SOLDIER GIRL (WIP)
+2
ratsy
gasscreative
6 participants
Page 2 sur 3
Page 2 sur 3 • 1, 2, 3
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Saika adino ny derikany
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Toizo fa tsara ka , le detail tsy voatery ho very ka, rehefa vita tsara io afaka averina 100% mitsy aza @3DS MAX fa somary lavalava le lalana makany, aza matahotra fa refa vonona ela d ampiko @le lalana hamerenana ny detail sous MAX
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Spectroplasm> Misaotra mialoha. Fa inn le technique?
Ra illustration le izy de mampiasa Decimation Master ah de tsy very le détail (fa tsy animable)
Fa rah ho animeko (zay no heritreritro) de mampiasa map ah (Normal, Displace, bump, diffuse, subdermal, spec, sns...)
Solution ray vao ho andramako zao de GOMAX 1.8 vao nivoaka omaly.
Fa refa vita daolo ny rehetra vo mitesté zany tsika e, indro ary alo tohiny kely!
Update: aleo takonana any io nono be silicon io
Ra illustration le izy de mampiasa Decimation Master ah de tsy very le détail (fa tsy animable)
Fa rah ho animeko (zay no heritreritro) de mampiasa map ah (Normal, Displace, bump, diffuse, subdermal, spec, sns...)
Solution ray vao ho andramako zao de GOMAX 1.8 vao nivoaka omaly.
Fa refa vita daolo ny rehetra vo mitesté zany tsika e, indro ary alo tohiny kely!
Update: aleo takonana any io nono be silicon io
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Manin ary ela no tsy miasa any Hollywood? Sady Rapide lesy le, kozy eh. Tohizo hatrany.
Zay zao am lundi indray vo connecté de manantena fa efa henjana izy amizany.
Zay zao am lundi indray vo connecté de manantena fa efa henjana izy amizany.
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Poumpouny> Mbola lavitra lesy vao voaray miasa any hollywood zany a! Ze itondran' Andriamanitra azy iany io e! Pour l'instant alo de eto Dago de miketrika tsy mihigany!!!
Enga anie mba misy fivoarana be be koko zany le wip hatram Lundi.
Courage!! courage !! Courage!!
Enga anie mba misy fivoarana be be koko zany le wip hatram Lundi.
Courage!! courage !! Courage!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Update:
Manandrana kely polypainting kely ndray aloha. Tsisy texture nampiasaina fa tonga de peinture sur polygon fotsiny io.
Mba nanao sary ihany aho efa hatram mbola kely fa le peinture otrany tsy mba fanaoko mintsy atram zay ka itako tena tsy manavanana ahy mintsy le izy.

Otrany madio be loatra le odiny (raha soldat zany), de nampiako tache menamena kely (mony) sy tatouage.--------> Sexy Soldier Girl
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
ratsy> misaotra e!
Update kely: juste nandoko le akanjo sy ni-tatouer ny nonony !! Aie! Aie !Aie

De tsy diso fanantenana tokoa ny tenanay fa tonga ity ny Alatsinainy ary tena hita fa nivotra.
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
poumpouny> omaly aza tsy nahakitika mitsy (efa samedi 18h ny update farany). Fa mikandra kely ndray alo zao de teritery ny fotoana hanaovako an le izy. Fa ho asiana tohiny io ka!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
ohatran'ny efa vita le izy zany ?? tena milay ranga
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
ratsy> le botte sy ny fehikibo sy ny tariny mbola tsy vita sady mbola ho riggena sy skinena ary ho animena
Le eritreritra alo bedebe fa le fanatanterahina mbola tsy any an!
De mbola anaovana Long Rifle beuuu izy de PA be flinjomin. Bref, mbola tsy vita ka!!
Le eritreritra alo bedebe fa le fanatanterahina mbola tsy any an!
De mbola anaovana Long Rifle beuuu izy de PA be flinjomin. Bref, mbola tsy vita ka!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Sali,Sali jiaby ndray.zay ndray vo mba nandalo fa somary sairana kely teo fa tena nilatsaka hatramin'ny solonifiko ry zalah mahita le zavabitanareo tena enjana oa
Zouzou3d's- Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Zouzou3d's> tsy adino nefa ny nanasa le solo niify vao nanaovana ndray?
Misaotra ranga am le kozy fa mbola be no lalana vao tonga am le vitan dry zareo vahiny e. Fa hivoarana be ko ange le manao WIP ato e, ka manentana anareo mba andefa ny asa tananareo eto am telovongany!!
Misaotra ranga am le kozy fa mbola be no lalana vao tonga am le vitan dry zareo vahiny e. Fa hivoarana be ko ange le manao WIP ato e, ka manentana anareo mba andefa ny asa tananareo eto am telovongany!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Update:
tsy nanampotoana mits fa omaly alina vao afaka nikitikita le kiraro sy fehikibo.
Nisy zava-baovao hay ndray teo ampanaovana ity tam Zbrush: assigning different material to subtools!
Indrisy fa tsy mbola exportable am soft sasany ny matériaux-n' i Zbrsuh nefa milay be sady rapida be.

