K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
5 participants
Page 1 sur 1
K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
Manahoana daholo ianareo ooo!
Njaka no anarako manao sary de mandoko 2d ihany fa mbola tsy mahay 3d de mitravy fonafona ary miandry torohevitra.

Re: K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
tongasoa e !!!!
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
Torhevitra amin'ny resaka inona io, 3d ? de inona ny lozika ampiasanao, de in no tianao atao, somary preciser-o kely fa vague loatra le fanontaninana
Re: K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
tongasoa e!
genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Heuuuuuuu
Miala tsiny fa tsy dia mahay manolo tena tsara e.
Manao 2d aho ary photoshop no fampiasako.Mikotrana keikely amin'ny animaka ( kely kely be mihitsy) ary mitady logiciel hafa resaka painting 21d de mitady sopapa kou. ito ny blogko www.njakanyaina.blogspot.com.
Mankasitraka!
Manao 2d aho ary photoshop no fampiasako.Mikotrana keikely amin'ny animaka ( kely kely be mihitsy) ary mitady logiciel hafa resaka painting 21d de mitady sopapa kou. ito ny blogko www.njakanyaina.blogspot.com.
Mankasitraka!
Re: K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
tongasoa baina a!
genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Re: K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
Salut an, de tongasoa ee!!!
Reveko be daolo le sarinareo an!! za vô saika hiteny mintsy oe mitovitovy style @ i ALBII nareo kay nareo mpekama iany.
Rôvina nareo no hamoaka dessin animé e?? (@ ireo style de dessin reo an)
Maika ny ahita asa-tananareo eto @ telovongany!!

gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|