Yaga milalao telovongany
+4
spectroplasm
Poumpouny
ratsy
Yagami-Kun
8 participants
Page 1 sur 1
Yaga milalao telovongany
K'aiz...
Ohatra ny misy akamako iray nanipy lien nankaty avy tamina forum iray hafa dia ito ahy ito...
Otrany misy pseudo efa kobokoboko ihany ato ankoatra azy: DAML sy Sneil...
Ny ankoatr'zay, za kofboay, tia rock, tia games, tia mikitikitika matos (heu... XD) ary ny mba ho nofinofika dia hoe hikandra any amin'i Blizzard Entertainment any ("manofisa ihany l'ty a")!
De otrany mba mandalondalo sao ahitana traikefa...
Suré!!!

Re: Yaga milalao telovongany
tongasoa eto amin'ny telovongany
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Yaga milalao telovongany
Tongasoa e aza kivy mitsy fa ny nofy no elatry ny fanantenana, mety ho tafa any iany ela refa mande ny fotoana fa iza no mahalala?
Re: Yaga milalao telovongany
Tongasoa i Yaga, de tongava arak'izay nirinao marina e! Fa alefaso alo ze zava bita any mba angalanay fafiny
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Yaga milalao telovongany
yes!!!Yag mon pôte!! tongasoa eto amin'ny telovongany!!!! dia manantena mba ho tamana ato e!!!^^
Re: Yaga milalao telovongany
Ok bienvenue Gars post des truc un il y-a pas que le 3D un photoshop et tous les autre
Re: Yaga milalao telovongany
Tongasoa Ra yagami , hanao 3d amin'izay zany!
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Sujets similaires
» Efa en ligne i Telovongany
» Albii tonga eto @ Telovongany
» K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
» Albii tonga eto @ Telovongany
» K'aiza k'aiza ianareo eto am telovongany
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|