SOLDIER GIRL (WIP)
+2
ratsy
gasscreative
6 participants
Page 1 sur 3
Page 1 sur 3 • 1, 2, 3
SOLDIER GIRL (WIP)
Salut ndray! Te hanadino ny adintsaina isankarazany am fiainana de aleo manao 3D. Tsy fantatra akory ze tena tiana hatao fa de manao fotsiny aloha.
Indro ary ny sketch, andaniana andro fotsiny fa mety tsy ho ohatr'io akory ze ho atao eo.
Indro ary ny sketch, andaniana andro fotsiny fa mety tsy ho ohatr'io akory ze ho atao eo.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
start modeling ....
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
tena ao tsara le ketrika ! za ko njainjay mamorona sary 2d, fa mbola tsy navadiko 3D aloha le izy ! fa zao ataonareo zao ko milay
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
update
hanao ny sofiny ndray aloha zao. Efa betsaka ihany ny model efa vita misy sofiny fa aleo mikotrana foana iany refa mbola tsisy fotoana enjehina
hanao ny sofiny ndray aloha zao. Efa betsaka ihany ny model efa vita misy sofiny fa aleo mikotrana foana iany refa mbola tsisy fotoana enjehina
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Sambatra lesy ela mahay sary le. fa indraindray koa tsy evident mihitsy le mamadika sary ho 3D, indraindray impossible le volume en 2D. Fa sinon aloha manana tombony be le mahay sary eh!!!. Milay zany fiantiombohany zany. Miandry ny tohiny
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Sofina:
ny zavatra mahagaga am modélisation de na in-jato aza enao no mi-modéliser zavatra ray de tsy mitovy mintsy le mesh fa à chaque fois c'est un vrai casse-tête!
ny zavatra mahagaga am modélisation de na in-jato aza enao no mi-modéliser zavatra ray de tsy mitovy mintsy le mesh fa à chaque fois c'est un vrai casse-tête!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
update (somary nisy novaovaina kely ny masony sy ny molony)
ary mbola casse-tête foana koa ny manatambatra le sofina sy loha
ary mbola casse-tête foana koa ny manatambatra le sofina sy loha
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
update
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
tena efa avo lenta ! raraka mitsy ny rarakivy aminle hafaingam-pandehanareo
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
mizotra miadana, mety miovaova miandalana eny iany ny proportion rehetra fa tsy misy définitif daolo reo
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
ny tapany ambany
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
tena milay ka!! tena mahafe tsara ny SubD lesy ela, io no anisan'ny sarotra atao mankou indrina refa miainga tsisy dessin, fa tsara le asa toizo fa liana ny hijery ny ambony izahay
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
spectroplasm> ratsy> poumpouny> thanX daolo!!!
... ary ny tanany
... ary ny tanany
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
milay zay ngamba no azo ambara !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
ratsy> misaotra e! critiques koa anie azo ambara e!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
tsy dia hitako loatra ni ho critikena aminle izy satria mety amiko le izy , na le proportion anle vatany aza
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Gasscreative> Ka tsy misy ko efa mba miezaka mitady ho kianina ihnay fa eehehehe
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Update:
aleo alo miditra sculpt kely ndray fa tsitako ze accessoire ho atao!
zzzzzzzzzzzzbrushhhhhhhhhhhhhhhhhh!
aleo alo miditra sculpt kely ndray fa tsitako ze accessoire ho atao!
zzzzzzzzzzzzbrushhhhhhhhhhhhhhhhhh!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
he he he ! tena milay ! efa enjana be nareo, za ato makafy fotsiny
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
ao tsara!! tonga d mivoaka tsara daholo le detail anle torso miakatra Efa ela marina nareo no nikitika Zbrush ka, ny ahy mbola tsy lasa lavitra le izy fa juste hoe refa mila detail na normal map d zay vao mampiasa.
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
turntable
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
ratsy>spectroplasm>poumpouny> misaotra e! antenaina mba ho vita hatram farany ty wip ty fa za mantsy tsy mba mavita zvt atram farany zany mitsy.
Litle update:
Litle update:
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Le Pli pantal fotsiny otran symetrique de lasa tsy naturel. Casser-o any io symetrie io de to de milam
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Poumpouny> zay mitsy lesy no mampalahelo oe very le détail ravo mivadika any am MAX. Fa koboko ny fikan dry zalahy ka!! io izy zao raha hita sur pied, mazava oazy fa ra sur pied le vue tsisy détail na zaitra-na pataloha ho hitan lah zany fa refa le close-up reny ndray de hafa ndray le model (ohatra oe ny tanany de iny ihany no anaovana map 4K de mivoaka tsara le détail). Fa rah ohaatra oe io rehetra io no ataon la tena be détail, tsy ho ampy ngamba ra tsy map 16K.
Aleo fa miezaka foana tsika manao tsaratsara hatrany e.
Aleo fa miezaka foana tsika manao tsaratsara hatrany e.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 3 • 1, 2, 3
Page 1 sur 3
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|