...... MANGA!! (la fille du forum). Fa manana longueur d'avance be izy satria nenazy ... efa vita!!
Am maha kandra azy mo de tsy afaka hilona be am ty ah fa 2 jours no ananako hi-modéliser le izy.
Il est 8h10---> TOP
mes références

Dernière édition par gasscreative le Ven 12 Mar - 18:41, édité 1 fois
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
raha azoko tsara zany miara miasa nareo sy i MANGA? milay kosa zany ! fa le izy hoe 2 jours zany ve tsy rotaka be ! fa za sur hoe vitanareo io ka , nareo mantsy efa rapide be resaka modelisation ! courage fa za hanara -maso mitsy e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SCOOTER (Vita)
Za izany tsy de tena fan an'ilay filma fa zany hoe tena midonaka aho mahita ny organisation sy ny rigging an'ireny transformers ireny.
De miandry ny tohiny
De miandry ny tohiny
Re: SCOOTER (Vita)
Edit: CONCEPT: ALBII
ratsy> Azo atao oe miara-miasa iany izahay ka! Samy hafa le boite fa refa misy projet iraisana de miara-miasa!
1st screenshot:
ratsy> Azo atao oe miara-miasa iany izahay ka! Samy hafa le boite fa refa misy projet iraisana de miara-miasa!
1st screenshot:
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
mahafinaritra zany ! sady tonga dia tsara fiatombohana ko le moto !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SCOOTER (Vita)
ratsy> misaotra e!
Mande tsikelikely! Ezahina tsy maintsy vitaina androany ny carosserie de rampitso mamita ny détail
Mande tsikelikely! Ezahina tsy maintsy vitaina androany ny carosserie de rampitso mamita ny détail
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
Tena mandeh be le fotoana nefa mbola lavitra ny dia!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
fa hiova inona le scooter avy eo ?
miandry ny tohiny koa e
miandry ny tohiny koa e
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: SCOOTER (Vita)
Maboule> hiova robot mazava oazy
Update:
Update:
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
Update
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
Am 10h alina izao. Be zay vita zay sady reraka fa aleo matory am zay. Rampitso sisa...
Update farany androany
Update farany androany
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
Tsy naharitra fa tsy maintsy nanao test rendu kely alohan'ny hatoriana!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
tena rapide be le evolution anle izy ! fa ny tsy azoko hoe iza ndray no mamadika anle izy robot avy eo ? sa nareo ihany ?
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SCOOTER (Vita)
ratsy> Izahay ihany no mamadika azy ho robot ka! Fa le robot no efa vitan'i Manga (tam blender!! mahay ko io sipa io an). zany oe ity scooter ity zany saratsarahana de apetapetaka am le robot ... de lasa transformers!!
Ny tena mbola kandra be zao de ny mi-rigger le izy am le transformation, fa tsy maintsy misy fikafika kely majinijinika foana io e! Hanaovana anim incrust sur fond réel le izy fa ... wait to see it!
Ny tena mbola kandra be zao de ny mi-rigger le izy am le transformation, fa tsy maintsy misy fikafika kely majinijinika foana io e! Hanaovana anim incrust sur fond réel le izy fa ... wait to see it!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
gasscreative: sur ! fa afaka jerena ve le robot ? miandry ny tohiny foana
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SCOOTER (Vita)
ratsy> aleo fa alefako eto iany le robot refa otraotran zay!
Aleo ajanona eto am zay le scooter fa animation no hanaovana azy ka tsy ilaina tena be detail be!
Remarque: rendu SANS lumière io an!! lumière par défaut fotsiny io de ambiant occlusion!
temps de réalisation 1,5 jours (vohaja ny fotoana )
Aleo ajanona eto am zay le scooter fa animation no hanaovana azy ka tsy ilaina tena be detail be!
Remarque: rendu SANS lumière io an!! lumière par défaut fotsiny io de ambiant occlusion!
temps de réalisation 1,5 jours (vohaja ny fotoana )
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
Mihaiky aho ehh, mahafinaritra mihitsy ary mampa motivé le mijery anareo professionnel be rehefa miasa. Na resaka qualité na rapidité. Milay eh.
Re: SCOOTER (Vita)
poumpouny> misaotra e! na de tsy mbola azo atao oe professionnel aza izany. Ny zavatra koboko fotsiny alo de tsara le mametraka Deadline am zay miezaka be ny hamita le iz ao anatin'io fotoana io!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
Ie valabel izay raha manana fotoana hoe mitohy be malalaka . fa rah otranay hoe tsipotsiponina adiny iray isanandro de tsy poins
Re: SCOOTER (Vita)
ela anie no mametraka le fotoana e (ra projet personnel). Ohatra oe 1h par jour no ananan la de ela iany no mametraka oe tsy maintsy vitako anaty 1semaine zany ty zavatra 1 ity.
Le transformers alo zany de miandry an'i manga am le robot fa efa manao le détail izy. Le rigging le izy kay zavatra tsisy dikany mitsy fa apeson reny vazah reny tsika! Ho hitantsika miarak eto iany ny fandeany am fotoan mapety azy e!!
Hivadika projet hafa alo (kandra iany) ........ to be continued!
Le transformers alo zany de miandry an'i manga am le robot fa efa manao le détail izy. Le rigging le izy kay zavatra tsisy dikany mitsy fa apeson reny vazah reny tsika! Ho hitantsika miarak eto iany ny fandeany am fotoan mapety azy e!!
Hivadika projet hafa alo (kandra iany) ........ to be continued!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
tena mivôka bé le scooter , efa hitantsika vé lé @ pubtélé-na scooter sinoa iny, very lavitra é , fa i gasscreative tokony manao tuto générique mikasika workflow sy optimisation zany hoe tsy resaka technique akory fa gestion de travail, gestion du temps, zé zavatra rehetra akoatran'ny resaka teknika mihodina manodidina projet ray mba hianaran'ny bandy rehetra mirona kokoa any @ mahamatihanina, rehefa mazoto an! sûr!
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: SCOOTER (Vita)
serfera> efa nasiako post kely ao am le fiakfika samy hafa am ny methode de travail-ko. Mety tsy oe io no tena milay fa io no itako mety amiko ary afahako mi-gagner fotoana be!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SCOOTER (Vita)
milay e ! fa ny andrasana zao le hahita azy miova robot, pub nga le izy ?
le methode de travail manisy deadline aloha mety efficace fa aminay manala azy le izy tsy mety fa lasa prise de tête ndray.
le methode de travail manisy deadline aloha mety efficace fa aminay manala azy le izy tsy mety fa lasa prise de tête ndray.
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Page 1 sur 2 • 1, 2
Sujets similaires
» Scooter Super Jog ZR WIP (VITA)
» 206 WIP [vita]
» (VITA)Litakely
» (VITA) HUMMER H3
» [VITA] guitare electrik
» 206 WIP [vita]
» (VITA)Litakely
» (VITA) HUMMER H3
» [VITA] guitare electrik
Page 1 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|