Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le deal à ne pas rater :
Cartes Pokémon 151 : où trouver le coffret Collection Alakazam-ex ?
Voir le deal

Albii tonga eto @ Telovongany

+5
Poumpouny
gasscreative
spectroplasm
ratsy
Albii
9 participants

Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Albii tonga eto @ Telovongany

Message  Albii Jeu 11 Mar - 0:17

Sali! Sali! Albii no anarako'(solon'anarana an tankaritisita) fa Mamitiana Randrianarisoa no tena anarako. Mpanao sary tam voalohany, bédé, animaka avy eo(2d 3d samy reveko) any @ 2d angamba no tena reveko na de efa somary ela izay tsy nikitihako azy izay. Tsy mahay 3d fa manetsika perso fotsiny aloha hatreto. Tonga eto zah fa mba misy ilàana azy ity zavatra ity sady an'isany voalohany. Bref! Milay ! De tonga eto izaho. Ho avy ny zavatra azo aseho. Ny laozika ampesaiko: Anime studio, ToonBoom Studio, Mahita Animate pro fa vao mianatra, 3ds max raha 3d(fa mbola basic be no hay), nampiasa vegas zah t@ voalohany raha montage vodeo, fa amzao efa nifindra monina any @ Adobe Premiere, raha resaka Adobe ihany, tia mampiasa After Effects be koa sy Toshop fa ny Illustrator no tsy de any loatra(Tsy haiko hoe maninn?), Ankoatr'zay manao Digital Painting koa, photoshop no be mpampiasa no fantatro fa ny tena tiako ny Corel Painter(version IX zah zao no ampiasaiko). Bref Tiako be ny resaka sary sy ny maodidina azy.


Dernière édition par Albii le Jeu 11 Mar - 0:43, édité 1 fois (Raison : Vinany forever)
Albii
Albii

Messages : 12
Date d'inscription : 11/03/2010
Age : 39
Localisation : Madagascar

http://www.mamitiana.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  ratsy Jeu 11 Mar - 11:26

tongasoa i Albii , dia manantena ahita ny asa-tananao maro be !
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  spectroplasm Jeu 11 Mar - 12:40

tongasoa Smile efa betsaka iany zany zavatra hainareo mikitika zany ka Smile na dia miteny aza hoe basique le 3D aza mataotra fa afaka mifampianatra foana e Smile zay no tena tanjona mankou
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  gasscreative Jeu 11 Mar - 13:27

Tongasoa i Albii!!
Manantena le sarinao be de be reveko reny e! de miandry animation 2D avy any aminao ihany ko fa zah miondana an reny!!
De mazoto mi-telovongany eto e!! bounce
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  Poumpouny Jeu 11 Mar - 13:31

Tongasoa, de miandry an-dry Boay Kely sy ny tariny (raha le olona eritreretiko enao) Very Happy
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  Albii Ven 12 Mar - 0:24

Boay kely tokotrany!
Albii
Albii

Messages : 12
Date d'inscription : 11/03/2010
Age : 39
Localisation : Madagascar

http://www.mamitiana.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  LTR Lun 15 Mar - 15:14

Bienvenue lesy a!
LTR
LTR

Messages : 18
Date d'inscription : 03/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo

http://www.ltr-artwork.com

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Tongasoa

Message  Teligone Lun 15 Mar - 21:59

Tongasoa RaMamt ,dia ataov bedebe ny sary ato e!
Manantenanareo,OK! Wink

Teligone

Messages : 5
Date d'inscription : 09/03/2010
Age : 35

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  Sedramahefa Sam 20 Mar - 1:33

Ah ! RaMamitiana ! Milay e! de tairo ny post ee! Ny kandrako aloh @zao de mpitsiriritra ny zv-bita eto !!!
Sedramahefa
Sedramahefa

Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Bienvenue

Message  Sneil 3;-) Sam 20 Mar - 15:33

Bienvenue a toi et que la force soit avec toi What a Face
Sneil 3;-)
Sneil 3;-)

Messages : 50
Date d'inscription : 11/03/2010
Age : 38
Localisation : Antananarivo

https://www.facebook.com/home.php?#!/thesneil?ref=profile

Revenir en haut Aller en bas

Albii tonga eto @ Telovongany Empty Re: Albii tonga eto @ Telovongany

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum