[VITA] guitare electrik
+2
gasscreative
ratsy
6 participants
Page 1 sur 1
[VITA] guitare electrik
faly miarahaba antsika ndray, somary nangingina kely teo fa naka saina kely dia zao ndray, misy wip kely miainga
Dernière édition par ratsy le Jeu 29 Avr - 15:19, édité 1 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: [VITA] guitare electrik
Elaela ndray izay ry ratsy a!
milay ka, misy référence sa tonga de miainga fotsiny am zao le izy io?
milay ka, misy référence sa tonga de miainga fotsiny am zao le izy io?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: [VITA] guitare electrik
gasscreative>somary elaela mitsy , fa manara-maso kely eto foana ka ! ity le reference nakana azy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: [VITA] guitare electrik
Mety aha-tsara azy zao de atao mise en-scene kely fa tsy de tena le guitare be prise de vue studio "fanaontsika" reny. zany oe misy ampli-baffle otrany eo akaikiny, de misy fitoerany le guitare fa tsy mandry am tany. Eritreritra zany a!
Matériaux ndray zao
Matériaux ndray zao
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: [VITA] guitare electrik
spectroplasm>le modelisation organique za mbola tsy nanao mitsy , fa efa hiketrika dia mety hisy mpitendry
gasscreative>tena tsara le eritreritra fa tsy aiko zao na ho zakan'le pc maivana kely ato le izy na tsia
rendu kely
gasscreative>tena tsara le eritreritra fa tsy aiko zao na ho zakan'le pc maivana kely ato le izy na tsia
rendu kely
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: [VITA] guitare electrik
za koa manao hoe aleo alefa tsirairai fa raha otra le pc milona be de maka lagy fotsiny,
tsy otran tsy ampy epaisseur keli ve la tahony ?
tsy otran tsy ampy epaisseur keli ve la tahony ?
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: [VITA] guitare electrik
maboule>za ko ohatran'ny mahita hoe tsy dia ampy le epaisseur anle manche-ny fa aleo fa jereko e! merci e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: [VITA] guitare electrik
efa tena tsara io ry ratsy a, juste hoe le manche alebiazo ny hatevenany ary le pontention reny (le control ana volume tone sy treble) angezao kely fa lasa majinika loatra, ny loko tonga d efa ao ka toizo fa favo e
Re: [VITA] guitare electrik
spectroplasm>merci e ! aleo fa ho jereko njay le control ana volum
ity misy rendu kely , somary nahalebeaziko le manche , dia nandramako nosoloina mena le lokony
ity misy rendu kely , somary nahalebeaziko le manche , dia nandramako nosoloina mena le lokony
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: [VITA] guitare electrik
nisy rendu kely vao natao
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: [VITA] guitare electrik
rendu final ! zay vao vita , sady nisy fanampian'ny bandy akama ray zay !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: [VITA] guitare electrik
m'vôka kousa a!!! kôz e!!!
Asivo marque @zay ! hihihi! oh hoe : Jackson na Ibanez, na Gibson ,....
Milay e!!
Asivo marque @zay ! hihihi! oh hoe : Jackson na Ibanez, na Gibson ,....
Milay e!!
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: [VITA] guitare electrik
ao tsara, le lumiere sisa mila travailler-na kely de asivo hdri na lumiere ho ana spécu mba hangilangilatra tsara lery!!!
Re: [VITA] guitare electrik
AO tsara arak ny voalazan dry zalah, le mise en scène fotsiny no tsy dia tiako, le midaboka be am tany, ohatra oe mitsangana miankin drindrina mitailana zao mampivoaka tsara azy. Fa tena milay ka.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: [VITA] guitare electrik
merci ry zalahy aminle torohevitra ! fa ngamba amin'ny ketrika manaraka ndray no atao le izy fa te hiketrika zavatra ndray za !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|