Modeling props!!
Starting the long rifle!!!
Starting the long rifle!!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Kapo-batana ve le long riffle sa misy reference ? tena tsy andry mihitsy ny hahavitan'ity wip ty kle!!!
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Poumpouny> misy reférence ihany le basy fa vue de coté fotsiny sady tsy de ahitana détail firy. Soa fa tsy de mis manampahaizana am resaka basy (angamba) tsika eto ka tsy ahakobo oe tsy mitovy am tena izy
tohin le basy
tohin le basy
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
angamba an andraso e ito misy sarin'ilay basy ato amiko ato fa efa nananako tato efa elaela iany ilay izy satria nisy projet zay nilavana model ana basy bobaka be
ra mila basy hafa aza miakanakana fa mety ho ato amiko ato iany ilay izy na AK t@ taonjato-kadradraka io na AK anné 09
ra mila basy hafa aza miakanakana fa mety ho ato amiko ato iany ilay izy na AK t@ taonjato-kadradraka io na AK anné 09
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
M4 sa M16 ? Lol. tsy le basy GI Amerikanina ireny ve io, ra ireny de M16 no tiako kokoa, le misy lance grenady be eo ambany BOUUMMMMMMM . Fa sinon nieritreritra aho raha natao sniper koa le sipa mety milay ann, le mamono en Douce ireny, le fikam-behivavy eh, le tsy kobonao mihitsy fa efa any aminao ny bala vo tonga saina (Soa ihany fa mbola vo iray monja no vehivavy eto fa raha tsy izany mety tratran'ny angaredona eto )
Vazivay iray an-dalana hoy ny ntaolo izay
Edit : M4 raha io am le sary io.
Vazivay iray an-dalana hoy ny ntaolo izay
Edit : M4 raha io am le sary io.
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
refa niheritreritra ah de otrany tsy de tiako ndray le genre na basy otran zao!
Poumpouny> milay le vehivavy sniper fa aleo atao an le vehivavy mahery setra be reny izy!
Tonga de bibirakaka be le basy , j'ai nommé: MULTI BARREL GATLING GUN!!
Poumpouny> milay le vehivavy sniper fa aleo atao an le vehivavy mahery setra be reny izy!
Tonga de bibirakaka be le basy , j'ai nommé: MULTI BARREL GATLING GUN!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
mampiainga inspiraka mitsy le mahita zavatra ohatr'zao ! miandry ny tohiny foana
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
milay beu eh !!!! efa CAN kosa zao fa tsy mba ety am bolimpokotany tsony ka
ny ahy aloha le version torse nu feno tatouage no tiako e! le debardeur otran ny tsy mivoaka tsara zany fa otran ny rigide sy mihantona be zany le eo ambany helika!
raha manitatra iany de mba asiavo version robe de soiree ampisy contraste am le basy gidraka be sy le feminité an Kala e

maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: SOLDIER GIRL (WIP)
Maboule> tsy ratsy le eritreritra robe de soirée fa aleo fa ho ita eo!
Ho jerena ko le débardeur.
update kely: mandreraka sady mandany fotoana le mi-déplier UV
ty ary le UV le Gatling GUN
Ho jerena ko le débardeur.
update kely: mandreraka sady mandany fotoana le mi-déplier UV
ty ary le UV le Gatling GUN
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 2 sur 3 • 1, 2, 3
Page 2 sur 3
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|