TRUST commercial (VITA)
+8
Sedramahefa
D A ML
spectroplasm
Poumpouny
maboule
Serfera
ratsy
gasscreative
12 participants
Page 2 sur 2
Page 2 sur 2 • 1, 2
Re: TRUST commercial (VITA)
OUI OUI OUI efa tena maitrise du debut a la fin!! Felicitations!
D A ML- Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est
Re: TRUST commercial (VITA)
Salut daolo, araraotina ze fotoana kely afahana manao 3D.
Indro ary ny tohin'ny rigging.
Prochain étape, rig facial!
Indro ary ny tohin'ny rigging.
Prochain étape, rig facial!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: TRUST commercial (VITA)
Tena vôfehinareo tanteraka iz zany!!
Bravo ! Mampitsiriritra le izy.
Bravo ! Mampitsiriritra le izy.
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: TRUST commercial (VITA)
Sedramahefa> D A ML> Spectroplasm> misaotra be de be e! Fa mbola mila ketrika be le rig na de izany aza satria misy position sasany mbola misy déformation hafahafa be, ka eto ah de mampatsiaro atsika mpanao 3D rehetra fa ra resaka rig sy animation dia i MAYA no favori. Tsy manakana anefa izany oe ny logiciel hafa tsy mavita an zany, fa enjakenjana kokoa fotsiny.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: TRUST commercial (VITA)
tena ao tsara le izy ! tohizo ihany !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: TRUST commercial (VITA)
kay le aza a ! midoladola tsara mitsy na de tsy hita aza le animation , tena milay e
mijery le evolution n le sary eto de otran ny hoe moramora ery izy zany ,bluffant be
tena tsy maintsy hianatra modellisation na personnage iany zany
mijery le evolution n le sary eto de otran ny hoe moramora ery izy zany ,bluffant be
tena tsy maintsy hianatra modellisation na personnage iany zany
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: TRUST commercial (VITA)
Maboule>manaova ùitsy personnage fa refa mahay mi-modéliser personnage ela de moramora mi-modéliser zavatra hafa. En tout cas alo zah zay no nataoko e, tam vo nianatra 3D ah tonga de ny nanao personnage no ,ni-intéresser anah voalohany. Efa taty aoriana be mits ah vao nanao modélisation zavatra hafa (oh tam le audi Q7 iny ah zay vao nanao modélisation na vam atram zay)
Manainga antsika hatrany hiketrika e!!
Manainga antsika hatrany hiketrika e!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: TRUST commercial (VITA)
Sali daolo ndray e!
Elaela mitsy ny tenanay no tsy nandalo teto am telovongany fa mbola sahirana kely e, sady otsotsan'izao foana vo matory (@2h00), de mba mitondra zava-baovao kely.
Ito zao no projet (anisany) en cours sady manahirana be ahy.
Lany fotoana be tam compositing nefa otrany tsy mety hafa-po ny tenanay.
Antitra eo iany nefa ra hikaroka eo foana fa aleo karoana miandalana arakaraky ny kandra eny ze hanatsarana azy.
Comments & critics are welcome!!!

Allo, milay ehh tena milay, le cadrage am'le ambany fotsiny no otran tsy aéré le ambony lohany, mety le regle des tiers am le izy fa ny blem kely fotsiny de le regard an'ilay perso midina nefa raha nampiasa regle des tiers de tokony nijery à gauche le maman. Fa chipotage izany ann fa efa tena milay
Re: TRUST commercial (VITA)
Poumpouny> Misaotra e!
Tsy koboko zany regle de tiers zany fa otrany aoan!
Zany oe 4:3 le format de rendu fa refa nanao compositing ah de otrany nafinaritra ah le 16:9 de zay no nanasivako an le bande noir. Dia nanjary tery kely ny any ambony nefa d'un côté tiako ho hita koa le chaise cuir-chrome en av plan io, de tsy tratrako tsony rah hamerina rendu (satria misy travelling io plan io) de aleo alo efiko kely am zao.
Fa misaotra iany am le toro hevitra
Tsy koboko zany regle de tiers zany fa otrany aoan!
Zany oe 4:3 le format de rendu fa refa nanao compositing ah de otrany nafinaritra ah le 16:9 de zay no nanasivako an le bande noir. Dia nanjary tery kely ny any ambony nefa d'un côté tiako ho hita koa le chaise cuir-chrome en av plan io, de tsy tratrako tsony rah hamerina rendu (satria misy travelling io plan io) de aleo alo efiko kely am zao.
Fa misaotra iany am le toro hevitra
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: TRUST commercial (VITA)
Ny regle des tiers de regle en photographie. Izany hoe contrairement amin'ny eritreretin'ny olona dia tsy ny centre'ny image no jeren'ny mason'ny olombelo voalohany rehefa mijery sary fa eo am tiers miainga avy any avia mankany ankavanana. Zarao care 9 ny ecran rehefa mi-cadre izany hoe misy tsipika roa horizentale de roa vertical de eo am intersection'ireo (misy intersection efatra zany) no point fort-na image anakiray, tsy voatery ho tsy maintsy eo anefa fa zay aloha ny regle de anjaranao amizay no mijery ze tena mampety azy. Fotsiny mila justifié le regle des tiers, raha mijery miankavanana ohatra le ol de ny tsara ny mason'ilay olona eo am le intersection ambony ankavia de misy espace malalaka any am direction du regard-n'ilay olona. mila mi-cooperer amin'ilay sary izany le regard ehh.
