(VITA)Litakely
5 participants
Page 2 sur 2
Page 2 sur 2 • 1, 2
Re: (VITA)Litakely
Milay e!!
reveko be le satroka!!
tohizo!
reveko be le satroka!!
tohizo!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: (VITA)Litakely
gasscreativ>merci efa miezaka be mba hahavita zavatra tsara
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Litakely
poumpouny>merci e
mise à jour kely njay
mise à jour kely njay
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Litakely
ao tsara, le volo mivoaka tsara koa. Le tanany sisa mila amboarina kely au niveau an'ilay poignet somary forme baranjely ilay izy.
Re: (VITA)Litakely
spectro> aleo fa ezahina ho amboarina e !
eto ndray somary niverenana kely le akanjo taloha
eto ndray somary niverenana kely le akanjo taloha
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Litakely
Ny hitako rehefa manao akanjo de somary asiana fresnel kely ny luminescence an'ilay materiaux, tsy haiko ny manao azy am blender fa io effet io no manome an'ilay effet otran douillé iny. Sinon le Tshirt mainty no tiako kokoa
Re: (VITA)Litakely
poumpouny>ohatran'ny mbola tsy dia arako loatra le hoe asina fresnel teneninareo fa ho jerena miandalana eny ngamba ! dia za ko mirevy anle t-shirt iny fa ezahina kely le pull aloha satria efa iny le concept niaingana
mise à jour kely
mise à jour kely
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Litakely
Au faite le fresnel dia propriete ana surface iray izay miova en fonction an'ilay engle de vue. Ohatra rehefa en amorondranimasina (foulpointe) enao de le ranomasina eo ambany tongotra hitanao ny fond (fasika, trondro, kapa beuh ) fa le ery alavitra ery tsy hitanao ny fond-ny na de tsy niova aza ny halalin'ny rano. Au fait le transparence an'ilay rano dia miova en fonction an'ilay angle de vue. Plus enao perpendiculaire amin'ilay surfacen'ilay rano de plus izy transparent, plus enao miha parallele amin'ilay surfacen'ilay rano de plus lasa opaque le izy. Io no atao hoe effet Fresnel (anaran'ilay fizisianina frantsay nahita an'io propriéte io voalohany ,tononina hoe frenel). De io effet io no ampiasana fa saingy atao any am luminance-n'ilay materiaux de raha ohatra hoe mangamanga le akanjo degradé manga sombre mankany am mazava no atao am le fresnel. De rehefa eo am le miforitra na le am sisin'ny akanjo de lasa miha claire le loko, de manome an'ilay effet volupté izay propriéte hahafantarana tsara ny lamba.
Ohatra kely an-tsary :
Ohatra kely an-tsary :
Re: (VITA)Litakely
merci amle fanazavana poumpouny , aleo fa andramako jerena am blender le izy , am blender ko mantsy mbola misy anle pitsopitsony mbola tsy koboko .
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Litakely
mbola miketrika anle rigging foana hatramin'izao e, dia nanandrana nanao cycle de marche, ni hebergeko tam vimeo le izy, dia ohatran'niova zany tsy aiko hoe naninona.
ty le lien misy azy.
http://www.vimeo.com/15980217
ty le lien misy azy.
http://www.vimeo.com/15980217
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: (VITA)Litakely
rendu faramparany vita
test cycle de marche
test cycle de marche
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 2 sur 2 • 1, 2
Sujets similaires
» 206 WIP [vita]
» (VITA) HUMMER H3
» SCOOTER (Vita)
» [VITA] guitare electrik
» W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
» (VITA) HUMMER H3
» SCOOTER (Vita)
» [VITA] guitare electrik
» W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
Page 2 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|