Tsy haiko raha azon'ialahy fa afaka manao kisarisary kely am clinde clera aho raha mila sary .
Hay animation io?? tairo mba ampisehovy kely ehh!!!!
Tsy haiko raha azon'ialahy fa afaka manao kisarisary kely am clinde clera aho raha mila sary .
Hay animation io?? tairo mba ampisehovy kely ehh!!!!
Re: TRUST commercial (VITA)
Tena milay ka ao @le sehatra com marina ela lesy , manampy kely fotsiny za eto, le regle de trois mora raisina ra otran'izao, ny masontsika olombelona dia mahita mivelatra fa tsy mahita mitsangana (large horizontale, fa tsy verticale), zay no mahatonga ny tele sy ny cinema ho 16:9 foana ny ratio d'aspet anle izy satria naturel kokoa le izy. T@ za nianatra dia ny fika fanaovana any ra ecran ngeza nenla d asivo taratasy A4 eo afovoan'le ecran d takona iny d ny sisa hita dia ny partie gauche sy ny partie droite, ka ra mbola mihaotra eo ny tarehin'ny perso na ny vatany (corps mais pas membre) d mila revisena kely le scene fa mibanjina laotra le perso ka lasa tery ely le vue ra ecran 17" dia mety le A4 fa zarao 3 le izy ary ny 2/3 @le taratasy no ampesaina toy izao:
________
| | | |
| | | | <--- taratasy
|__|__|__|
^ ^ ^
``````````Fizarana manaraka ny halavany
________
| | | |
| | | | <--- taratasy
|__|__|__|
^ ^ ^
``````````Fizarana manaraka ny halavany
Re: TRUST commercial (VITA)
ohatran'ny tsy mampino hoe gasy no mahavita an'izao ! milay be ry zalahy fa tohizo foana ny ketrika a
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: TRUST commercial (VITA)
tena tsara ehhhhh tohiz fa mafinaritr!!!
in kay mou lty ny logiciel apésain'la???
in kay mou lty ny logiciel apésain'la???
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
Re: TRUST commercial (VITA)
Kaiza daolo!
Mangingina izy zany a!
Eny e kobko oe tena samy sahirana daolo tsika , ka aleo mba alefa eto ilay nanahirana ny tenanay nandritra zay fotoana lava be zay.
Comment & crits welcome
Mangingina izy zany a!
Eny e kobko oe tena samy sahirana daolo tsika , ka aleo mba alefa eto ilay nanahirana ny tenanay nandritra zay fotoana lava be zay.
Comment & crits welcome
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: TRUST commercial (VITA)
tena milay tsara le izy ! tsisy ambara !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: TRUST commercial (VITA)
O ry letitirlety le rythm efa mety tsara mihintsy...tsy nasiko feo tamin'ny volohany fa tokony mba bronzé kely daholo ry zareo raha fianakaviana gasy. Misy manjavona loatra le azavana amin'ny sisiny .
Ary le tanan'ireo lehilahy toa efatra fotsiny ?
Toizo tsara fa efa milay
Ary le tanan'ireo lehilahy toa efatra fotsiny ?
Toizo tsara fa efa milay
raguy- Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010
Re: TRUST commercial (VITA)
hitako t@ télé an!
tsy tara mintsy angamba raha zao vao manolotra compliments, fa tena masaka lé izy ary zahay dé mahatsapa fa mivôka setroka mintsy ny loha vô mahatafavôka ketrika ! tsy maintsy misy fôna ny aza kianina fa tena efa asa goavana no vita!
bandy ao @ forum-nay io an! Pao-tsatroka tompokô!

Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: TRUST commercial (VITA)
Misaotra be de be ry zalahy na am compliment na am le commentaire sy critique fa vao maika mampazoto hiezaka hanao tsaratsara kokoa! Mbola maro ny lesoka azo hialana ary mino fa tsy hiverina tsony am manaraka. Milay daolo e!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: TRUST commercial (VITA)
ze nahakobo an'le izy t@ télé de samy nikôz daôl hoe milay!!
anisan'zany ny tenako!
anisan'zany ny tenako!
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: TRUST commercial (VITA)
Na ny tao antrano aza vao noteneniko hoe bandy gasy nge no efa mahavita an'zao fa tonga de talanjona doly e...tena milay kah , efa afaka mifaninana amin'ny avy any ivelany...courage foana am le mpamorona eeeeeee
roberix- Messages : 3
Date d'inscription : 21/03/2010
Page 2 sur 2 • 1, 2
Sujets similaires
» BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
» Anime 2D commercial (WIP)
» 206 WIP [vita]
» (VITA)Litakely
» (VITA) HUMMER H3
» Anime 2D commercial (WIP)
» 206 WIP [vita]
» (VITA)Litakely
» (VITA) HUMMER H3
Page 2 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|